Комментарии •

  • @user-oo6bw5pi4d
    @user-oo6bw5pi4d 6 лет назад

    Mandriampiadanana Om gui malalako

  • @TM-ne3he
    @TM-ne3he 8 лет назад +1

    repose en paix frère Guillaume tu as contribué à mon éduction au collège Saint Jean Antalaha et toutes mes condoléances à la famille.

  • @mariejs4917
    @mariejs4917 8 лет назад

    Mandria ampiadanana OM gui 😢😢 atao akory fa in ny sitrak'Andriamanitra tena lasa souvenir toko reny hira nao reny

  • @irenezazanianosy9657
    @irenezazanianosy9657 8 лет назад +1

    Trop triste . Je trouve pas les mots.

  • @olinafrancine6949
    @olinafrancine6949 8 лет назад

    😿😿😿😿...mandria ampiadanana Om Guy.

  • @hdbdbdhdhsbs4796
    @hdbdbdhdhsbs4796 8 лет назад +1

    Tsy mampino nefa ts maintsy mino fa ianao dia efa nandao ny tany tokoa, indrindra rehefa mihaino ireo kanto navelanao ho ankifiziko hatrany ary ho hiraiko ihany koa raha mbola velon'aina aho indrindra fa ireo hira nomenao hohirain'ny fiangonana
    Mandria am-piadanana zoky be OM-GUI

  • @marcelinetavy5856
    @marcelinetavy5856 8 лет назад

    tena n hira marina no sisa nampetrakao om gui mandry ampiadanana

  • @veroniquerakotonirinadomoi6200
    @veroniquerakotonirinadomoi6200 8 лет назад +1

    driiiih! tena ontsa ny foko ,latsaka ny ranomasoko
    tena anisany mpankafy ny Tarika ny Ainga ah
    mirary fiononana feno ho any fianakaviany niarandoza

  • @jifryindu7825
    @jifryindu7825 8 лет назад

    Repose en paix Om Guy 😢 😢 😢

  • @cloviszafitsimafy5530
    @cloviszafitsimafy5530 8 лет назад

    repose en paix Om-GUI

  • @raifytia785
    @raifytia785 8 лет назад

    repose en paix Om Guy

  • @randrianantenainamamonjiso5820
    @randrianantenainamamonjiso5820 8 лет назад

    Mandria ampiadanana zoky a!

  • @rahajaharisonrobertin1258
    @rahajaharisonrobertin1258 8 лет назад +1

    mirary fiononana ho an'ny tarika ny ainga izahay rehetra mpankafy ny
    ainga aty toliara ary tsy mbola nahita tamin'ny internet izahay toliara
    ny video nandevenana sy aritory an'i OM-GUY tany fianarantsoa sy tany
    ambohimahasoa , ka mba mangataka ny sary sy video izahay aty toliara sur
    internet youtube

    @rahajaharisonrobertin1258 8 лет назад