Tononkira : KIM JAH - "NOMEKO" 💔🇲 1- Ayayaya...Sambatra ny manome noho ny mandray ah Fa zah tsy sambatra mitsy atrizay ah. Satria tsy noraisinao le nomeko de maay ah.. Nefa zah tsy sah niteny fa te iandry kely.. Tsy navoaka feo akory nefa tsy andriko eh.. Ny ahita atsika lay mba ifamihana iny.. Fa tsy ho lany andro aheno tenin'olona oe: "Ngamba famille-any iny!!" Fa zah toa sahy tsy sahy de nangina be zah.. Satria tsy tiako ho faty zany fa mba ateza Le fifandraisa-tsika mbola tiako engeza fa tsy ho simba de ho nofy sisa ve zany eh... Zany rehetra zany nampafatariko impiry Nasehoko am fomba fietsika fomba fitsiky Tsy haiko na tsitanao na hoe mody mikipy enao.. Ref: Tiako ho ahy ianao eh... Fa zah nefa tsy sahy ny hanao eh... Hilazako ny marina eh.. Fa ny fitia tena izy tsy mba miafina eh.. Rah tsy ifamaly toa tsy rariny eh.. Mino ah fa le niandrasako ny valiny eh... Ay ay yeah... 2- Miala tsiny ah tsy natana eh. Lazaiko anao na tsy nanontany ah.. Ze nisy anao nisy ah na tarÿ na tany eh.. Fa enao no diso loatra varina tany eh.. Zah ny akaikinao tsy nasinao sira.. Fa rehefa voa avany vao mba misy idirako...yeah ih.. Fa zah sy enao tsy votery oe hitovy am sasany any, fa tsarovy le zah efa mba sasa niandry...sasa niandry...sasa niandry anao ouh.. Enao namako eh, tsy ho vofafako eh, fa ny lalako eh, rah mazoto enao de ndao aleha,.. Andao angeh tsika eh.. Fa tsisy manenjika eh.. Ay yeah eh.. Ref: Tiako ho ahy ianao eh... Fa zah nefa tsy sahy ny hanao eh... Hilazako ny marina eh.. Fa ny fitia tena izy tsy mba miafina eh.. Raha tsy ifamaly toa tsy rariny eh.. Mino ah fa le niandrasako ny valiny eh... Ay ay yeah...
Tiako ho ahy ianao e! Fa zah nefa tsy sahy e!😭😭tiako beu😭😭❤
Tononkira : KIM JAH - "NOMEKO" 💔🇲
1- Ayayaya...Sambatra ny manome noho ny mandray ah
Fa zah tsy sambatra mitsy atrizay ah.
Satria tsy noraisinao le nomeko de maay ah..
Nefa zah tsy sah niteny fa te iandry kely..
Tsy navoaka feo akory nefa tsy andriko eh..
Ny ahita atsika lay mba ifamihana iny..
Fa tsy ho lany andro aheno tenin'olona oe: "Ngamba famille-any iny!!"
Fa zah toa sahy tsy sahy de nangina be zah..
Satria tsy tiako ho faty zany fa mba ateza
Le fifandraisa-tsika mbola tiako engeza fa tsy ho simba de ho nofy sisa ve zany eh...
Zany rehetra zany nampafatariko impiry
Nasehoko am fomba fietsika fomba fitsiky
Tsy haiko na tsitanao na hoe mody mikipy enao..
Ref: Tiako ho ahy ianao eh...
Fa zah nefa tsy sahy ny hanao eh...
Hilazako ny marina eh..
Fa ny fitia tena izy tsy mba miafina eh..
Rah tsy ifamaly toa tsy rariny eh..
Mino ah fa le niandrasako ny valiny eh...
Ay ay yeah...
2- Miala tsiny ah tsy natana eh.
Lazaiko anao na tsy nanontany ah..
Ze nisy anao nisy ah na tarÿ na tany eh..
Fa enao no diso loatra varina tany eh..
Zah ny akaikinao tsy nasinao sira..
Fa rehefa voa avany vao mba misy idirako...yeah ih..
Fa zah sy enao tsy votery oe hitovy am sasany any, fa tsarovy le zah efa mba sasa niandry...sasa niandry...sasa niandry anao ouh..
Enao namako eh, tsy ho vofafako eh, fa ny lalako eh, rah mazoto enao de ndao aleha,..
Andao angeh tsika eh..
Fa tsisy manenjika eh..
Ay yeah eh..
Ref: Tiako ho ahy ianao eh...
Fa zah nefa tsy sahy ny hanao eh...
Hilazako ny marina eh..
Fa ny fitia tena izy tsy mba miafina eh..
Raha tsy ifamaly toa tsy rariny eh..
Mino ah fa le niandrasako ny valiny eh...
Ay ay yeah...
Mozika Malagasy 😥😥😥😥😥
Franchement cette musique et magnifique continu sur cette lançer
Tsara loatra, na ilay rythme na tononkira
very good bain ahh!!!tohizo fona ehh!!!
tsara be lay tonon-kira :D
Tsar kus zan hira zan k👍👍👍👍👍
Tokoni andam iani f sengy natônlah bé lôtr lé 'ayayay..'
mercii leiss 😍
Milay ranga 🧡
Kim Jah wa tena tiko mintsy
nôrma be!mahafapo man ah
tout simplement parfait
Mlay ranga❤✊
wweesh frr Douzéo sky eeh
J’adore . ♥️
Tiako iz zni bro eehh
Tiko lotra 💞
Sambatra ny manome nohon'ny mandray an
fa zah ts sambatra mintsy hatrizay satria ts nraisinw ilay nomek de may😢😉😉😉😉☺
ay ve mb mahay manoratra tony bandy tony eh
mlay less ahhhhh
Hotran mitady ho style nate tex zan ilay clip. Sinon tsara zandry an.
Ra izany, sod mb style jason mraz ary iz 2 e! Na natex na ito iray ito
Mlay ranga a
2:21 andao ony angery tsika eh
hahahahaha
Bien be a!
Oaza
fkias less de toiz fona
milay le vazo ls ra kim jah aa
mlay ral a
nôbla hatrany kaaaa
Mlai less e zah maka anlah
Pelaka daholo reto GP reto
Iz no lazain lah oe pelaka
mlay
Merci
Yo
💓💓💓
❤
Mlay e
tsara
maf kim jah eh
tsara lc e
He kinda ruined the song when he started chanting AYAYE AYAYE