Soymanga - Annie

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 4 фев 2025

Комментарии • 14

  • @rasoarimalalaomega6584
    @rasoarimalalaomega6584 5 лет назад +2

    Misaotra betsaka e.
    Ela nitadiavako hiran i Soymanga.
    Mbola ampio raha misy e.
    Souvenir d enfance

  • @stephenharinivo
    @stephenharinivo 15 дней назад

    mahangoma eeee! Bal des jeunes MAKUMBA

  • @EmmaZavamanantsoa
    @EmmaZavamanantsoa 12 дней назад

    Hira anisan’ny mba tena taiko. Efa koa mba nitadiavako azy tato @ RUclips fa zao vao hitako.
    Mankasitraka ny nampiditra azy , indrindra ny mpamorona ny hira ! Fohazo ilay talenta fa tena tsara.

  • @nicolasrandrianaharison8158
    @nicolasrandrianaharison8158 5 лет назад +2

    Ohtran'ny vao omaly ny hatanoragna, misaotra namana BELALAHY nametrak'azy ity ao mba tsy hadinon'ny taranaka amam-para ny mozika niainan'ny génération talohan-dreo

  • @bruna8
    @bruna8 28 дней назад

    Tsara Zala NY fahazazako Aÿ

  • @harivonyyrielrabesolohasin1962
    @harivonyyrielrabesolohasin1962 7 лет назад +2

    hay ve mbola ato ity hira ity é
    mahatsiaro ny taloha

  • @martinfranco3918
    @martinfranco3918 5 лет назад +2

    Ela nitadiavako Hira ty

  • @rollandevannito1882
    @rollandevannito1882 7 лет назад +1

    mba mangataka soymanga soamary rah misy azfd

  • @bayante007
    @bayante007 4 года назад

    Tadidiko tao @ TVM nisy clip ny izy ty fa may t@ 2009 .

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 3 года назад

    OK

  • @lydiafanjanirina5269
    @lydiafanjanirina5269 7 лет назад

    Mankasitraka e!

  • @ramiadanirykharen189
    @ramiadanirykharen189 8 лет назад

    mercii