Ny tianao no tiako satria Ny lalanao no lalako Ny alehanao no alehako Matoa ny foko nanaiky dia tia Satria izay nekeko Tsy miova ho doria Ianao: no mamin’ny foko Ianao: no ikaloiko Ianao, ianao irery ihany Ianao no tiako eto an-tany Ho anao, anao tsisy fetra Amin-javatra rehetra Tia anao, ho tiako ianao Mihoatr’izao tontolo izao
Mankasitraka ,Ary tena tsarabe le hiranareo mianaka .Ary satria moa efa lasa i GABHY,de itodika aminao Zay Miara nihira taminy Aho.Misy cassette novidiko tao antranon i GABHY efa 25ans lasa Zay misy l'ay hira Zay tsy MBA ré miintsy Ary tsy ato @Yutube fa ao @ TVM no MBA ré tany aloh tany.Titre hoe AMIKO KOSA. MBA avohay ao Amin YOU TUBE ré azafady a.Merci .Mr ELIE aty Paris
Vonjeo re rey olna izay mba manana io original nohirain'i Perle sy Gabhy io mba avoahy eto @ youtube fa dia tena mangaihay mihintsy izahay mpankafy hira malagasy rehefa maheno ny fanovana ny hira aty aoriana
Tiako e,hafa ihany ny kalon' ny fahiny ❤❤❤❤
Ny tianao no tiako satria
Ny lalanao no lalako
Ny alehanao no alehako
Matoa ny foko nanaiky dia tia
Satria izay nekeko
Tsy miova ho doria
Ianao: no mamin’ny foko
Ianao: no ikaloiko
Ianao, ianao irery ihany
Ianao no tiako eto an-tany
Ho anao, anao tsisy fetra
Amin-javatra rehetra
Tia anao, ho tiako ianao
Mihoatr’izao tontolo izao
Hafa mihitsy ny hira fahiny.Tena mifono hafatra sy anatra mafonja! Pao-tsatroka tanteraka
Ndriiii! Mandria ampiadanana Dadatoa Gaby
Mankasitraka ,Ary tena tsarabe le hiranareo mianaka .Ary satria moa efa lasa i GABHY,de itodika aminao Zay Miara nihira taminy Aho.Misy cassette novidiko tao antranon i GABHY efa 25ans lasa Zay misy l'ay hira Zay tsy MBA ré miintsy Ary tsy ato @Yutube fa ao @ TVM no MBA ré tany aloh tany.Titre hoe AMIKO KOSA. MBA avohay ao Amin YOU TUBE ré azafady a.Merci .Mr ELIE aty Paris
2025 Mampatsiahy zay dada mamalako zay 😢.Hira niarahanay nihira fony fahazazako ! Mankasitraka e!😢
Izany hira izany de atolotra ho anareo "Promotion" rehetra ,MBA ho fahatsiarovana le fahazazana!
Zany ka hira💗😍😍💯💑🙏🙏Mankasitraka kopatanana e
tres belle chanson. merci ghaby et fanilo . Tiko be mihitsy ny hiran'i fanilo rehetra merci encore
misaotra betsaka tompoko
Zany ka hira kanto e🌹💗😍😍😍🙏🙏🙏mankasitraka
Misotra, betsaka.
Misaotra betsaka tompoko inoubliable merci dor en paix Gaby
zany ka kanto malagasy, misaotra faniry fa tena malagasy ianao a, tohizo foana fa misy tsirony tsara mihitsy ny mihaino azy
Que des beaux souvenirs 🤲♥️♥️♥️
A2qÿyÿs3
ndrooo tiako lotra ❤️
Kanto ! Mankasitraka 😘🎤
Tsara be. ao ilay fitohizan'aina sy talenta
gasy ka manja zany a! mafinaritra daholo e!
TIAKO 😃💓
❤️❤️🥺Tiko lotra 🥰
Mamin' ny foko ❤
Fo Tia. :-)
kanto ny hira ntsika malagasy
Afaka miteny Faniry hoe : "Za koa efa niaraka nihira t@ Gabhy, andrarezin' ny hira malagasy ''
Ankasitrahanae, aiza re le fahiny t@ fahatanorana? Misaotra .
Tsara e 😃
mafilotra kosa e! aminazy tsara
2020- mbol mankafi fn e
malahelo ny original nohirain'i Perle sy Gabhy aho. Marina fa taranak'i Roland Raelison i Faniry nefa ilay feony tsy mahazaka ny hiran'ny Dadabeny.
Tsy voatery i Perle foana no hihira io hira io fa ny tsara feo rehetra dia afaka manohy ny kalon'ny fahiny daholo i Gabhy ary nankafy niaraka nihira tamin'ny Faniry samy manana ny maha-izy azy koa ny tsirairay fa tsy voatery hitovy akory ny olona rehetra e! Mankasitraka @ fanavozan'ireo tanora tsy manova feo sy ny tonon-kira ary mbola mankahery anareo hanoy izany aho Misaotra indrindra!!!!
misaotra betsaka Voahirana Rab amin ny fanohanana.... mankasitraka indrindra Tompoko oh
fisaorana no atolotro ho anao
samy manana ny fitsarany ny olona Faniry a,,,,amiko dia mirary anao havita be hatrany.....kanto loatra ianao....misaotra e
Tsara !!!!!
tsara be, mankasitraka e, sao dia mba misy afaka mamoaka version karaoke an'ity hira ity azafady, misaotra mialoha !
❤
Tsy ho lefy laza mihitsy zany hira izany
Tsaaara!
Ahatsiarovako olona iray izay ity hira ity
tiko b
Ankafiziko tanterak.
Romule
😂se ss fofoe
Tiko
Misaotra betsaka tompoko
Tsara kosa e
Tsara, lafatra
Tiako loatra
Vonjeo re rey olna izay mba manana io original nohirain'i Perle sy Gabhy io mba avoahy eto @ youtube fa dia tena mangaihay mihintsy izahay mpankafy hira malagasy rehefa maheno ny fanovana ny hira aty aoriana
tena tsara
00
❤