I tumbled upon your great video while I was trying to explain to my friends what exactly is "vary amin'anana" . It's really great and it gives you a feeling of longing. It's a shame there are not that much videos on Malagasy cooking, more less in french,but well, this will help other discover what is malagasy cuisine exactly. Thank you again for posting this, it's really great.
Nnice Video! Mahagaga koa madmwasel kely zany milaza iz fa ts mbola mihinana amin na toerana tahaka an'io mihintsy hatrazay, kanefa le mpivarotra aza nilaza taminy hoe: "Atao amin'le mahazatra ihanyyy". HIhi indro kely fa entre tsika gasy ihany zany ee. Bon courage hoan le mpikarakara sy le mihofana ho documentatrice , tohizo fa mahafinaritra
Misaotra Lalatiana for making the video of vary amin'anana....it sure brings back memories, that was one of my favorite Malagasy meals. I am going to try to make it here in Etats-Unis. What green leaves do you recommend for the ana'mamy? I have tried it with collard greens but I think the flavor of rapini or broccoli rabe might be a better match to that taste I have been missing from Madagascar.
@nurenjie Misaotra e. Iezaka ny anatsara hatrany ny vidéo documentaire ;) ahaha tsy dia nifankahazo ilay resaka. Tsy mbola ninana vary amin'anana teny amin'ny sisiny aho raha tsy nifindra nipetraka teny Andoharanofotsy. Dia lasa tamana ka tapa-kevitra fa anao an'ilay reportage. Fa tsara kosa aloha ilay vary amin'anana teo amin'io mpivarotra io an na dia somary tsy dia tena ao tsara aza ny fahadiovana. Izao rehefa mandalo any aho dia mbola mitsidika kely eo hihihi
I tumbled upon your great video while I was trying to explain to my friends what exactly is "vary amin'anana" . It's really great and it gives you a feeling of longing. It's a shame there are not that much videos on Malagasy cooking, more less in french,but well, this will help other discover what is malagasy cuisine exactly. Thank you again for posting this, it's really great.
Nnice Video! Mahagaga koa madmwasel kely zany milaza iz fa ts mbola mihinana amin na toerana tahaka an'io mihintsy hatrazay, kanefa le mpivarotra aza nilaza taminy hoe: "Atao amin'le mahazatra ihanyyy". HIhi indro kely fa entre tsika gasy ihany zany ee. Bon courage hoan le mpikarakara sy le mihofana ho documentatrice , tohizo fa mahafinaritra
Ur english is good. Im in the "Etazonia" right now and this video reminds me of Madagascar. Thanks for posting it. That looks YUMMMY!!
Misaotra Lalatiana for making the video of vary amin'anana....it sure brings back memories, that was one of my favorite Malagasy meals. I am going to try to make it here in Etats-Unis. What green leaves do you recommend for the ana'mamy? I have tried it with collard greens but I think the flavor of rapini or broccoli rabe might be a better match to that taste I have been missing from Madagascar.
I'm glad you liked the video! I will try to make more videos of Malagasy cuisine. Thank you for stopping by :)
Thanks to the tips.
@lemurbaby Ça me fait plaisir :)
i might konw you
@KevinHarrisonManase Tx. I'm glas u liked it. N yes, it's yummmmyyy ;)
Merci, c'etait sympa!
mazotoha minana tompoko tsara be ny vary amin anana
@nurenjie Misaotra e. Iezaka ny anatsara hatrany ny vidéo documentaire ;)
ahaha tsy dia nifankahazo ilay resaka. Tsy mbola ninana vary amin'anana teny amin'ny sisiny aho raha tsy nifindra nipetraka teny Andoharanofotsy. Dia lasa tamana ka tapa-kevitra fa anao an'ilay reportage. Fa tsara kosa aloha ilay vary amin'anana teo amin'io mpivarotra io an na dia somary tsy dia tena ao tsara aza ny fahadiovana. Izao rehefa mandalo any aho dia mbola mitsidika kely eo hihihi
Tsara lay reportage fa tandremo lay tavin- kena fa be ny aretina ,oh : ny aty .vavony , voa . satria ireo no aretina be mpahazo ny olona @ zao
Tsara e
zany revy rehefa vrai
Misaotra e :)