Personnellement, je préfère largement "Hafahafa" que "Kisses for Breakfast"( même si j'adore aussi la version jamaïcaine). Déjà avec la version malgache, l'instru ressort vraiment mieux, les paroles m'emporte loin et me font vibrer, peut-être parce que je suis malgache. "Hafaliana tsy omby tratra": c'est exactement le sentiment que je ressens en l'écoutant ... Merci les gars pour cet excellent riddim qui a marqué mon été 2014 !
hafahafa ho'aho lay any e! no miaraka aminay zay tavela aleo aloha ho any o!o!o! tsapanao hoe normaly e !ia! hafahafa ho'aho lay any e! refa tsanga tsaina aleo hilam! aza bilabilaka @ revy izay makafoka !! koboko ianao fa cadro koboko eny fa cadro!! aza bilabilaka @ reny izay tsy ilaina mandeha ampiralahiana (fa zay tiana no hajaina)X3 havanay ny mody isan'andro misy miova ! hoento ampitsikiana fa ny lalana mitondra ianao anie tsy voatery hoe (haharaka an'zany)X3 ref : hafahafa oa le any e!.......... mahafinaritra lay any e!e!e! X2 ndao ianao fa ho entiko any o!o!o! hanidintsidina ohatr'zany ! hafaliana tsy omby tratra e!e!e! manafana anatiny any !!!! hafaliana tsy omby tratra o!o!o! hanidintsidina ohatr'zany mafinaritra lay any e!e!e! X2 ndao ianao fa ho entiko any o!o!o! hanidintsidina ohatr'zany ! hafaliana tsy omby tratra e!e!e! manafana anatiny any !!!! hafaliana tsy omby tratra o!o!o! haniditsidina ohatr'zany ankafizo ny filatsaky ny mozika henoy tsara aloha ity zay ianao vao mitatasiaka manantona aty raha toa ka liana ianao reto izahay tafaray hampifaly anao a red cool zay mihaino avy dia kola !! na boto miantsinana io na avy any anaty coll !!! col ma lefarta tsy misy koz zan resa-politika fa tsy kozy zany !!! tonga soa eto @ tambazotra martiora ialahy !!! ny androany ihany no androany fa ny ampitso suspens ho ento aty raha hifaly hanidina hisidina ambony @l ay revy milay ref : hafahafa ............................. tsy iray pintso roa fa maromaro mihitsy hafahafa foana ho'aho ny live efa vita !!! raha tsy mivaro po na voaka enw nahita ! matsiro tsara ty @ lay tena tianao mihitsy reveo tsotra fa mila fetsifetsy sa mamo vetivety faly mifetifety ny havan-dray fa metymety ny hafanana koa anie toa mety !!!!!! mahafinaritra lay any e!e!e! X2 ndao ianao fa ho entiko any o!o!o! hanidintsidina ohatr'zany ! hafaliana tsy ombitratra e!e!e! manafana antiny any !!!! hafaliana tsy omby tratra o!o!o! haniditsidina otr'zan ref hafafa............
Encore là 2024 🤙🏻❤
2024 🎉. Ça fait 10 ans ❤
Me rappelle tellement de souvenirs 💖💖💖, je l'ai écouté en boucle un soir en rentrant de mes vacances ❤️
0
2020 mbol ato fon zay mlay
Mkiff fon a👍👊👊
2021 hi3
Personnellement, je préfère largement "Hafahafa" que "Kisses for Breakfast"( même si j'adore aussi la version jamaïcaine). Déjà avec la version malgache, l'instru ressort vraiment mieux, les paroles m'emporte loin et me font vibrer, peut-être parce que je suis malgache. "Hafaliana tsy omby tratra": c'est exactement le sentiment que je ressens en l'écoutant ... Merci les gars pour cet excellent riddim qui a marqué mon été 2014 !
