Rajoelina egal tsy mahavita azy vao maika tsy mihina-kanina ny vahoaka ny chomeurs no betsaka ny 4 mis tsy lazaina fotsiny aiza ra Andry mahinana kaly am-pitoloha ny zanany miadana mianatra any amin’ny France,ary ireo vahoaka mijaly kely saina ny gasy mbola nifidy azy izaho mihinanemaniny daholo ny gasy
Ary maninona ary ireo ankizy be dia ba reo tsy hampinao ry Rajoelina! Jereo any sud kere ny lalana potika,ny fako miparitaka erany lalana nx mpangataka eny aminny arabe tsy lazaina intsony s as iza Rajoelina amin‘ireny ny toera-pigadrsna tsisy fansmboarana kanefa mba olombelona ihany irenx na dia nsnso ratsy aza,ny be antitra mpangataka eny amin‘ny arabe toa tsy rarahiny Rajoelina tena hoe mijaly izy ireo ny olona tsy manampialofana
Izao izany ny fahantran'ny olom-pirenena hitan'ny mason'ilay nitondra azy tao anatin'ny 5 Taona. Dia tsy manongo tena akory leiry fa miatsara ivelatsihy hoe latsa-dranomaso?
FILOHA LANIMBAHOKA VE RY KOTO MILA MPITANDRY FILAMINANA 6000 TIAMBAHOKA VE IANAO MILA PITANDRO FILAMINANA HIARO NY GASY TIA FETY TANDREMO INDRAY SAO HIFANITSAKZ EO INDRZY DIA MATIATU FONA HOTRAN.INY INDRZIMANDEHA INY. HOFATIFATIFONZ EO KOZ NY GASU VENDRANA TIA FETY LOTRA NY MALAGASY MISY 2 MILLION 800 NY NIFIDY AZY NU 23 MILLION KOSZ TOKONY MANAO FETY AO ANTRANONY
Fotoan-Dehibe Manan-Danja eto Amin'ny Firenena Malagasy io ''Fametrahana Filohampirenena Amin'ny Toerany'' Rahampitso io, Hipetraka Hanampy ny Tantaran'i Madagasikara, Ary Ho Hitan'Izao Tontolo Izao. Misy ''Fepetra sy Lamina'' Tsy Maintsy Arahina Avokoa Na Aiza na Aiza, Eny fa na Dia Amin'ny Toerana eritreretina fa Kely indrindra aza, Koa ''Rariny sy Hitsiny'' ny ''Fanjakana Malagasy'' raha Mametraka ''Fepetra sy Lamina Lehibe'', Mialoha sy Mandritra ary Aorian'io ''Investiture'' io. Izay Tena Tia Tanindrazana, dia Tsy Olona mihitsy no jerena fa ny ''Firenena'', ka raha misy Olona Tsy Tiana, dia Tsy ny ''Fiainam-Pirenena'' no hodinganina.
Ataovy 12 00 mtsy ny isan miaramila miambina an ilahy ra Cédric vaza fa 6000 kely loatra😂 Nga vendrana daolo gasy himehezanay fotsiny Amin andro tsy hampiozina ilahy no hnejera eo ambony lohan ilahy ny varatra avy any an danitra . Tadidio zay tody tsy misy fa ny natao no miverina . Métaphore io lazzaiko io fa tsy hain le Cedric akory ary dikany zany nefa oe vaza😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂
tsy mahatoky tena izy satria fantany ny nataony fa ratsy: raha tsy zany ve asiana TOMBOLA ny investiture, raha tsy izany ve hividy olona amin'ny fampanantenana carte (membre) (?) mialoha ny fifidianana fa raha lany izy dia mahazo zavatra (?) tsss... fitondrana tsy izy mihitsy: bordel, barbare, dictature...
@@DARIVONY efa spektakla foana no hita any dago depuis Cédric no teo aminy fitondrana. Mbola ahita spektakla be nareo foza aminy 5 taona manaraka ary tsy misy ohatrany izany🤣
Matoa anie misy solontenam-pirenen-kafa hanotrona eo dia miaro ny tombontsoany ireny e (mpanjono, mpitrandraka mines...) Fa ny "légitimité" no tena ilaina. Mbola tsy nisy tao anatin'ny 63 taona kosa aloha izany "investiture" ambenana miaramila manambana hisambotra izay sahy misiotsioka eo sady mbola hamafisina tsara fa migadra mandram-pahataperan'ny vacances n'ny fitsarana.
