Journal Antsiva 27 Aout 2024 07h15

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 сен 2024

Комментарии • 2

  • @yvette5974
    @yvette5974 19 дней назад

    Mampalahelo n'y fitsarambahoka eto Madagascar.
    Matimaty fona s'y mifamono n'y Samy mahantra.
    Fa n'y mpanao halatra bé Vava kosa tsy handairan.i Fitsarambahoka
    Ary tsy voasazy mihitsy aza
    Satria mifanototra et zareo Samy ao ambony

  • @yvette5974
    @yvette5974 19 дней назад

    Mitombo n'y mpizahatany
    Mitombo n'y fahantran.i mponina eto Toamsina.
    N'y médaille volamena
    Tsy hiditra @ vilanin.i mponina.
    N'y zotran.i mpizahatany.
    Mankanjary n'y olombitsy manana hôtel.
    Foany n'y Fandohavambona @ école public fototra
    Foany n'y Fandohavambona @hoptal mpanjakana.
    Mampanakarena olombitsy n'y fotodrafitr .asa rehetra.
    FA TSY MAMPIVOTRA NY MPONINA ETO TOAMASINA.
    NY MPAMPIASA MITONDRA NY MPIASANY AVY ANY AMINY.
    FA NY MPONINA.I TOAMASINA DIA
    TOMPONY MANGATAKATINY.
    MAHATSAPA TENA IANAO LEHIBEN.I TANANA
    HAMBOHARY NY RN2
    RN5
    HAMBOHARY NY CANAL
    FZ HO AVY NY FAHAVARATRA
    DIA HOTAFODRANO INDRAY NY MPONINA
    NY JIRAMA MAMPIJALY.
    IREO NO ILAIN.I MPONINA
    RAHA TE HIROTSAKA HO FIDINA IANAO
    FA TSY FOTODRAFITR.ASA
    MANKANJARY OLOMBITSY IREO