Tantara Malagasy - ONJAM-PIAINANA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
HTML-код
- Опубликовано: 21 окт 2024
- ONJAM-PIAINANA
Tantaran'i Radio Don Bosco
Ankohonana iray sahirana ara-pivelomana no misy an'i Koloina. Tsy nomeny fiaraha-monina hasina ity zazavavy fa zaza sary sy mahantra. Mangataka no fomba hanampian'i Koloina ny reniny, izay mpaka rano sy mpanary fako. Noentin'i Harena tany an-tranony i Koloina, ary niaran'ny teny mahery sy fanilikilihana ilay zazavavy....
I Tovo sy Harena mivady dia isan'ireo ankohonana manana ny ampy. Noraisin'izy mivady hiasa an-trano tao aminy i Sahondra renin'i Koloina, ary tonga nalemy fanahy sy hantra olona i Tovo vadin'i Harena. Fotoana tsy nampozina no nahalalan'i Tovo fa hay olotiany taloha i Sahondra ary zanany i Koloina...
Mpanoratra : Randriamihaja
Mpilalao : Le Mec, Holy, Saholy , Carole, Aurelie
Mpanatontosa : Holisoa
Nandray feo : Tovo Razanamamonjy
Tantaran'i Radio Don Bosco
Tantara Indray Mihaino
Tantara Malagasy
#tantara
#sarymihetsika
#onjampiainana
Misaotra nizara ❤❤❤
Mankasitraka
Misaotra nizara ai tsara ❤❤
Misy marina n'y vohalazanao Ramose,n'y fahatrana efa tena manenika n'y zaza manototra n'y tanana. Misy fadisohanareo lehilahy koa anefa ao ,tokony hafehy n'y filandratsy vao mahita vevavy Dia tsy mafe tena ,mahavita Manola mihintsy . Ramijery n'y biby aho dia hitako fa tena misy saina nohony olona , Tonga n'y printemps vao mikasika n'y vadiny izy satriha n'y ririnina tsy velona n'y zanany.