Ny tenako aza eto efa te hiverina any Europe fa efa manomboka leo amin'ilay fiainana eto. Fenobe ny loha nefa tsy afaka ampiasaina akory ary lasa mivarilavo ny farany. Nianatra tany europe ny tenako fa tsy afaka ampiasaina eto akory ilay fahalalana.
Tsy olana @ gasy any ivelany na mody an- tanindrazan izy ireo na tsia. Ary tsy vao i Koto irery f'efa maro be dia maro be N 'aiza n'aiza firenena misy azy ireo Izay te hody mody ,izay tsy te hody. mijanona.Ary izay tian'lay olon'ihany io
Iźay maha diavolana anao no hataovy ry Koto ô!Tsy voatery hilevina any Madagasikara ny malagasy aty hivelany,tsy misy lalana milaza an’izany!Izaho aloha dia faniriko no hilevina any @ dadako ao Madagasikara fa tsy hanaraka ny vadiko,ka diso ve aho?
Koto â! Tsy tokony hisy tsipaipaika izany fa efa efa mandoha hetra daholo ny malagasy fa makaiza daholo ny volan ny gasy tokony hanaovana lalana? Ny mpitondra no tomponandraikitra voalohany!
Inona koa ary ity mahazo an iKoto hoe leo tanteraka ? misy faritra 22 ao Mada 6 provinces ,sites touristiques tsy voaisa ,bizina tsy hita ho tanisaina ,feno olona ambony azo hifandraisana ,restaurants ,sipa sy ny sisa ,ao daholo ny ditra rehetra ,nefa dia hoe leo ,,,,,,,,,,? BIZARRE
Oka hazava ry koto fa enao no nivoy ny hoe enjehin fanjakana fa raha izahay mahita fa tsy important @ fanjakana enao fa ny gasy otranao no miandry anao any @ vava beanao io fa aza mahay mitesaka eo a! Ts enao nga no miteny fona hoe azo atao tsara mitsidika an i madagasikara manankarena toerana sns kontsis nin nin azo atao ahoana mo any e! Miseho matikambo anefa kay mbola tranon havana no vantanina any dago 😂😂😂
Ka iela koa anie b VAVA loatra sady manambany!tsy iRajoelina ihany anie no tsy tian iela any fa n'y ajamaroan n'y olona,lanajarama garde de corps angamba
Karazana "Clash of Civilizations / Samuel P. Huntington" eo amintsika samy malagasy no mahataraiky antsika mianakavy. Tsy mitovy rano nandrwaña mariña ka sarotra ny hifanoro lovoka. Ny firenena "nisafidy" ny handroso efa any amin'ny AI sy ny karazany no mifampitady. Ny antsika mbola ady amin'ny feeling voronkitsay amin'ny seha-piainana andavanandro no hiadiana varotra sy hifampihinanana 24/24. Lalana tsy misy, na misy dia ratsy dia ratsy. Ny lalàna velona diadiaviña/hitsakitsahina isak'izay tontotry. Efa tsisy raha manjary fwa heky eh! i Koto mañano ny nataon'i Josoa nitaña masoandro tsy hilentika alõhan'ny handreseny ny fahavalony (haizina) ndrèka nanjary voavalavala vato & tiven'ôlo famaky. Antsika samy gasy fwaña no tèña sakaña sy sampoña mamorery antsika.
ilay volamena 50Kg navoakan Mialy Rajoelina asina resak fa tsy resaka manadany jiro. refa hilevina dia any zany ko, zany ko ve dia mila atao oataota eto
Izay tany ahitana soa dia tanindrazana faharoa e.
Aiza kosa eh! Rehefa tsy eo amin’ny toerana intsony Andry Rajoelina, izay anao vao afaka mody. Anao olona tsy namono olona na nangalatra ary Malagasy no teratany Malagasy, nahoana ianao tsy afaka mody any Madagasikara na ho samborina? Raha misy ny fisamborana, rafozan-dahany no tokony samboriny fanjakàna ary adiadiana momba ny volamena. Betsaka olona nanodikodina volam-panjakàna, nanolana vehivavy, mamono olona, maninona tsy ireny no faizin’ny fanjakàna? Malagasy mitovy aminay rehetra anao, ary Madagasikara tsy natokana hoan’ireny manakana anao tsy hiditra ao Madagasikara.
Ny tenako aza eto efa te hiverina any Europe fa efa manomboka leo amin'ilay fiainana eto. Fenobe ny loha nefa tsy afaka ampiasaina akory ary lasa mivarilavo ny farany. Nianatra tany europe ny tenako fa tsy afaka ampiasaina eto akory ilay fahalalana.
mverena @Europe, fa ati n Epanouissement garantie à 99,999%
eh marina dia marina ary marina tsy azo lavina ny voalazanao merci grand merci
Tena Vendrana marina ny Gasy monsieur Koto an.Fa ny mahagaga ahy indrindra dia ireo atao hoe manampahaizana
Tsy olana @ gasy any ivelany na mody an- tanindrazan izy ireo na tsia. Ary tsy vao i Koto irery f'efa maro be dia maro be N 'aiza n'aiza firenena misy azy ireo
Izay te hody mody ,izay tsy te hody. mijanona.Ary izay tian'lay olon'ihany io
👍💯❤
marina ny anialay lesy .
