Nanome valin kafatra an'i Lalatiana i Marc Ravalomanana

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 24 янв 2025
  • Mafana indray ny Raharaha politika eto Madagasikara. Mihenjana ny tady eo amin'ny à toko mpanohitra sy ny mpitondra. Taitra noho ny fisian'ny antoko firaisan-kina ny TGV.
    Mankasitraka antsika mpanaraka ny chaîne, abonnez-vous!
    Araho ny chaîne raha mbola vaovao ianao!
    Crédit vidéo : MBs, page Marc Ravalomanana.
    Miniature : Marc Ravalomanana copyright
    Tantara rehetra eto @youtube: urlzs.com/qdgv2
    Abonnez-vous à notre chaîne RUclips: / rbcgtv
    Suivez-nous sur Facebook:
    Dr Rasoatakalosoandro: / dr.rasoatakalosoandro
    RBC G Tv: / rbcgtv.mg

Комментарии • 27

  • @hermannstamm5237
    @hermannstamm5237 11 месяцев назад +1

    Merci Ravalo ,nefa mba fantatraho ve fa taminao tei @ fitondrana dia nobahananao daholo ny rehetra ka nahstonga ny fahantrany vahoaka
    Tena lehilahy lehibe tsy menatra ianao

    • @zafinjanadambo
      @zafinjanadambo 11 месяцев назад

      Tsy fantan izay mboma miaro azy izany ranaman aaa..tokony mba menatra aza lery resin i siteny.

  • @AlbertosRatsarafidy-zg8pk
    @AlbertosRatsarafidy-zg8pk 7 месяцев назад +1

    madamo lalatina topoko tsisalama haratsaina azafady

  • @RivoHarizaka
    @RivoHarizaka 7 месяцев назад

    TENA MARO TSY ILAOZAN'OTA.

  • @olienrandriambalonomena9405
    @olienrandriambalonomena9405 10 месяцев назад +1

    Tsara ny ataonareo, vonjeo ny firenena fa potika tena potika, anjakan'tsy rariny.

  • @perlinegauthier4095
    @perlinegauthier4095 10 месяцев назад +1

    Efa zatra ny mangalatra defa.matahotra sahady

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 11 месяцев назад +2

    Iza ko no matahotra ny rajoely, izy de loham-boto no ao antsainy.
    Mbola te angalatra izy mianakavy.

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 11 месяцев назад +1

    Mazava ho Azy Aza avela manjaka tokana

    • @hermannstamm5237
      @hermannstamm5237 11 месяцев назад

      Be indray aloha ny hijaly eritreritra @ ity fifidianana manaraka ity nefa tadidio ry fisa molotra isany fa kotozafy hiany no lexice eo

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison 11 месяцев назад +2

    Mbola miseho milay eo ihany ilay Andevo lany lera (lalatiana) Io,
    Tsisy matahotra izay ianareo fatin' olona rajoelina sy ny forongony lany henatra Tsy hasian' ny olona hasina, voaompa, mahazo ialahy, dondrona...

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 11 месяцев назад

      🤣🤣🤣🤣🤣

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 11 месяцев назад

      Fa Iza aloha no tena dondrona ô ? Tsy Ilay niezaka hianjera domelina ANANKIRAY, niantso namana 11 lahy, nefa tsy Naha-ovoka hatr@ Zao ??? Mazotoa mihinana soflera êê !

    • @tianacaro2398
      @tianacaro2398 10 месяцев назад +2

      Fifidianana natao amboletra sy hala-bato miopapana no mba nandreseny, heveriny ve fa tsisy pahita ny halatra volamena sy volam-bahoaka ireny, hitondra loza ho an'i taranaka amparamandimbiny ny zavatra izay nangalarany,.

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 10 месяцев назад

      @@tianacaro2398 Marina izany! Tena loza ho anareo mianakavy n'y halatra bevava nataon-dry Mananasy sy ny forongony!!!

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 11 месяцев назад +1

    Mangovitra raBemolotra fa nanantena hanjakazaka @ tsy antony.
    Ny vady nampigadrana hereana ry BM ah.
    Henon'ny sofinao tsara ny tena mangarahara zay.

  • @nerenaalydiaharimino7843
    @nerenaalydiaharimino7843 10 месяцев назад

    Defa anareo tavandrainay vahoka, tompoko

  • @hermannstamm5237
    @hermannstamm5237 11 месяцев назад

    Ianao miteny be militra io ve tonga lafatra, ny hevitra no ampiedio fa aza dia manatena anao hoe anjely

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 11 месяцев назад +2

    Ralalatina be molotra ve mbola mihevitra fa ho azy irery ihany ny fifidianana, efa zatra mangalatra ireto fitondrana ireto, efa manakarena daholo anie nareo ry fitondrana, izao zao aiza ny vola nomen'i L'UE tamin''ny heritaona ?

    • @zafinjanadambo
      @zafinjanadambo 11 месяцев назад

      Tsy manisa vola na avy tam europenaina tsy hita na avy tam bank mondial tsy hita ny vahoaka 52 % nifidy à drajoelina teto antananarivo contre 22 % i ravalo...manisa zava bitan dtajoelina toy izay zava bitan io rangahy cravate menan draa 7 février ny vahoaka...12%???? 😂😂😂🎉🎉

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 11 месяцев назад +1

      Ary Ilay makorelina bé molotra anankiray mialokaloka ao ambany helik'i lafrantsa sy kilalaon'ny miaramila frantsay ? Ntsss!

    • @zafinjanadambo
      @zafinjanadambo 11 месяцев назад

      @@DARIVONY samy ambany fahefan ny frantsay daholo zay nitondra teeeeto!!!oadraaay

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 11 месяцев назад +1

      @@zafinjanadambo MBA tanisao tombotsoan'i lafrantsa nataondrizareo hoe ato !!!

    • @zafinjanadambo
      @zafinjanadambo 11 месяцев назад

      @@DARIVONY any am resaka diplaomasia no jerevo tombotsan ny la frantsa...fa tsy mangady volamenan ny malagasy toa nataondrajao nul namel sinoa nitroka volamena teto

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 11 месяцев назад +2

    Lareunion. Kely no vitany ndao
    Hifidy depute fa tsy i mamasaosy no hanoro hevitra hoe aza midfidy

  • @tahiryandrianirinasoa9012
    @tahiryandrianirinasoa9012 11 месяцев назад

    asio kalitao koai lay audio anao fa fotaka be