Karaoke Adventiste
Karaoke Adventiste
  • Видео 6
  • Просмотров 3 147
MANOATRA NOHO NY MPANDRESY - Mr Vonjy sy Domoina (Karaoké)
✊🏻MANOATRA NOHO NY MPANDRESY - Mr Vonjy sy Domoina✊🏻 (Karaoké)
Natolony ahy isan'andro ny teniny
Ka efa nanova ny fiainako ho vaovao
Nanitsy ny làlako, ka nampianatra ahy handeha
Nanolotra ahy ny fahamarinanao
Ny Fanahy masina koa dia narotsany
Hitarika ahy ho eo an-tongony
Namelona ny afon'ny finoana ao anatiko ao
Hitarika ahy ho any an-danitra
Manoatra noho ny mpandresy aho
Satria Jeso Tompo eo anilako
Ka n'inona hanjo ahy dia hatoky Azy aho
Noho ny fahasoavany
izay fantatro fa naha toy izao ahy
Dia ho isan'ireo izay olom-boavonjy aho
Ny Fanahy masina koa dia narotsany
Hitarika ahy ho eo an-tongony
Namelona ny afon'ny finoana ao anatiko ao
Hitarika ahy ho any an-danitra
Manoatra noho ny mpandresy aho
Satri...
Просмотров: 356

Видео

VAVAKA - Hanitr'i Kristy (Karaoké)VAVAKA - Hanitr'i Kristy (Karaoké)
VAVAKA - Hanitr'i Kristy (Karaoké)
Просмотров 1 тыс.Год назад
😇VAVAKA - Groupe Hanitr'i Kristy😇 (Karaoké) Andriamanitra o! Ianao mahafantatra ny ao am-poko ao. Hainao avokoa na dia tsy misokatra ireto molotro. Izay faniriako fantatrao, Ireo sentom-poko hitanao. Na izay miafina indrindra dia miharihary eo Aminao. Raha misy zavatra tadiaviko, nefa tsy mahasoa ny ho aviko, Tompo o! Sakano tsy ho tanteraka, Fa ekeko izay sitrakao. Andriamanitra o! Faniriako l...
NY HATANORANA - Ny Ambasadôrà (Karaoké)NY HATANORANA - Ny Ambasadôrà (Karaoké)
NY HATANORANA - Ny Ambasadôrà (Karaoké)
Просмотров 578Год назад
💗NY HATANORANA - Ny Ambasadôrà💗 (Karaoké) Andro soa sady kanto, izany hatanorana Toy ny raozy vao maraina tsara famelana Eo ny hatsaran-tarehy, endrika ny bika soa 'Zay mambabo fo tokoa, tena mamy Eo koa no mitsiry ny fitia Andro hafa tena hafa eo amin'ny fiainana Ka iriny izany mba haharitra Andron'ny korana Androm-pifaliana Handresena hakiviana Hanovozan-kery Hamakin'onja mahery Antoky ny any...
ANTSO - Jacqueline sy Mr Vonjy (Karaoké)ANTSO - Jacqueline sy Mr Vonjy (Karaoké)
ANTSO - Jacqueline sy Mr Vonjy (Karaoké)
Просмотров 652Год назад
😇ANTSO - Jacqueline & Mr Vonjy😇 (Karaoké) Anio dia anio no andrenesanao Ilay feon'ny Tompo manao toy izao Ô ry mpanota andevon'ny ota Izaho dia izaho mihitsy no toherinao Ô mba jereo re ny hoavinao Tsy tsapanao ve fa ho very ianao Impiry impiry no efa nikiry Nefa tsarovy mbola tiako foana ianao F'efa nafoiko ny aiko ho anao tokoa Asa re raha tsapanao hoe soa Ny rako mihitsy no efa namonjeko ana...
DIOVY HYSOPA - Groupe Manandratra (Karaoké)DIOVY HYSOPA - Groupe Manandratra (Karaoké)
DIOVY HYSOPA - Groupe Manandratra (Karaoké)
Просмотров 375Год назад
🌈DIOVY HYSOPA - Groupe Manandratra🌈 (Karaoké) Ny halemeko re Ry Ray ô Mba sitrano tsy hisy intsony Fa ny fiainako rehetra Ho Anao tsy misy fetra Ref : Mitalaho Aminao Ray ô Mitalaho an-tanan-droa e Aza isanao ho heloko, ireo ota efa vita Diovy hysopa aho, ho afa-keloka e Sasao ho madio, sy ho mendrika Ireo tsilo izay naningotra Ity nofoko malemy Mba fongory ho motsamotsana 'Zaho mila fanavotana...
ENTO AM-BAVAKA - Groupe RINO (Karaoké)ENTO AM-BAVAKA - Groupe RINO (Karaoké)
ENTO AM-BAVAKA - Groupe RINO (Karaoké)
Просмотров 190Год назад
🙏🏻ENTO AM-BAVAKA - Groupe RINO🙏🏻 (Karaoké)Olombelona aho mitafy nofo sy ràManao hadisoana tsy mba lafatraN'inoninona atao, n'inoninona kasainany ratsy foana no hita, tsisy azo antenainaIza no hiantrano ity mahonena?Ento am-bavaka ahoraha mba azo atao ry namako ôTsy tondro molotra no mety hampiova ahyfa Andriamanitra 'lay be fitiavanaHo any an-danitra no tanjona iombonanaNy fifamelana no sisa an...