Tena marina fa ola miavaka tokoa isika satria i Jeso Kristy no mitoetra ao ampontsika .sambatra anie isika e satria mazava ny lalana alehantsika Amen Amen Amen
Tena marina mitsy fa "olona miavaka ianao"n'inon2 atao n'aiza2 aleha!f'efa nandray an'i Jesosy famonjena lehibe indrindra!Voninahitra ho Azy irery ihany hatrizay ka ho mandrakizay !
olona miavaka ianao na aiza na aiza misy anao ary nataon'i Tompo ho vavolombelony hatrany am-paran'ny tany! de mirary soa ho an'ny Groupe TDL de mahefa be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo fa hafa mihtsy ny midera an'i Tompo e!!!
Love the song TDL, Congratulations!!!! Definitely encouraging!!! I thank all the TDL team for doing such an amazing job!!! Keep up your awesome work for the Lord!!!

Jesosy Kristy Iany noho ho antsika mino Mandra-kariva ary Mandrakizay. Amen!
Ny mpanompoko efa nofidiko tsamba hoariko satria efa nandray any JESOSY 🙋♂️🙏💖A.MEN
Ny olona navahana tahaka antsika dia tia midera @ fifaliana sy manandratra @ fahamarinana ary mihoby @ fitsikiana. Haleloia!
Alléluia ❤️🔥
Rehefa nandray an Jesosy ho Tompo dia tonga olona miavaka h@ farany ♥️
Tompo oh! Misaotra hatrany 🙏🙏🙏
Mankasitraka ô, tafita ny hafatra, tahin' i JESOSY
Marina izany e zato isanjato! Milamaharitra hatr@ faranyfotiny!Amen!
tena olona miavaka tsika e olomboafidy e. misadrata avo tdl an
Jesosy ihany no manao izay mety
fa mahay manao mihoatra noho izay nofisitsika mits aza
aoka iseho foana ny maha olona miavaka anao e
misaotra mampatsiahy eh ;) miavaka marina refa mandray any Jesosy fa otrany adino ndraindray
Amen! misaotra tompoko fa mahafinaritra ny kanto atolotrareo ho anay mpankafy
olona miavaka tokoa ny managna sy ny mandray an I JESOSY ho Tompo sy Pamonjy ny fiainany
Mankasitra ee tsara jesosy olona miavaka anao satria efa nandray any jesosy
Love the song TDL, Congratulations!!!! Definitely encouraging!!! I thank all the TDL team for doing such an amazing job!!! Keep up your awesome work for the Lord!!!
Miavaka amin'ny rehetra ianao rehefa mandray an'i Jesosy!!!
je kiffe tdl.
olona miavak enao @jesosy !!!!!!
Lasa hira tsy afaka ambavako ity. Misaotra ny mpihira. Ny antsika tsy tahaka anzany ley retsy e, fa Jesosy ihany no manao ze mety.
Raholiarimanana Lydia ⛪⛪
misaotra é Tahiny Tompo daholy nareo ,olona miavaka ianao (speciale) Genesisy 12:1 ,tsara be ,zaime mihitsy ,itany Tompo io
Miavaka aho... misaotra ee!!!
Tsara ny Tompo eh!! Sady MPanao ny tsara de manavaka ny zanay rehetra ho @ fahtsarany!!
Tena mifono hafatra tsara ilay hira, tena tiako.Tahin'ny Tompo
Tena tiko b koa ty hira ty an , deraina Jesosy fa olona miavaka isika. Misaotra ny mpihira ô
sara be fa mampahery ny mpanara-dia an'i Jesosy 🌕🌟💌
Misaotra eh, tsara be!!!!!!
mankasitraka TDL a!
Tena tiako be le izy oh.
rehefa ao amin'ny Tompo koa anie tsy maintsy miavaka foana e...
Amen,alleluia
fantatro fa ny fahasoavana avy @ Jesoa tokoa no naha toy zao ahy!! ka hatolotr'Azy ny fiainako mantolo!
tena tsara b daholo ny hiranareo ,mankasitraka indrindra Tompoko
Tiako be mankasitraka!!!!!
Miavaka mihits ny olona manana an'i JESOSY tsy ny tsy manana Azy
Ary havahany ny manaompo sy ny tsy manompo hoy Izy any amin malakia 3,18
AMEN
❤❤❤
Marina zany e
makasitrak eeee.. (y)
Mostra Tdl Almeria amen
marina miitsy zanii
Mahery ny ran'i Jesosy
AMEN 🙏🙏🙏
Ireo izay mitady ny feon-kira dia araho ity lien ity ruclips.net/video/03bgOp_Jtqg/видео.html