TAITRA T@ FITARAINANAN' I MAMY GOTSO NY MPITONDRA KA NITONDRA VAHAOLONA HAINGANA

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 1 дек 2024

Комментарии • 11

  • @tefyrandry6634
    @tefyrandry6634 2 дня назад +1

    Tamin'ny andron'ny TIM reny nadio

  • @nivorakotondrabe
    @nivorakotondrabe 3 дня назад +5

    Ka ireto mpitondra ireto zany tsy mahafantatra izay ataony mihitsy ra tsy tairina ???
    Na resaka tatatra tsetsina aza de Prezda no anaovana merci ??

  • @ClorithoNirvola
    @ClorithoNirvola 3 дня назад +2

    Tany misy technicien ve manao asa tsimanjary be Kara io,?? 😢😢😢

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 3 дня назад +2

    RETO MPITONDRA RETO ZANY MILA TAIRINA VAO MIKOROPAKA

  • @RakotoDede
    @RakotoDede 3 дня назад +1

    Mapalaelo mihitsy le Madagascar

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 2 дня назад

    Sambatra ry Mamy G. mahafantatra namana ambony ao @ fitondrana!

  • @WendyAthena
    @WendyAthena 3 дня назад

    Raha tsy ni speak english zany tsy taitra😂

  • @AngelineRasendrasoa-m4t
    @AngelineRasendrasoa-m4t 3 дня назад

    Misaotra Mamy a! misaotra anao ihany koa Atoa Président de la république namaly n'y antso natao Atra avo indrindra anie homba anareo mianakavy.

    • @tojorandriamanarivo9014
      @tojorandriamanarivo9014 2 дня назад

      inona no isaorana président.jereo tsar le video mamy gotso fa efa nitaraiana amamtaonanay fa tsy nisy raraha fa nanao video efa tezitra sy hitan olona rehetra zay vo mody nanao reaction.aza misolelaka fa araho tsara ny réalité

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 3 дня назад

    de n'importe quoi , asa tokony atao isan'andro de otran rny hoe inona ireny. otran hoe asan soferan taxi mamel fiara de izay no atao tantara be eo.