Комментарии •

  • @jeanbrunoandrianavalona6281
    @jeanbrunoandrianavalona6281 Год назад +2

    N'y sary lova s'y Arena ,tsy fanadino todiana lasa ,embona misaotra e

  • @bachirnazaraly3534
    @bachirnazaraly3534 6 месяцев назад +1

    J’ai fait mes études au collège st Michel, et je suis né à Tulear, Tana est une ville formidable, je suis parti de la bas à l’âge de 23 ans, j’ai vécu une adolescence dorée, je n’oublierais jamais mon pays, je suis indien et j’aime beaucoup les malgaches, ils sont gentils et respectueux, j’espère que j’y retournerai bientôt avant de rejoindre les cieux bonne soirée à vous tous

  • @Claudebourakoff
    @Claudebourakoff 13 лет назад +2

    Bravo pour ce retour dans le passé...votre diaporama est très bien fait...le choix de la chanson qui l' accompagne est superbe ! Merci et que de souvenirs. BRAVO !!!!!!

  • @mahita58
    @mahita58 13 лет назад +1

    Un grand remerciement cher(e) ami(e),de beaux souvenirs,magnifiques,bravo c'est un bijou que vous avez realisé.

  • @rachelandrianandrasana2476
    @rachelandrianandrasana2476 6 лет назад +2

    Misaotra anao Andriamanitra ô fa nataonao malagasy aho !Tiako ianao ry Taniko ary mamiko ianao tsy atakaloko ny hafa mihintsy!

  • @Rabemananoro
    @Rabemananoro 9 лет назад +3

    Misaotra anareo rehetra naneho fankasitrahana ity sangan'asa kely ity, indrindra i Zokilahy Mbosa Rabenasolo. Hiezaka ny hanao tsaratsara kokoa hatrany :-)

  • @lagitte2008
    @lagitte2008 13 лет назад

    quel changement au fil du temps !!!!!!trés intéressant!!!!et joliment fait !!merci !!!!!

  • @gilrazafintsalama6403
    @gilrazafintsalama6403 10 лет назад +2

    Bravo pour le travail...

  • @ThierryAndriamirado
    @ThierryAndriamirado 13 лет назад

    Formidable! j'ai toujours aimé voir de telles comparaisons de Tanà d'hier et d'aujourd'hui en photos. Encore! ;-)

  • @mbosarabenasolo5031
    @mbosarabenasolo5031 9 лет назад

    Faly miarahaba anao Ingahy Erick RABEMANANORO. Misaotra fa tena tsara sy mahavariana ary mahaliana ny rakitsary nataonao. Anisan'ny nahafantaran'ny maro io hira io ity rakitsarinao ity. "Haody ry Analamangako", noforonin'i Jean RATSARAMIAFARA (10/08/19014-10/08/2014). 100 taona amin'ity taona ity ny nahaterahan'ny mpamorona ny hira. Mbosa (R'imbosa).

    • @m.solomonandria5031
      @m.solomonandria5031 3 года назад

      Fisaorana feno. Izay tsy mahafantatra ny tantara dia hotsarain'ny tantara.

  • @sanchopancha1561
    @sanchopancha1561 4 года назад +1

    Misaotra tompoko, indrindra ho an'ny taranaka rehetra.

  • @rasamisonjosewilly4253
    @rasamisonjosewilly4253 5 лет назад +1

    FIADANANA HO ANI ZOKIY RABEMANANORO MISAOTRA TOMPOKO MISAOTRA INDRINDRA

  • @MialyHaritiana
    @MialyHaritiana 10 лет назад +1

    Tsara be! Tsy ny soratra ihany no vaotahiry fa ny sary ihany koa

  • @rivorakoto1852
    @rivorakoto1852 4 года назад +1

    Zao tana aotra tay

  • @mashmab4392
    @mashmab4392 Год назад +1

    Because of the corruption, everything is now very bad.
    Sorry my dearest Madagascar 🇲🇬

  • @PS-yv4yo
    @PS-yv4yo 6 месяцев назад

    Mes etudes a l'ecole chinoise, college de france nee mada

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 6 лет назад +1

    Tiko be ny hira tsara be n'y toniny misaotra tompoko nizara ny tahiry sarobidy tena makasitraka

  • @deborahruiz2398
    @deborahruiz2398 8 лет назад

    merci!! tsara be

  • @lyceelpoi8566
    @lyceelpoi8566 10 лет назад

    tena tsara ,na ny sary na ny feon-kira fa misaotra indrindra .emga anie ka mba maro ny tanora hahalala ny tantaran ny firenena

  • @hobyrasolofonomenjanahary6041
    @hobyrasolofonomenjanahary6041 12 лет назад

    mahafinaritra e! tena samihafa tkoa ny taloha sy ankehitriny a

  • @hervrasam
    @hervrasam 11 лет назад

    tsara ! misaotra

  • @PS-yv4yo
    @PS-yv4yo 6 месяцев назад

    PRtie aux sey ddpuis l'age 23 ans y retournee voir mes fsmilles 3 a 4 fois

  • @rafalinandrasanafrancis489
    @rafalinandrasanafrancis489 8 лет назад

    Teny tokana : harena

  • @andriamarofara-andriamasin8671
    @andriamarofara-andriamasin8671 9 лет назад

    hono hoy aho !!sao dia mba manana sarin'ny PAOSITRA FAHINY ihany koa ianao??

  • @sarahandriantsoa7498
    @sarahandriantsoa7498 4 года назад +1

    Je préfère avant c est plus ordonné et propre désolé