2019 zay mbola ato ahn.. nostalgique kely
Juin 2020 e!!! Tsy metyè leo
2024 izao, fa tena bola milay foana ty hira ty 🤞❤
2020 mbola mihaino👌
jkiff ahouuuuu ! g cree un compte youtube juste pour ce son ayeayeaye !
malgaches est fier de l'etre i
Izy tsara
+Eddy Ramanitra sur mitsy @ le fier de l' etre gasy a! gasy ka maja e
Eddy Ramanitra za ar toman kely aaa
tena nilay reto bandy reto ary tena nisy fivoarana grave💯Respect
2024 mbola mankafy fona ❤
jcherche cette zik depuis plusieurs mois!!jlai enfin trouvé et jécoute en boucle
GROS POUCE!!!j'adore
mbola ato zay ah 2022
2021 , mbola tafaraka foana eee
Merci pour tout zalah ! Milay lisany ❤🔥
Mbola mankafi fona e 😍😍😍
Hafahafa hoa lay any
Mafinaritra lay any
Siora siora😍🤩
J ador en replay
manaiky anareo za eeee mlayyy lotraaa d maniry ny hiara hiasa aminareo suuuu d tohizoo fôôônaaa eee
Manaiky anareo tanteraka eee milay be.....2017 mbola ts mankaleo mintsy mihaino anle izy
tiako an.
Ts mety lany maminy mintsy hira ty @na 😍😍😍😍
tafita le hafatra! tena norm lesy cop1 ! amin'ny le tena GASY
tena mahavit zvtr ianareo, trandrao tsara ny mozikanareo, ny gadona surtt f tena tsara ary tsisy mpanao, mrary soa e!
iza mbola mieno anio amzao 2017 zao ?
Tsiory Aaron zaaa ar tomn kely mitsyyy ,malaeloo b am dagoo
Za
2018
Za sad mihaino no mijery 24 nov 2018
@@ouveshbanka3076 atraty io
Hafaliana tsy omby tratra mintsy ve ? 😁❤️
m'lay b ny hira, sady mahay n panamboatra clip.
mampamanina ny tana zany hira zany
Mahaleho ny fireneko :'( :'(!!!!
Tsara le musica :)))))))
2020 tsika zao fa mbola ao tsara an
surr! milay!!
mandon beuh rangah l hira!!! manembonembon mints n tanana . sur!!!
Mahafinaritra ilay any eee❤️💗
2017 verenako nenoan d malaelo b an dagooo aaa ,
tiakooo loatra ee
Norma.mampanembona any tanana.iza no tsy any mada ato d avy aiza avy?
tiko ti hira ty s n clip.te itomany fona za rhf mieno an ty
Mandeha ny fotoana 2024 sahady efa tamin'ny 2014 io nalaza 05 Juillet 2024 sahady
2020❤️❤️❤️❤️
tena J'AIME B!
ça c'est de la bonne qualité, toujours au top lesy lisany mlay
Ny ahy aloha dia ito mitsy ny hiranareo ankafizoko indrindra eh !!
ao tsara ry zalah ah, norm araka ny tokony ho izy .
sur mits!!mlay eee (y)
❤🔥❤🔥❤🔥 Tiko fona
hafalina tsy homby tratra 100%
Sura be zalah!! BIG RESPECT
mlai lisan euh,hafahafa marna le any ah (Y)
Tsara e::: Ankafiziko indrindra lay clip any ambanivohitra
sur , tena HAFAHAFA wa le ani @nay! lieux DABOKA
Mbola mpianatra zay t@zany----- 08/10/2019 mbol mihaino fon
Iza no miaino anio zao ? 2018???
Bradley joé Rakotomahefa me
Olivia olive ... Milay zany 😂😘😘
j'adore
5 taona lasa😭😭😭
mlay lesy e !! BIG UP
mlay rzal aaa!!!!
