RIVERA - MARIAGE (Lyrics / Tononkira)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 4 сен 2024
  • RIVERA - MARIAGE (Lyrics / Tononkira)
    Ankafizo ary aparitaho
    #hira_tiako #hira_malagasy #lamozika
    "Tononkira : Rivera - Mariage"
    Fiarahagna tsara eh
    Lalaovagna koa mahay be
    Miafara amin'ny fanambadiagna eh
    ilay fety maresaka eh
    Na maro aza ny mankahala eh
    Ankafizo ihany ilay malala eh
    Anjara io tsy miolaka eh
    tsy maintsy tonga am'tany imboagna eh
    Fitiavagna eh
    ambony nohon'ny zaka jiaby io oh
    nampitambatra olon-droa faha izay ho iray
    Fitiavagna eh
    Misaotra Zagnahary nagnamia eh
    joro tsara atao amin'ny mpifankatia eh
    ho lamban'akoho oh
    Oh soyez heureux les nouveaux mariés
    C'est Dieu qui vous a réuni
    Personne ne prourra vous separé
    Oh soyeux Heureux les nouveaux mariés
    Que Dieu protège votre amour pour toujours
    Andro araiky kara zato
    Mariage hafaliagna tsy omby tratra
    Ity lay premier slow
    Itsinjahantsika roe malalako oh
    Mifamory fianakaviagna
    Ireo namagna koa tsy ariagna
    Ravoravo fon-dRaiamandreny
    nagnorigny tokantragno vao ny zanaka eh
    Fitiavagna eh
    ambony nohon'ny zaka jiaby io oh
    nampitambatra olon-droa faha izay ho iray
    Fitiavagna eh
    Misaotra Zagnahary nagnamia eh
    joro tsara atao amin'ny mpifankatia eh
    ho lamban'akoho oh
    Oh soyez heureux les nouveaux mariés
    C'est Dieu qui vous a réuni
    Personne ne prourra vous separé
    Oh soyeux Heureux les nouveaux mariés
    Que Dieu protège votre amour pour toujours
    Suivez aussi nos musiques sur notre Site web www.lamozika.com
    Pour plus de musiques malagasy :
    - Bawar - Tiribonaly : • BAWAR - TIRIBONALY (Cl...
    - Black Nadia - Mipolia : • BLACK NADIA - MIPOLIA ...
    - Rebecca - Tsy Plan B : • REBECCA - TSY PLAN B (...
    Abonnez-vous à notre chaîne RUclips et Page Facebook pour suivre en premier tous nos nouveautés et actualités
    Facebook : hiratiako
    RUclips : bit.ly/398luDr
    Instagram : / mhiratiako
    SoundCloud : / hira-tiako

Комментарии • 3