F'angaha tsy maintsy mody e ??? Miaina tsara @ izay misy ny fiariana sy ny fonenana.
@@abadousamoelmaulerlaingoha1578 ❤️
Iźay maha diavolana anao no hataovy ry Koto ô!Tsy voatery hilevina any Madagasikara ny malagasy aty hivelany,tsy misy lalana milaza an’izany!Izaho aloha dia faniriko no hilevina any @ dadako ao Madagasikara fa tsy hanaraka ny vadiko,ka diso ve aho?
Koto â! Tsy tokony hisy tsipaipaika izany fa efa efa mandoha hetra daholo ny malagasy fa makaiza daholo ny volan ny gasy tokony hanaovana lalana? Ny mpitondra no tomponandraikitra voalohany!
... me too , I prefer " Comoros",😅
Inona koa ary ity mahazo an iKoto hoe leo tanteraka ? misy faritra 22 ao Mada 6 provinces ,sites touristiques tsy voaisa ,bizina tsy hita ho tanisaina ,feno olona ambony azo hifandraisana ,restaurants ,sipa sy ny sisa ,ao daholo ny ditra rehetra ,nefa dia hoe leo ,,,,,,,,,,? BIZARRE
Moi aussi
@ firongatry ny halatra taolam-paty zao d betsaka ny gasy tsy te hilevina any Madagasikara, matahoatra ny ho very faty
❤, velona mjali, mati mis mangalatra os, tss c'est deja l'enfer la bas,
Oka hazava ry koto fa enao no nivoy ny hoe enjehin fanjakana fa raha izahay mahita fa tsy important @ fanjakana enao fa ny gasy otranao no miandry anao any @ vava beanao io fa aza mahay mitesaka eo a! Ts enao nga no miteny fona hoe azo atao tsara mitsidika an i madagasikara manankarena toerana sns kontsis nin nin azo atao ahoana mo any e! Miseho matikambo anefa kay mbola tranon havana no vantanina any dago 😂😂😂
tena marina ny anao Koto a
tena bado ny akamaroan ilay olona ts mahatakatra zavatra lavitra fa fialonana sy habadona no betsaka
Tena sao dia ianao ihany ary izany critiquer nao zany fa tena contradictoire be ilay izy. Sady mitady ho vulgaire indraindray @ ilay hoe mamely S.... sady misy complexe de superiorite misisika eny an'elanelany eny, frustration koa angamba izany
Mba modia de mba te hihaino anao miteny ao mahamasina mba hoany aho hihaino discours nao
Raha tsy te ho moana dia mijanòna any. Hitanao ry Razafitsiandraofa Brunel, ry Razanamahasoa Christine,...
anao zany tsy mba afaka mamorona ny zavatra tianao rehetra izany @ toerana tianao andeanana ?
initule ko n iveranan Koto ani, resaka fotsin no atao d mba (ani vao maika veri n mpangalatra os, na au moins atao cendre)
Ka iela koa anie b VAVA loatra sady manambany!tsy iRajoelina ihany anie no tsy tian iela any fa n'y ajamaroan n'y olona,lanajarama garde de corps angamba
Karazana "Clash of Civilizations / Samuel P. Huntington" eo amintsika samy malagasy no mahataraiky antsika mianakavy. Tsy mitovy rano nandrwaña mariña ka sarotra ny hifanoro lovoka. Ny firenena "nisafidy" ny handroso efa any amin'ny AI sy ny karazany no mifampitady. Ny antsika mbola ady amin'ny feeling voronkitsay amin'ny seha-piainana andavanandro no hiadiana varotra sy hifampihinanana 24/24. Lalana tsy misy, na misy dia ratsy dia ratsy. Ny lalàna velona diadiaviña/hitsakitsahina isak'izay tontotry. Efa tsisy raha manjary fwa heky eh! i Koto mañano ny nataon'i Josoa nitaña masoandro tsy hilentika alõhan'ny handreseny ny fahavalony (haizina) ndrèka nanjary voavalavala vato & tiven'ôlo famaky. Antsika samy gasy fwaña no tèña sakaña sy sampoña mamorery antsika.
Mety ho cimetière fotsiny ko ngamba i M/ca amzoky.
Za koa ilevina aty 😂
👌
Bizna mety amzoky zao de mamorona antokompivavahana, fa mahay mitoriteny
Rijasoa Manana
Marina ninao koto
kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkk
ilay volamena 50Kg navoakan Mialy Rajoelina asina resak fa tsy resaka manadany jiro. refa hilevina dia any zany ko, zany ko ve dia mila atao oataota eto
n jiro n Mada no lani, fa ts n jiro n Koto 😊
Vao mody any tonga de any tsiafa
Mba modia nefa anao de tena malagasy inona ny antony nanakiana loatra ny fitondrana matahotra ve?
Navokany mialy radomelina ny volamena 50 kg