Ianao io ve tsy mba tonga saina Fa ny anareo fitia noterena Isan’andro ianao zao no mitaraina Hazo fijaliana ny anao no babena Tsy hahitana an’ilay masoandro mazava Fa ilay endrikao toa maloka lava Opa teny mandratra, eso teny sy latsa Tomany efa mahazatra tsisy farany e ref : Te hiala ianao nefa tsy afaka e Tafiditra anaty lavaka e Nefa ataovy ao an-tsainao F’ianao tsy ho lany zara ry havako e Te hiala ianao nefa tsy afaka e Tafiditra anaty lavaka e Nefa ataovy ao an-tsainao F’ianao tsy ho lany zara ry havako e Raha zah ianao io miala a Fa fitiavana manara a Any an-kafa mitady hafanana e Sa ianao io ve mbola tamana e Raha zah ianao io miala Fa fitiavana manara ah Any an-kafa mitady hafanana e Sa ianao io ve mbola tamana e Fotoana an’nareo tanikeo fa izy tsy hita popoka Aleony nanala n’boire-boire n’fopoka Ritra hoazy teo ilay loharano niboiboika Ilay bois de rose lasa niova hazo boboka Blacklist ianao my sista Hadalana goavam-be raha mbola hi-insiste a Bandy bobaka na eto tana na sisin-tany Hadinoy izy zay fikanao fa masiso tany Na ny fiainana aza mbola tsy nisasaka Dia nahoana ny ranomasonao no halatsaka Toto koba tavy be fa ndry koa anie tsy taspe Fafao ny fisiany na dia hoe namela tache be ref : Te hiala ianao nefa tsy afaka e Tafiditra anaty lavaka e Nefa ataovy ao an-tsainao F’ianao tsy ho lany zara ry havako e Te hiala ianao nefa tsy afaka e Tafiditra anaty lavaka e Nefa ataovy ao an-tsainao F’ianao tsy ho lany zara ry havako e Raha zah ianao io miala a Fa fitiavana manara a Any an-kafa mitady hafanana e Sa ianao io ve mbola tamana e
Agrad&skaiz …. Zao no atao we « complicité » gros big up les gars… gros respect… mais par contre grosse différence de clip et de montage et gros respect à « madaghost » bonne collaboration… mlay zala rien à ajouter Bisou de Messi 😂😂 ( zao moa ny malaza aty)
La présiòn d' Agrad y Skaiz
Ou gen on ayisyen ki renmenw anpil. 💞💞💕 you are the best👏👏👏👏
MItotoa koba hatavy be fa ndry ko tsy tache be
milay be le tonony mipetraka tsara hoanle bandy mampijaly sipa reny courage Rasipa
Tsara be ry Skaiz sy Agrad a!tohizo💗💓❤🧡💛💚💙💜
Mafinaritra foana le duo Agrad & Skaiz
Tiko rangah ty hira ty🥺💕😍😍
Tohizo fa tsara vao lisn Agrad & Skaiz🔥🔥🔥🔥🔥🔥
I love your vibes man.much love from Nigeria. Keep your fire burning
Tiko bé lai hitra otrani za mihitsi resahina👍👍
❤ Tsara le hira
tena nataoko ihany hijery fotsiny fa tsy tana euh big up beuh lisany
kaykay respect les r zalah! koz eee
tsara be
efa tsare!!
Misy marary FO amzanieoaaa😁😁
Mlay zala ah ! Mankasitraka eh
Tsara be, milay nareo👏
Ianao koa tsara ❤️
Mp ary hoe🤣
Tena tsara bé,j'adord
tsara lotra ty hira ty.... MERCI AGRAD SKAIZ
2024 aho vao mahalala ny fisian'ity hira!😂
Zah ko😂
waouh,tsara loatra lay paroles,na ny fiainan ar ts mbl nisasak dia nahon n ranomasonau nalatsak,😍
norme🤟@'azy mintsy lé son🎼
mlay foana zay mivoaka eeh mankasitraka eeh!!!!!!
Mlay le zova bro👍👍👍👍
top ,ao tsara ka
mafy reto bandy reto
chapeau rangah ry iz mtsam ah!!!!
maitre narew eh
Raitra fona eeee
👍👊💪 ao tsara ka...
