DONDRESAKA DU 22 MAI 2016 FITAKIANA SENDIKALY SY FANONGANAM PANJAKANA BY TV PLUS MADAGASCAR

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 19 окт 2024

Комментарии • 20

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 8 лет назад +1

    Harifidy , tsy mahatsapa ny fahoriam bahoaka fa SARIBAKOLINY RAJAO

  • @sparifelana
    @sparifelana 8 лет назад +1

    mba misy mpamakafaka politika dondrona eto ka!tsy menatra mihitsy milelaka V...!!!!!

  • @balimalalachou9625
    @balimalalachou9625 8 лет назад

    Matotra b ngah Député miteny.

  • @tsiryharison5475
    @tsiryharison5475 8 лет назад

    Fa ny tanjona zalah reto zan de rehefa de hanambola de milatsaka Députés ,,,tena lalaovinlisany ny fitondrana fanjakana sy ny Vahoaka Malagasy ,,,,

  • @JeanBaptisteRakotomavo
    @JeanBaptisteRakotomavo 5 месяцев назад

    Diso be zany

  • @fenosoajoniaandrianantenai6021
    @fenosoajoniaandrianantenai6021 8 лет назад

    Fa ny karaman'i Rado rabarilala moa otrinona no manome tsiny ny mpiasampanjakana?

  • @melevolasoa5960
    @melevolasoa5960 8 лет назад

    fanjakana efa tsimihaino bola iresaka ino aminy koa

  • @JeanBaptisteRakotomavo
    @JeanBaptisteRakotomavo 5 месяцев назад

    Fanongana panjakana tam 2009 , io raharifidy enao aza mandainga

  • @andryniainar
    @andryniainar 8 лет назад

    Na inona na inona lazainareo mpitondra Fanjakana miaraka@io Président amin'izao io; ny zava-misy dia tsy miaina milamina ny vahoaka (maro no sahirana, tsy mandry fahalemana, mbola misy ny tsy manan-trano, sns...)

  • @rafanomezantsoatantely2538
    @rafanomezantsoatantely2538 8 лет назад +2

    Harifidy jamba ee

  • @mireilleravelomanantsoa1594
    @mireilleravelomanantsoa1594 8 лет назад

    Sempotra ve ilay Harifidy

  • @JeanBaptisteRakotomavo
    @JeanBaptisteRakotomavo 5 месяцев назад

    Teteza mita volan mpanjakana bois rose volamena fa aza mandainga raharifidy

  • @lovasoarazafindramanana9501
    @lovasoarazafindramanana9501 8 лет назад

    namana barinjaka

    • @HARLYJ
      @HARLYJ 7 лет назад

      Lovasoaytgoxo
      a RAZAFINDR AMANA NASCAR628a
      3
      . yl

  • @TieHealthy
    @TieHealthy 8 лет назад

    Mr Le Deputes tsy ilaina mpamantsy vola ny fanondrotana ny karama fa na ny hetra alohantsika aza tsy lany ataovy ny calcules fa diso be ianao mangatakaaminao izaho mba ataovy calcules de zarao fa tokony ambony dia ambony ny karaman ny isambatan,olona raha ny hetra alohan ny olona rehetra,ny mahagaga de ianareo ihany no be karama sy ndry harifidy sa ve ianareo efa tafa de manao tsinontsinona ny hafa !misolelaka sady mivoaka miditraaiza no misy mpanao gazety hitongilana resaka karama no resaka ravalomanana no tenenin raazoky

  • @melevolasoa5960
    @melevolasoa5960 8 лет назад

    Harifidy bola tehiverina@ taloha aza mizaha ilay efa lasa toetsaina lomoringny marikoriko miela angny

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 8 лет назад

    Harifidy nullllll

  • @yvesralays6024
    @yvesralays6024 8 лет назад

    aza miantso olona mpanao gazety ohatran zao intsony mpanao analyse tsy maka partie tahaka an zao diso be tv plus naka azy iza moa io fa tsy rahalahiny maurice tsiavonana

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 8 лет назад

    Air Madagascar, business 101. Ahoana no hividiananao Airplane discontinued and try to run a business with it. Aiza ny common sense?

  • @ainar8758
    @ainar8758 8 лет назад

    Tsy mivoatra mints elah ry harifidy an ! plus nul que jamais !