TIA AHY JESOSY

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024
  • JESOSY MAMONJY

Комментарии • 16

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n Месяц назад

    Makasitraka. Makatelina tompoko ! Deraina ny tompo 🎇💒💌💌💌🙏🙋

  • @patrickandrianjakoto252
    @patrickandrianjakoto252 5 месяцев назад

    hira tena tiako ity hira ity,mampahery matsiaro ilay namako lasa Pasteur ao @ Jesosy mamonjy Antsirabe zay aho;tena efa novidin'iJESOSY tamin'NY RANY isika

  • @harisoamananjoky195
    @harisoamananjoky195 4 года назад +1

    Miarahaba tompoko!
    Misaotra Jesosy!
    Manantena hira vaovao foana avy @nareo fa tena mampahery, misaotra anareo.

  • @domoinasantatrarandrianiri241
    @domoinasantatrarandrianiri241 4 года назад

    Tonga nofo izy nefa Andriamanitra, lehilahy ory sy niaritra! tia ahy lotra Jesosy

  • @pierrephilippe880
    @pierrephilippe880 3 года назад

    Fiadanana. Mba afaka mahazo ny numéro téléphone nareo ve azafady? Merci beaucoup

  • @giseleravonim2321
    @giseleravonim2321 4 года назад

    Manao mazotoa mamoaka hita fa mampahery any aty lavitra aty

  • @giseleravonim2321
    @giseleravonim2321 4 года назад

    Fiangonana jesosy mamonjy aiza moa nareo raj'a tsy mahadiso azafady mitady zanako pasteur Maurice sy soeur Odette zah mba te hanana contacte et Rachel David Jonathan colombe ny zanany

    • @komafavy
      @komafavy  3 года назад

      salama e!JM France eto Poitiers no misy atsika

  • @ezraandria4799
    @ezraandria4799 4 года назад

    Alefaso koa manaraka o....Miandry zahay

  • @martinaivosy6810
    @martinaivosy6810 4 года назад +2

    tiko lotra;-)

  • @RazafimahatratraFinoanaFenoher
    @RazafimahatratraFinoanaFenoher 11 месяцев назад

    makasitra be anareo mahafinaritra

  • @jeandavidrakotomanalina6041
    @jeandavidrakotomanalina6041 3 года назад

    Bonjour ! Derao @fonao rehetre jesosy

  • @joharyanja568
    @joharyanja568 4 года назад

    Jesosy o! tia Anao koa aho

  • @elirand6704
    @elirand6704 4 года назад

    tia antsika rehetra tokon Jesosy

  • @hasinaandriantsiferana4421
    @hasinaandriantsiferana4421 4 года назад

    Amen

  • @michelvictor7927
    @michelvictor7927 4 года назад

    TSAR SADY MAFINARITRA