JOHANE - TANTANO (Official Video)
HTML-код
- Опубликовано: 15 сен 2024
- Plateformes : vldfan.com/joh...
Bientôt disponible sur toutes les plateformes de musiques légales
Réal : LA ST'ART / Tsilavina Razafindralambo
A/C : Mandresy Deft
Arrangement : Jary Anjariliva / Tsilavina
Abonnez-vous à ma chaîne RUclips
© Copyright 2022 ©
Tsara loatra Sady mankahery 🙏
Tsara be le fanahy saika ho very teo tô avotr'ity hira nao ty Johane!
❤❤❤❤
enfin nivoaka ihany ity hira ity, tsara be
Bravo Johane maka ndry fana za❤❤❤❤❤🎉🎉
Matetika rehefa resin'ny fiainana
Izay vao mba mahatsiaro anao
Menatra aho kanefa mino fa...
Ianao tsy mba mandà,
Fa andray ahy.
Iza intsony moa no hitarainana
Raha toa ka tsy eo ianao
Ireo izay nantenaiko nandao ahy
F'ianao irery ihany,
Ilay tsy mba manary.
Aza avelanao ho kivy aho
Ry Tompo ô ô ôh!
Na dia mafy sy mangidy aza
Ny nahazo ahy!
Aoreno mafy ny fanahiko!
Ho ankatò ny teninao.
Ref:
Tantano aho! mba tsy analavitra anao
Ampio aho! amin'izay rehetra atao
Ka na mbola ho lavitra aza izany dia
Tsy ho kivy aho satria e!
F'ianao nilaza,
Fa izay mino anao;
Tsy ho very mandrakizay.
...................
..............................
Aoreno mafy ny fanahiko!
Ho ankatò ny teninao.
Ref:
Tantano aho! mba tsy analavitra anao
Ampio aho ôôô! ôô ôh! amin'izay rehetra atao
Ka na mbola ho lavitra aza izany dia
Tsy ho kivy aho satria e!
F'ianao nilaza,
Fa izay mino anao;
Tsy ho very mandrakizay. (X2)
misaora betsaka kia @Johane ann
❤❤❤❤❤❤
Bravo Johane maka ndry fona
Reminder kely ho ahy ❤️
Merci beaucoup,tena tiko bé le hiranao rehetra❤️❤️
Tsara be 😍
Merci Johane Jo❤
waouh💓💓💓
tena tsara ee
Tiako ka ❤️
Tohizo foana
Merci Johanne ça me réconforte toujours
Tena tsara kiahh 💓💖❤
Merci Johane Joh😍🥰🥰
Tiako loatra♥️♥️
Tena tsara,tiko bé ❤️
Wow , Tiko be mihintsy ❤
TSARA BE O🥰🤩
Femme parfaite
mamelombelona foana ny mihaino an-dry
Wouahhh,,,
🥰tsara b
Tsara Be❤❤❤❤😘🥰😍
tsara loatra ❤❤❤
Merci beaucoup tsara lotra
❤❤❤milay
Merci Johan
❤❤❤
tsara ooo
😍😍❤❤
Merci ❤
Trop bien la chanson @johane. Ary @mandresy deft kay tena manan-talenta @ famoronana hira.
tsara be akii en
How old is Johane?
tsara be merci rahovina spectacle ?
Merci @Johane Jo❤
Tsara be
Tsara loatra
Tsara
tena tsara ilay hira sady hafaka b ny Clips
❤❤❤
Tsara be
❤❤❤
❤❤❤