You don't sound like other singers, but you have your own distinctive sound, your voice is positively outstanding. Don't hold back, keep singing 🎶 your heart out. Mercy senorita 😊
mis foana ny hatsararaina fa ty kosa ny cover tena hitako nivoaka e, na ry Safidy nanao Mariah Carey ireny aza tsy nivoaka otrzao, avec totue objectivité zany, za tsy tia ny fomba fihiran'i Colombe hatramin'iz pazzapa fa eto kosa nivoatra be izy e
Quelle belle voix, Céline Dion peut prendre sa retraite, elle a déjà une relève avec une voix exceptionnelle
You don't sound like other singers, but you have your own distinctive sound, your voice is positively outstanding. Don't hold back, keep singing 🎶 your heart out. Mercy senorita 😊
Oh my I love Celine Dion and she would be so proud of you if she can hear you! Just beautiful!
BONJOURS ! ATAOVY¨LA LUMIÈRE¨NATAON I MBOLATIANA TAMIN NY JEUX DE LA FRANCOPHONIE SA JEUX DES ILES MOA INY?
Merci ❣️
waouh ,tongava @avo indrindra.Tsara be.
Waouhhh 🥰🥰🥺
Very impressive! Great song choice btw!
Tay be 'ty sipa ty ko leuuu! bravo, je t'adore..
tena mba dadany indray izany an!!! bravo be mihintsy tohizo fa tsara e sady manjamanja ery i toi
Tokony manao The Voice ki ndry e 🥰🥰
Merci ❣️😅
TSARA BE, nivoatra be ny fomba fihirana sy feo
Oakany retsy mangoritsana miheno azy chapeau oanao
You blew me away!
chapeau👌
Sensational voice! (:
Truly amazing!!!!
Nice :) your voice is similar to Celine's
Manapeo be ianao ! Nahazo fitahiana ianao fa mihira ho an’i TOMPO
Nice voice
tena kanto tokoa, tohizo fa izahay mpankafy foana
very good voice. exacly same of Celine!!!
Lindas canções que eu amo!!!
Salama ❣️
tsara loatra, bravo be, miandry whitney Houston ndray raha tsy efa misy :D
Waaaaaaaaaaouhhh!!tsara loatra fa tohizo!
MAMALANA BE SADY MAMPOME BE
@@pryaina4901 sao dia ny sofin' ingahy no mivalana🙃
milay e!!!! na dia mbola misy amboarina kely aza
mis foana ny hatsararaina fa ty kosa ny cover tena hitako nivoaka e, na ry Safidy nanao Mariah Carey ireny aza tsy nivoaka otrzao, avec totue objectivité zany, za tsy tia ny fomba fihiran'i Colombe hatramin'iz pazzapa fa eto kosa nivoatra be izy e
Bravo
Tsara, tsara tena tsara, miavaka tanteraka mitsy
ôka kosa le!
tsara sy kanto loatra e
Alefaaaaaa!!
Misaotra indrindra ❤
Kanto tena kanto
das is gut°°°T
❤❤❤❤❤❤❤❤❤
she's a Malagasy from Madagascar
Misaotra ❤
tena oe tena oe....
Merci ❣️
Trop ! mlay e! partager-o eeee
partagéna ve lty hihihihihi aleo com'x ihany kkkkk
@@behntehn
Vous n'êtes pas obligés de regarder non plus.
Lol
Colombes Ran désolé fa vocab fampiasanay hihihi milay le izy ka ilay voix feminine iny ary n tena milay ko! Merci eee
Tsara lotra !!!
Tiako loatra !
😍😍🎶🎶
Nice. I love it
misaotra nampanembonembona ny fahatanoranay e
mlay b e sady lasa manja b
tiako ny feonao lo e :)