PARIS le 16/09/2012 Zanaky Madagasikara mielim-patrana eran-tany ,faly dia faly @ny hira -nareo!merci infiniment.Mifampivavaka isikaEH! ces cantiques ont bercé notre enfance à MAROANTSETRA 512!MISAOTRA.rEHEFA MANDALO ,mivily mividy C D . UNE CATHOLIQUE -ROMAINE MALAGASY.MAHEREZA @ny ASAN(nyTOMPO)
Tena sambatra izahay katolika manana anareo;tena manampy betsaka sady mamporisika ny olona hivavaka sy itodika@Andriamanitra ny fiderana ataonareo.Mahereza fa momba anareo Kristy Misaotra betsaka
Manja loatra....isaorako ny Avo indrindra mbola nanome ahy tombon'andro ka nahazahoako nihaino ity hira masina ity...dera sy laza ary voninahitra no atolotray ho anao ry mpamonjy tsara..."....
Manamafy ny fisaorana.Rehefa mihaino hira iray 'za dia mamerimberina foana. Mamelombelona ny fanahy koa mirary soa anareo,izaho koa aty ivelany vao mahalala hoe tena voakalo tsara ireny hira ireny. Tena maniry ny hividy raki-kira,aiza no mety misy? Samy ho tahian'ANDRIAMANITRA!
Mankasitra be dia be anareo APL fa tena tsara be daholo ny hira nataonareo, ny fanavaozanareo ireo hirantsika katolika ho somary classique, fa mba fangatahana raha azo atao ny hoe mba alefaso eto koa ny sasany, tsy sanatria moa hatao bizna na fitadiavam bola fa entina hanampy hivavaka sy hohenoina ao antrano, tsy hita eto mantsy ny sasany toy ny hoe, fo madio no iriko, sy ny hoe mino mafy aho, sns. mankasitraka tompoko, fangatahana no atao raha mba sitrakareo.
Misaotra btesaka anareo APL fa tena mahafinaritra sy mampivavaka ny hanaovanareo ny hira katolika taloha. Izhao manokana dia tsy nahalala loatra anareo tany Tanà fa aty andafy zoa mahita azy amin'ny youtube, vao tonga any antanana dia hitady ny CD-nareo e! misaotra indrindra an! Voninahitra ho an'ANdriamanitra irery ihany!
PARIS le 16/09/2012
Zanaky Madagasikara mielim-patrana eran-tany ,faly dia faly @ny hira -nareo!merci infiniment.Mifampivavaka isikaEH!
ces cantiques ont bercé notre enfance à MAROANTSETRA 512!MISAOTRA.rEHEFA MANDALO ,mivily mividy C D .
UNE CATHOLIQUE -ROMAINE MALAGASY.MAHEREZA @ny ASAN(nyTOMPO)
Hanjakao 'zahay KRISTY AMÈN 🙏🙏🙏♥️
Misaotra mankasitraka indrindra tompoko 🙏
Tena sambatra izahay katolika manana anareo;tena manampy betsaka sady mamporisika ny olona hivavaka sy itodika@Andriamanitra ny fiderana ataonareo.Mahereza fa momba anareo Kristy Misaotra betsaka
Tena tsara be sady mampivavaka mandoaka ny Lanitra mihintsy . Tohizo fa mahafinaritra .
Tazomy izany fomba fihiranareo izany fa aza ovaina. Tsara be !
TOHIZO NY EZAKA MANKASITRAKA NY APL
18 juin 2017, la première communion de Julie.Merci Jésus.
Manja loatra....isaorako ny Avo indrindra mbola nanome ahy tombon'andro ka nahazahoako nihaino ity hira masina ity...dera sy laza ary voninahitra no atolotray ho anao ry mpamonjy tsara..."....
Misaotr anw Jesoa hostie ,ten tsar le hira fa mankasitrak anarew e
Manamafy ny fisaorana.Rehefa mihaino hira iray 'za dia mamerimberina foana. Mamelombelona ny fanahy koa mirary soa anareo,izaho koa aty ivelany vao mahalala hoe tena voakalo tsara ireny hira ireny. Tena maniry ny hividy raki-kira,aiza no mety misy? Samy ho tahian'ANDRIAMANITRA!
Ny contact any ivelany: +33669311399 na mandefasa mailaka amin'ny randriajj@yahoo.fr
mankasitraka betsaka anareo APL, tsara be ny nanaovanareo ny hira katolika, tsara be ny feo,tahin Tompo ,d tohizo hatrany fa tena tsara !
makasitra nareo mapientam po tsara be magafeo be ny coral
misaotra anareo apl tsy manova ny feon ny hira hatramin izay ka hatramin izay,mirary soa sy mankasitraka e
Tsara be
Tena mahafinaritra be grazie mille
Trop touchant ! misaotra
❤❤❤ tsara be eh
TSARA BE FA COURAGE DIA TOHIZO
Tsara bé🙏
mankasitraka anareo ❤
Mankasitra be dia be anareo APL fa tena tsara be daholo ny hira nataonareo, ny fanavaozanareo ireo hirantsika katolika ho somary classique, fa mba fangatahana raha azo atao ny hoe mba alefaso eto koa ny sasany, tsy sanatria moa hatao bizna na fitadiavam bola fa entina hanampy hivavaka sy hohenoina ao antrano, tsy hita eto mantsy ny sasany toy ny hoe, fo madio no iriko, sy ny hoe mino mafy aho, sns. mankasitraka tompoko, fangatahana no atao raha mba sitrakareo.
Mitomany zah rehf mihaino anity hira ity
Mankasitraka
Tsara be e, mampivavaka.
Misaotra btesaka anareo APL fa tena mahafinaritra sy mampivavaka ny hanaovanareo ny hira katolika taloha. Izhao manokana dia tsy nahalala loatra anareo tany Tanà fa aty andafy zoa mahita azy amin'ny youtube, vao tonga any antanana dia hitady ny CD-nareo e! misaotra indrindra an! Voninahitra ho an'ANdriamanitra irery ihany!
Ny contact any ivelany: +33669311399 na mandefasa mailaka amin'ny randriajj@yahoo.fr
misaotra betsaka e! ankasitrahana
Really amazing!
Tena tsara be!, tena otran'ny miakatra velona any an-danitra mihaino azy Jean Jaques a!, mitomboa be foana ny talentanareo e
Merci
18 juin 2017 sera ma première communion.Priez pour moi
tsara loatra
Muy bonito
Mankasitraka tompoko
Tsara be mihaino anareo, manantena vidéo vaovao hatrany zahay mankafý ee
latsaka agnaty fo mitsy
🙏💟🙏
hay ve misy anizany e
Je me suis trompé, ce sera la première communion de ma petite soeur Julie.Prions.
mba tena tiko lotra ty hira ty
ao tsara
❤📖⛪
Tsar loatra tena mahazo hery
Misaotra e
le arrangement tena ao tsara Jean Jacques a
😇💙❤👏👏👏
Mankasitraka antsika mankafy e!
Manaiky anao za raha resaka arrangement hira. Hiran APL rehetra tena vita tsara
ten tsar zareo ny vocale nareo a, vits ny mpihira katolika manao fomba fihira tsas otrzan. tena tar be fa tohizo e
Tsar lotr
Tsar le voix an
(Y)