J'aime trop ❤️❤️ Big UP de la réunion 🥰
uhhuu90
Siora 🤙
Agrad 🔥☝️
Mlay be vous êtes de retour 👊🖖
nice 👌👌💯
❤...
milay zalah
J’adoreee 😍
Un régale 🔥 🔥 bravo les gars 🤙👏
tsara be ❤
mafinaritra be le song aan...tohizo hatrany
de makasitraka foana amle hafatra
Tsara bé sady hafatra ho any vevavy mijaly fitia ireny koa
Lelena
zan ka vazo, tohizo eee
Good 😍😍😍
Respect frerot👍👍
tsara kosa
MAMAY OA!!!!
Trop touchant ❤❤❤
Ianao io ve tsy mba tonga saina
Fa ny anareo fitia noterena
Isan’andro ianao zao no mitaraina
Hazo fijaliana ny anao no babena
Tsy hahitana an’ilay masoandro mazava
Fa ilay endrikao toa maloka lava
Opa teny mandratra, eso teny sy latsa
Tomany efa mahazatra tsisy farany e
ref :
Te hiala ianao nefa tsy afaka e
Tafiditra anaty lavaka e
Nefa ataovy ao an-tsainao
F’ianao tsy ho lany zara ry havako e
Te hiala ianao nefa tsy afaka e
Tafiditra anaty lavaka e
Nefa ataovy ao an-tsainao
F’ianao tsy ho lany zara ry havako e
Raha zah ianao io miala a
Fa fitiavana manara a
Any an-kafa mitady hafanana e
Sa ianao io ve mbola tamana e
Raha zah ianao io miala
Fa fitiavana manara ah
Any an-kafa mitady hafanana e
Sa ianao io ve mbola tamana e
Fotoana an’nareo tanikeo fa izy tsy hita popoka
Aleony nanala n’boire-boire n’fopoka
Ritra hoazy teo ilay loharano niboiboika
Ilay bois de rose lasa niova hazo boboka
Blacklist ianao my sista
Hadalana goavam-be raha mbola hi-insiste a
Bandy bobaka na eto tana na sisin-tany
Hadinoy izy zay fikanao fa masiso tany
Na ny fiainana aza mbola tsy nisasaka
Dia nahoana ny ranomasonao no halatsaka
Toto koba tavy be fa ndry koa anie tsy taspe
Fafao ny fisiany na dia hoe namela tache be
ref :
Te hiala ianao nefa tsy afaka e
Tafiditra anaty lavaka e
Nefa ataovy ao an-tsainao
F’ianao tsy ho lany zara ry havako e
Te hiala ianao nefa tsy afaka e
Tafiditra anaty lavaka e
Nefa ataovy ao an-tsainao
F’ianao tsy ho lany zara ry havako e
Raha zah ianao io miala a
Fa fitiavana manara a
Any an-kafa mitady hafanana e
Sa ianao io ve mbola tamana e
Kiasy be😎✌️👊🏽
Milay fon laisan' mitsam e!
Good vibe
Cv lec ee big up
Tiako hirany agrad feat skaiz
Respect 👏👏👌
Sur r'izy mitsam, respects lesy a!!!
merci
Mlay lesyh🔥
Parfait pr un retour 👌🏻 je kiffe 😍
Top bro !
Milay d reveko foana
Norma brada...
Gg les gars
Venant France🇫🇷
Tsara lesy zalah a!
fandihy na tambanivoahatra fory pisaka
Kiass
Mlay e
Ao tsara ilay vazo 👍
milay ai top
Top💓
Mlay😎
Merciii ❤️❤️❤️❤️
Milay 👍👍
Merci skais agrad
mahay mandihy le sipa 2 ireto milay
😍😍😍
❤️🎵🎶
Tance
Ndriiii merci les gars
🤩🤩💙
🔥🔥
🔥🔥🔥🔥
❤️❤️❤️❤️
mlay eh
❤
sur mintsy eh
aône !! ina ny malaza any, nasiko "j'aime ee" 😂😂😂😂🤣🤣🤣
❤👍
💯🎶
Tsara
tsara ka
anaty masony
Nicee
Agrad&skaiz …. Zao no atao we « complicité » gros big up les gars… gros respect… mais par contre grosse différence de clip et de montage et gros respect à « madaghost » bonne collaboration… mlay zala rien à ajouter
Bisou de Messi 😂😂 ( zao moa ny malaza aty)
m'lay atrany
100
🤜🤜👌👍👍
mlay b ka
bravo agrad and skaiz. tsara bé le hira👍👍👍
I always love your single
Rahkikimalagasi
matsiro be
mlai b le vazo e