PIKLA 15 NOVEMBRE 2015 BY TV PLUS MADAGASCAR

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 12 ноя 2024

Комментарии • 12

  • @stephmariver8600
    @stephmariver8600 9 лет назад +1

    touchée am le reportage aho

  • @andriamalalamaminiaina6780
    @andriamalalamaminiaina6780 8 лет назад +1

    hay ve misy an'izao eto madagasikara GASY MANAMPY NY GASY .
    Soa fianatra maromaroa ny tahaka izao.

  • @jeseandriamboavonjy7960
    @jeseandriamboavonjy7960 9 лет назад +1

    Mankasitraka indrindra dia ho ambininy Tompo mandrakariva.Mafinaritra mahita olona malagasy toy izao,ny mpitondra malagasy dia tokony mba mijery ny malagasy fa variana am fitiavantena izay tsy hitondra anareo ho aiza.Mankasitraka tompoko

  • @packynotteghem1687
    @packynotteghem1687 9 лет назад

    Mahafinaritra,,mankasitraka ny tenako , ho ambiny Tompo ambiny fanampiana ny malagasy !!! Misimisia ny toy izao

  • @nirinayvonrandriamiarisoa1141
    @nirinayvonrandriamiarisoa1141 4 месяца назад

    Ho tonga am ambony indrindra anie ny taranakareo mivady, mahafinaritra be ny toetsainareo,ho tahin Andriamanitra e,

  • @jackyrakotoarivony9738
    @jackyrakotoarivony9738 4 месяца назад

    Inona no mba address azo hanampiana azy.mba handefaso re tompoko,Itony no tokony hifanampiana.ra samy gasy .Misaotra tompoko.

  • @rinaandrianaivo7086
    @rinaandrianaivo7086 8 лет назад

    Mankasitrka fa dia tsara tokoa ny zavatra atao sy vitan'ireo olona tsotra dia tsotra. Makahery koa. Tahian'Andriamanitra tompoko ô!

  • @randrianatenainasidonie1773
    @randrianatenainasidonie1773 7 лет назад

    Kay mba misy gasy tsara antsitram po otratriny zao kainy, misaotra betsaka anareo mivady lavaa andro iainana oanareo mianakaby, tahin Tompo e!

  • @talugotalugo7641
    @talugotalugo7641 6 лет назад

    Tena tsara terafina remose , mirary soa

  • @florencerina8423
    @florencerina8423 8 лет назад

    Mankasitraka eee!!! hotahin' Andriamanitra mandrakariva anie ny zavatra izay ataonao @ olona sahirana tahak' izao .

  • @miartsoasandra7644
    @miartsoasandra7644 8 лет назад

    Tena hihena ny tahan'ny tsy fananana asa sy ny tsy fahaizana raha samy manao toa izao daholo ireo mpanao politika ireo ary tokony hojeren'ny tomponandraikitra ao amin'ny fitondrana ny fanohanana azy ireo toa ny fampitaovana sy fijeren mpividy ny asatanana vitany.

  • @miartsoasandra7644
    @miartsoasandra7644 8 лет назад

    Toa izao no tokony hataon'ny olona manampahaizana sy ireo manambola eto amintsika fa tsy variana miady seza sy politika fotsiny. Ho ela velona anie ity orinasa ity.