Ny hira kanto otran'itony tsy halaza mihits eto antanana, le hira mitapibe tsisy lohany sy vodiny reny no malaza, indrisy vokatry ny fahantrana dhl ve zany 😢
Tsara ny THT, Flavy One, Martyora Freedom sy ny tariny raha hoe andihizana sy analàna azy fotsiny fa tokony mba hieno sy anao mozika betsabetsaka ohatr'izany kokoa tsika eto amin'ny tanàna eto. Mahafinaritra eh!
tsara lotra ny hiranao Ny Beka- John Oabmar. Miova amn faheno isan'andro, mampanofy, maha te hitia ny olona rehetra. Tohizo fa tsara be. Ny tarehinao sisa no tsy mbola hita.
+Christelle Rantenaina tsy misy fisaorana ô :) ary efa niheritreretiko mihitsy hoe izy no ao ambadik'ilay Ny Beka fa tsy hiteniteny foana fotsiny aho hihi
Salama ry namana isany. Misy hira vaovao ao raha mahaliana anao : ruclips.net/video/tOItDThKdhY/видео.html
- John
Tena oe androany 17-03-2023 ny tenako vo naheno anty😢 babo nefa❤
2023 et cette chanson reste la meilleure
Ny hira kanto otran'itony tsy halaza mihits eto antanana, le hira mitapibe tsisy lohany sy vodiny reny no malaza, indrisy vokatry ny fahantrana dhl ve zany 😢
Tsara ny THT, Flavy One, Martyora Freedom sy ny tariny raha hoe andihizana sy analàna azy fotsiny fa tokony mba hieno sy anao mozika betsabetsaka ohatr'izany kokoa tsika eto amin'ny tanàna eto. Mahafinaritra eh!
kayyy ... mahay nareo kah,... chapeau
Je continue a l'ecouter même si je comprends pas les paroles 🥰
La chanson est en effet une belle déclaration d'amour à l'être aimée.
Je viens de découvrir et j'écoute en boucle
tsara lotra ny hiranao Ny Beka- John Oabmar.
Miova amn faheno isan'andro, mampanofy, maha te hitia ny olona rehetra.
Tohizo fa tsara be.
Ny tarehinao sisa no tsy mbola hita.
Ary tsara daholo le hira an! Tohizo fa ny hira ohatr'izany tsy mba mankaleo mihitsy!
Tena tsara ity hira ity ka
tohizo hatrany John ah
j'aime toujours autant cette chanson que lors de ma première écoute 4 ans passé
Tsy hay ny tsy hiteny eeee
Tsara eee
tiko be! tena mahatsiaro be an'ilay olontiko fona a vao maheno an'ito hira ito! mamiko loatra
Love love love 😍 sady ao nenarako he he he
He he he, hay ve ry Bleu ko ato eh! 😂
@@Tojoraz :D
Tsara be ❤️
🎶🔥♥️ Tsara be.
🔥🤟
Miverena😢😢
Za koa tia be @ ty hira ty depuis 2011 sa 2012 hitako tao @ Soundcloud !! Raitra
oka ranga marina ah mlay le feeling
:)
an'i John Oabmar
Kanto loatra 💙
2021 mbola mihaino foana e❤️❤️❤️🎼
Mitenena. :-)
TIAKO 😃🎤
John Oabmar na koa hoe Ny Beka, Vazo anisan'ny ankafiziko manokana, herintaona zay fa tsy mety leo an'io !
Misaotra akia Jess an ;)
+Christelle Rantenaina tsy misy fisaorana ô :) ary efa niheritreretiko mihitsy hoe izy no ao ambadik'ilay Ny Beka fa tsy hiteniteny foana fotsiny aho hihi
+Jess ;-)
Ity ny tohiny : ruclips.net/video/tOItDThKdhY/видео.html
chapeau ranga tohitzo
tu sais où est-ce qu'on prut trouver d'autres chansons de ce groupe ?
Axel Axxel tu tapes juste John oabmar dans la barre de recherche
Le groupe Ny beka est formé de John oabmar et Maeva
Enao tiko
🤩🤩🤩😊🥰
tsraaaaaaaaaaa lotra!!!
Ity ny tohiny : ruclips.net/video/tOItDThKdhY/видео.html
Tsara lotra ty hira ty
OTRAN WE EF HIRA VAZA ZAN LE IZ
izany ka hira
Huuuuhh! androany za vo naheno anty hira ty! tonga de tara e! tsara tsara tsara.... 17/01/2018 sur fa mankasitraka t@ le nizara
TIAKO 😃🎤😘
Naheno remix an'ito aho tamin'ny maraina style tropical house/electropose
tena tsara
+1
Adorable 😊
ary ts otran'zan le hira mandeha @ radio @zao an!
+Miora JOSEPH efa version remixée iny. Ra za manokana dia aleoko ihany lé original :)
❤️❤️❤️
T@ pub inona moa zany?
:O