Tikouuu eee
tsara lesy ny mozikan lisany r zalah ah
Ehhh, Tena tiko be fa Tena mapanembona ny tanana na de atanilavitra aza, mankasitraka
Mampionona Hasminah Tahirinjanahary hita ky
Peace bain ah
2024 ❤
2018??
tena tsara!!!!!!
2h31 😉👌❤
2021
Ten mafnartra le any 😢
Souvenirs pour toi Tommy Sam Niresh ❤❤❤❤❤❤❤❤ Peace and love.
ESSVA me manque 💜🤍💙
ohh yeah
ary magic ko kay ao an
2019
milay lesy zala tohizo fa norma b sur
mlay rg lisn a!
2018💖
tiko tiko
2024 💥💥💥
Mlay e!
Mlay lesy eh
❤
Ndeso
Norm e!! original!
tsar f mits tiko ao
aiz o
dimby rakotoariseheno mis ts tiko fa hafahafa... krrkrrrkrrr
wen kely zan za v? krrkrrkrrr
kwel ftsn fa az taitr!! huhu!!
❤️❤️❤️
Hatsarovana zavatra maro
2022
J'aime ;) (y) (y)
cool (y)
Écoutez Kisses lunch.c la même instru
kiasy nenty
cool
sur mec eh
Za 2018
Maskeeeee😬
C TRO
ts leo mieno anty hira ty za fa tiko lotra
norm eh
Mlay ka
(y)
(y)
👍👍👍
hafahafa ho'aho lay any e! no miaraka aminay zay tavela aleo aloha ho any o!o!o! tsapanao hoe normaly e !ia! hafahafa ho'aho lay any e! refa tsanga tsaina aleo hilam! aza bilabilaka @ revy izay makafoka !! koboko ianao fa cadro koboko eny fa cadro!! aza bilabilaka @ reny izay tsy ilaina mandeha ampiralahiana (fa zay tiana no hajaina)X3 havanay ny mody isan'andro misy miova ! hoento ampitsikiana fa ny lalana mitondra ianao anie tsy voatery hoe (haharaka an'zany)X3 ref : hafahafa oa le any e!.......... mahafinaritra lay any e!e!e! X2 ndao ianao fa ho entiko any o!o!o! hanidintsidina ohatr'zany ! hafaliana tsy omby tratra e!e!e! manafana anatiny any !!!! hafaliana tsy omby tratra o!o!o! hanidintsidina ohatr'zany mafinaritra lay any e!e!e! X2 ndao ianao fa ho entiko any o!o!o! hanidintsidina ohatr'zany ! hafaliana tsy omby tratra e!e!e! manafana anatiny any !!!! hafaliana tsy omby tratra o!o!o! haniditsidina ohatr'zany ankafizo ny filatsaky ny mozika henoy tsara aloha ity zay ianao vao mitatasiaka manantona aty raha toa ka liana ianao reto izahay tafaray hampifaly anao a red cool zay mihaino avy dia kola !! na boto miantsinana io na avy any anaty coll !!! col ma lefarta tsy misy koz zan resa-politika fa tsy kozy zany !!! tonga soa eto @ tambazotra martiora ialahy !!! ny androany ihany no androany fa ny ampitso suspens ho ento aty raha hifaly hanidina hisidina ambony @l ay revy milay ref : hafahafa ............................. tsy iray pintso roa fa maromaro mihitsy hafahafa foana ho'aho ny live efa vita !!! raha tsy mivaro po na voaka enw nahita ! matsiro tsara ty @ lay tena tianao mihitsy reveo tsotra fa mila fetsifetsy sa mamo vetivety faly mifetifety ny havan-dray fa metymety ny hafanana koa anie toa mety !!!!!! mahafinaritra lay any e!e!e! X2 ndao ianao fa ho entiko any o!o!o! hanidintsidina ohatr'zany ! hafaliana tsy ombitratra e!e!e! manafana antiny any !!!! hafaliana tsy omby tratra o!o!o! haniditsidina otr'zan ref hafafa............
En sah la détermination