What time are we living in now, and there is still “Andevo”? Or either it's you malagasi who still live under the Vazaha’s. If he is Andevo as you said, You are Kindindreni, Leleko ni Mamanao
Rajoelina egal tsy mahavita azy vao maika tsy mihina-kanina ny vahoaka ny chomeurs no betsaka ny 4 mis tsy lazaina fotsiny aiza ra Andry mahinana kaly am-pitoloha ny zanany miadana mianatra any amin’ny France,ary ireo vahoaka mijaly kely saina ny gasy mbola nifidy azy izaho mihinanemaniny daholo ny gasy
Ianao no te hikorotantsaina sy misahirana lava @ fiainany hafa
Ka lé norme Repoblikana no atahorany. Ireo Firenena Arabo tsy nisoia ny Zom'Olombelona t@ ,10/12/1948. Agnino akio anaw.
merci Ikoto manokana fotoana ho anay miheno anao que dieu te protège tout le long de ta vie
Mbola ho avy n'y tsy ahita tory manarak izany,hiforitika Amin ireto zanany anie izany.enga anie
ORANA BE IO AM SABOTSY IO
😂😂😂😂😂😂 mampome anaka enao ramose😅😅😅
Ela mba mangina
Ny hendry mody voky, ny adala mibosesika ihany.Ny mpanenjika toujours afara ihany.
Efa hitsangana ny governemanta vaovao hapetrak'ireo tay aman-dreny ara-drazana dia ho hita eo ...tsy haharitra tokoa ity fitondra'a ity
....
Atsangàno ho hita eo êê
Manona reo olona reo ra anaovana trano lava efa 3 kely isan olona
tena hoe mapiteny ratsy le Rajoelina ity lé
.... He is an Asshole, don't hesitate to mention 😉
Mankasitraka anao
Ary maninona ary ireo ankizy be dia ba reo tsy hampinao ry Rajoelina! Jereo any sud kere ny lalana potika,ny fako miparitaka erany lalana nx mpangataka eny aminny arabe tsy lazaina intsony s as iza Rajoelina amin‘ireny ny toera-pigadrsna tsisy fansmboarana kanefa mba olombelona ihany irenx na dia nsnso ratsy aza,ny be antitra mpangataka eny amin‘ny arabe toa tsy rarahiny Rajoelina tena hoe mijaly izy ireo ny olona tsy manampialofana
Nahoana no manao " IALAHY ny olona iray mbola tsy nihaona taminao akory ka nanao IALAHY anao ? Mirefarefa @ tany lay " mentalité " tsy mahay politika fa mpanao polémiques steriles
Izao izany ny fahantran'ny olom-pirenena hitan'ny mason'ilay nitondra azy tao anatin'ny 5 Taona. Dia tsy manongo tena akory leiry fa miatsara ivelatsihy hoe latsa-dranomaso?
Miarahaba anao ry Koto ! Tsy aleo ve miaina toy ny fiainanao izao ! Tsy misy tahotra , ary milamina @ fiaraha- monina , afaka mivezivezy tsy misy misakantsakana !
Mahereza hatrany ry Koto ! Manaova fety sambatra !
Masina ny Tanindrazana !
Ny sainao mihintsy no efa mikorintana sy tsy milamina kou!
iza ary no mankasitraka anty Rajoel ty akoatry ny le akamany manana toerna sy ry bas karta reo
tyrannie
FILOHA LANIMBAHOKA VE RY KOTO
MILA MPITANDRY FILAMINANA 6000
TIAMBAHOKA
VE IANAO MILA PITANDRO FILAMINANA HIARO
NY GASY TIA FETY
TANDREMO INDRAY SAO HIFANITSAKZ EO INDRZY DIA MATIATU FONA HOTRAN.INY INDRZIMANDEHA INY.
