HIRA FANEVA EKAR Tsaramasay 50 Taona 2011

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 3 окт 2024
  • Ny EKAR fo Masin'i Jesoa Tsaramasay dia nakalaza ny faha 50 taona niorenany ny 4 Déc 2011 ary nitokana ny tilikambo vaovao. Misaotra antsika rehetra nahatotosa soa ny taom-pakalazana sy ny fiaraha-mientana ka nahavitana ny tilikambo. Misaotra daholo e!

Комментарии • 5

  • @razanabelomargueite6160
    @razanabelomargueite6160 12 лет назад

    J'apprécie beaucoup ce vidéo. Excellent.
    Merci

  • @danivoniful
    @danivoniful 12 лет назад

    j'aime bien le vidéo , merci beaucoup , vous avez des talents , servez l'Église de tout votre cœur bonne continuation !

  • @raviky66
    @raviky66 12 лет назад

    Misaotra amin' ny ezaka vita ary mirary ny hahita vokatra hafa avy ao Tsaramasay.Samia ho tratry ny 50 taona manaraka sy ho tahian' Andriamanitra.
    Johnson RANDRIANARISOA

  • @razafiarisontokyeddy5130
    @razafiarisontokyeddy5130 8 лет назад

    ao tsara :) aza adino le famonoana omby @famaranana 55e e hahah

  • @ndrianambininajohary
    @ndrianambininajohary 9 лет назад

    miakatra demi temp in-dro ny beso fa tsara ilay hira, manatena fa averinareo indray mandeha ny prise audio.