Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Misaotra betsaka indrindra tompoko mizara tantara ho anay ooo de miandry tantara vaovao indray zahay ❤❤❤
❤❤❤ Misaotra ny Bebe Voahangilalao Razanabary Josephine, tsara ny tantara !
Misaotra nizara fa tsara be le tantara ny mpilalao koa mo mahay mampiaina azy tsara 👏👏👏👏❤❤❤❤❤🤩
Tena mahay aloha Razanambary ee ❤❤
Mankasitraka hatrany nizara ooo ❤❤❤
Ndriiii raha mba nampiasa GPS zareo tsy very
Misaotra nizara oo😍🙋♀️🇲🇬
Tsara ny tantara fa misy indro kelin'ny mpandrafitra 1975 mbola tsy nisy facebook fa 2004 vao nisy ny facebook, fa tiako be fona ny tantara soratanao Razanabary Voahangy Lalalao Joséphine 🤩
Tena tsra bé ❤
Najir anaran'olona Libanais aty Liban.Misaotra nizara , tena mahay ny mpanoratra & mpilalao 🎧🇲🇬😍❤️🇱🇧
Anarana silamo no tena ilazana azy
Mampalahlo be le tantara 😢😢
Kay tena hoe film, misaotra betsaka oh!
Makasitra indrindra tompoko ❤😊
tena tsara le tantara ❤❤❤❤
Aiza kosa e… Tsy dia tia mitsikera fa na izany aza. 1973 dia hoe nifandray tamin’ny téléphone sy Facebook…
Ngah ef nisy facebook tam'zan 1973 zany?
Mafinaritra le tantara. Misotra nizara
Misaotra fa tsara ny tantara
Efa nisy Facebook nga mo tamin'ny taona 1973 !? eny eh fa tsara mankasitraka
Misaotra nizara!!
Hay tokoa moa efa nisy fesiboky sy finday t@ taona 1973 ? 😂
Misaotra betsaka nizara
Aza miverina zany mihitsy 😅
Nisy facebook ve tam 1973 ?
Mankasitraka n'y mpanoratra, s'y n'y mpilalao.
Makasitraka indrindra tompoko😊
Tiko le tantara fa saingy tokony tsinasiana anle pitatara fa mandreraka lasa efa hay mialoha doly ny ao anatiny mandreraka
Tiko nareo De miandry ny tataranareo foana zay ary tena dondona hiaino
Misaotra betsaka
ty lay film wrong turn iny na oe detour mortel1foana no velona am iny na tsy misy aza
T@ 2018 nahenoako tantara ity de mankasitraka nizara
❤❤❤❤❤❤
Mankasitraka tompoko
Merci
Hotrany UEFA hitako taminy film zany tatar à zany ha😅
Ie film mihitsy
❤❤❤❤
T@ 1973 kosa de efa nisy cellulaires s'y fb fa MBA nisy diso kely e!
Nazeer nenarani le bandy pahandronay ato. Bandy Indien
tantara tantaraina koa ty
Film ty navadika tatara gasy
Misaotra betsaka indrindra tompoko mizara tantara ho anay ooo de miandry tantara vaovao indray zahay ❤❤❤
❤❤❤ Misaotra ny Bebe Voahangilalao Razanabary Josephine, tsara ny tantara !
Misaotra nizara fa tsara be le tantara ny mpilalao koa mo mahay mampiaina azy tsara 👏👏👏👏❤❤❤❤❤🤩
Tena mahay aloha Razanambary ee ❤❤
Mankasitraka hatrany nizara ooo ❤❤❤
Ndriiii raha mba nampiasa GPS zareo tsy very
Misaotra nizara oo😍🙋♀️🇲🇬
Tsara ny tantara fa misy indro kelin'ny mpandrafitra 1975 mbola tsy nisy facebook fa 2004 vao nisy ny facebook, fa tiako be fona ny tantara soratanao Razanabary Voahangy Lalalao Joséphine 🤩
Tena tsra bé ❤
Najir anaran'olona Libanais aty Liban.
Misaotra nizara , tena mahay ny mpanoratra & mpilalao 🎧🇲🇬😍❤️🇱🇧
Anarana silamo no tena ilazana azy
Mampalahlo be le tantara 😢😢
Kay tena hoe film, misaotra betsaka oh!
Makasitra indrindra tompoko ❤😊
tena tsara le tantara ❤❤❤❤
Aiza kosa e… Tsy dia tia mitsikera fa na izany aza. 1973 dia hoe nifandray tamin’ny téléphone sy Facebook…
Ngah ef nisy facebook tam'zan 1973 zany?
Mafinaritra le tantara. Misotra nizara
Misaotra fa tsara ny tantara
Efa nisy Facebook nga mo tamin'ny taona 1973 !? eny eh fa tsara mankasitraka
Misaotra nizara!!
Hay tokoa moa efa nisy fesiboky sy finday t@ taona 1973 ? 😂
Misaotra betsaka nizara
Aza miverina zany mihitsy 😅
Nisy facebook ve tam 1973 ?
Mankasitraka n'y mpanoratra, s'y n'y mpilalao.
Makasitraka indrindra tompoko😊
Tiko le tantara fa saingy tokony tsinasiana anle pitatara fa mandreraka lasa efa hay mialoha doly ny ao anatiny mandreraka
Tiko nareo
De miandry ny tataranareo foana zay ary tena dondona hiaino
Misaotra betsaka
ty lay film wrong turn iny na oe detour mortel
1foana no velona am iny na tsy misy aza