Rehefa mankany Afrika ny vazaha dia endrika "Afrikanina" no andrasany, izany no mahatonga hoe ny endrika i Koto no "manara-penitra". Raha mankany Asie izy na mipetraka ao Paris 13ème ohatra, dia ny endrika "Asiatika" indray no lasa manara-penitra ho azy, dia ny Merina malama volo indray no mahazaka sipa no i Koto.
Misy video ity sendra hitako: ruclips.net/video/JftPNZQcPHE/видео.htmlsi=lOrube546gI4RCrR Ary misy article na blog angamba ao @ description izay gasy ni manoratra azy
Rehefa mankany Afrika ny vazaha dia endrika "Afrikanina" no andrasany, izany no mahatonga hoe ny endrika i Koto no "manara-penitra". Raha mankany Asie izy na mipetraka ao Paris 13ème ohatra, dia ny endrika "Asiatika" indray no lasa manara-penitra ho azy, dia ny Merina malama volo indray no mahazaka sipa no i Koto.
Izay tiana sy mifanaja ihany no tsara
😅tsy natao oe hatsarana am tarehy no mahatsara ny olona ray fa mikoty ny fanahy sns.Merci Mr Koto
Merina Ilay fohy kely boribory 🤣🤣
Ary mba ahoana ny bandy tsara ahoany ny hevitrao ?
Vazaha tsy Tia bandy malama matsantso fotsy merina reny
? 🤮
Le tianao ve no tsara?
Kay zah tsara😂😂😂
Aza mifamely akaiky ry anona, fa zahay avy any Antsirabe koa na tsy lava vol9 aza😂
Marina zany Koto aan🤣🤣
😂😂 inona indray tsy aritra anao avy @na Bira ramose a 😂😂
Antidahy be ty sipa tsy afaka Ambavany
Firy mètre iela koto fa ohatry fohy ihany
1m66
A vie ilay taketra 😂😂😂😂😂😂😂😂😂
Tsy efa tokony hipetraka amy zay ve rakoto a , efa antitra ary be no vita
Merci kkkkk
Lehilahy mainty le .
Misy video ity sendra hitako: ruclips.net/video/JftPNZQcPHE/видео.htmlsi=lOrube546gI4RCrR
Ary misy article na blog angamba ao @ description izay gasy ni manoratra azy
fotsy malama volo
Kara fa fiteny baka avaratra edy anaovanao exemple samy mahay vava aby kony foko jiaby Madagascar eto ay 🙄🙄
😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂
😂😂😂😂