HOFATIFATIFONZ EO KOZ NY GASU VENDRANA
TIA FETY LOTRA NY MALAGASY
MISY 2 MILLION 800 NY NIFIDY AZY
NU 23 MILLION KOSZ TOKONY MANAO FETY AO ANTRANONY
Fotoan-Dehibe Manan-Danja eto Amin'ny Firenena Malagasy io ''Fametrahana Filohampirenena Amin'ny Toerany'' Rahampitso io, Hipetraka Hanampy ny Tantaran'i Madagasikara, Ary Ho Hitan'Izao Tontolo Izao.
Misy ''Fepetra sy Lamina'' Tsy Maintsy Arahina Avokoa Na Aiza na Aiza, Eny fa na Dia Amin'ny Toerana eritreretina fa Kely indrindra aza,
Koa ''Rariny sy Hitsiny'' ny ''Fanjakana Malagasy'' raha Mametraka ''Fepetra sy Lamina Lehibe'', Mialoha sy Mandritra ary Aorian'io ''Investiture'' io.
Izay Tena Tia Tanindrazana, dia Tsy Olona mihitsy no jerena fa ny ''Firenena'', ka raha misy Olona Tsy Tiana, dia Tsy ny ''Fiainam-Pirenena'' no hodinganina.
Ny sainla mihintsy no tena milorontana ry koto malama , aza be resaka letsy ary mba mahalala fomba rehefa miresaka
jereva tsara angie fa lay doublure-kopié/kolé no alefany eo Bareo saody misy mitifitra avery ambony Ankaditapaka ..... tsy vao androany izany !
Fa ina le nalefa tany a frantsa eee fa izay tsy maharaka
Ataovy 12 00 mtsy ny isan miaramila miambina an ilahy ra Cédric vaza fa 6000 kely loatra😂
Nga vendrana daolo gasy himehezanay fotsiny
Amin andro tsy hampiozina ilahy no hnejera eo ambony lohan ilahy ny varatra avy any an danitra .
Tadidio zay tody tsy misy fa ny natao no miverina .
Métaphore io lazzaiko io fa tsy hain le Cedric akory ary dikany zany nefa oe vaza😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂
marina mintsy zan mbola hoazanzala io
tsy mahatoky tena izy satria fantany ny nataony fa ratsy: raha tsy zany ve asiana TOMBOLA ny investiture, raha tsy izany ve hividy olona amin'ny fampanantenana carte (membre) (?) mialoha ny fifidianana fa raha lany izy dia mahazo zavatra (?) tsss... fitondrana tsy izy mihitsy: bordel, barbare, dictature...
Mitohy Iany ny lainga avolenta
Ho tonga any ny pokona hijery spestakla fa ianao anga nahoana! Ho feno be io kianja io fa revy be fa ny manaraka kere !🤣
Tsy mahità spektakla zany nareo raha tsy ANR no mi-organiser kou!
@@DARIVONY efa spektakla foana no hita any dago depuis Cédric no teo aminy fitondrana. Mbola ahita spektakla be nareo foza aminy 5 taona manaraka ary tsy misy ohatrany izany🤣
@@TheRrija1 fa maninn no mbola hiandry 5 taona ???😏😏😏
@@DARIVONY hanotanio azy fa nareo no eo kino
@@TheRrija1 ianao no hanontaniako kah! Ianao aza : mbola hiaritra 5 taona kou!
❤❤❤
Matoa anie misy solontenam-pirenen-kafa hanotrona eo dia miaro ny tombontsoany ireny e (mpanjono, mpitrandraka mines...) Fa ny "légitimité" no tena ilaina. Mbola tsy nisy tao anatin'ny 63 taona kosa aloha izany "investiture" ambenana miaramila manambana hisambotra izay sahy misiotsioka eo sady mbola hamafisina tsara fa migadra mandram-pahataperan'ny vacances n'ny fitsarana.
😂😂😂😂
Ty andevolahy ty dia mbola misy mino ihany?
Andevo lohany babanao , lenamboa razana ty ...
@@KotoLilahimahitsoambo ela kosa ve dia tsy paozina bandin'Andavamamba e!
Efa oe aza miady @ adala razoky koto a !
Lay niveau an'ilay ifamalianao ve mba hainao?? 😁😁😁😁😁
What time are we living in now, and there is still “Andevo”? Or either it's you malagasi who still live under the Vazaha’s. If he is Andevo as you said, You are Kindindreni, Leleko ni Mamanao
… by treating people « Andevo », In our Country, U’re already DEAD
😂😂😂