Martiora Freedom - Gisa Mainty (Official Video)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 5 окт 2024
  • Tioramar Mozika 2020
    Studio: Kboom Kitchen
    Inge Son: Wishkirl
    Real: Tahina Razafindrabe

Комментарии • 79

  • @johbee
    @johbee 3 года назад +37

    Orijinaly Tioramar
    A.k.a Boto n'capitaly
    Inna di dancehall style
    Fa Malagasy style
    You know
    Efa longtime fa tsy mety lany Daty
    Tioramar et Dancehall
    Efa vita fato-maty
    Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss
    Za m'deal Good Vibe ohatra an'i Zanpasy
    Efa longtime fa style gisa Mainty
    Tsy de fahita firy ohatra an'ny sweat Mafia K1- Fry
    Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss
    Zahay m'deal Good Vibe
    Zahay m'deal Good Vibe
    Izahay koa rehefa rombotra
    Mahavita zavatra amin'le tsy Ampoizina
    Vavony mifono vy
    Sarotra poizinina
    Alefaso arany ny ozona
    Izany tsy ataoko ampiozona
    Midira ity fa raisiko amin'ny Vozony
    Tête be dia mitrosina
    Zany ny coup de tête
    Zahay tsy mitsoaka kokoty
    Zany ny Rude-Boto
    Navy eto tsy hanao bogosy
    Black-Martiora arahana Shatta-Boss
    R.P.Z capitol, tsy mitsoaka poste
    Efa longtime fa tsy mety lany Daty
    Tioramar et Dancehall efa vita Fato-maty
    Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss
    Zahay m'deal Good Vibe ohatra an'i Zanpasy
    Efa longtime fa style gisa Mainty
    Tsy de fahita firy ohatra an'ny Sweat Mafia K1- Fry
    Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss
    Zahay m'deal Good Vibe
    Zahay m'deal Good Vibe
    Tandremo
    Fa lalimpaka ny fantsy aty
    Haiko matoa ataoko
    Fa izaho koa tsy fatim-patina Dancehall Fanatique
    Real foana ny style
    Toujours mampi-wine
    Rehefa anaty dancehall song lesy Mon papi
    Hot and Bad
    Efa kobonareo brada
    Ty manakoako hatrany
    Ville: Congo-Brazza
    Aivr amin'le aivr
    Ny ahy tsy miova ny cambrage
    Aivr amin'le aivr
    Ny ahy tsy miova ny cambrage
    Hehe, Izahay tsy mila mi-charme
    Micro dia ampy ataonay arme
    Alefaso aloha izay lany androany
    Rehefa avy eo indray oklm tsika Manarina
    Song from di block's
    Omeko anao ny demosy
    Mozika ataoko demoty
    Sao yst ypok
    Fa ty dancehall-hiphop
    N'kofa m'break dance
    N'joba m'tik-tok
    Sao yst ypok
    Fa ty dancehall-hiphop
    N'kofa m'break dance
    N'joba m'tik-tok
    Fa izay kopy de kopy
    Izay tsy kopy tsy quoi
    Tioramar efa tsara escouade
    Ataovy hoe bandy bad
    Manan-talenta saode diso kajy
    Efa no lazaiko fa mozika hoa no Base
    A la base
    Efa kobo mazava hoazy
    Hoe zahay vao milatsaka tsy Tonga Hivazivazy
    A la Tioramar no anaovako azy
    Groupe Tioramar ohatra an'ny Groupe Akatsuki
    Yesss, Dommage collatéral
    Kr-kr, Tapaka ny côte cervicale
    Chacal, Hametraka song toujours Pur-s' Royal (Royal spliff)
    Pon di bong, Tcheck di song
    Efa longtime fa tsy mety lany Daty
    Tioramar et Dancehall efa vita Fato-maty
    Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss
    Zahay m'deal Good Vibe ohatra an'i Zanpasy
    Efa longtime fa style gisa Mainty
    Tsy de fahita firy ohatra an'ny Sweat Mafia K1- Fry
    Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss
    Zahay m'deal Good Vibe
    Zahay m'deal Good Vibe

  • @adiofuhad2998
    @adiofuhad2998 4 года назад +27

    amazing song.....Alefa Madagascar...love from Nigeria

  • @AmiPunkrockz
    @AmiPunkrockz 3 года назад +8

    Love from Mauritius 🇲🇺
    Though I do not understand a word😉

  • @GasyMamay
    @GasyMamay 3 года назад +1

    ny GASY MAMAY mitsy ka. asio maso kely ne. merci Martiora,

  • @mahazosoafaniryrakotomanga2091
    @mahazosoafaniryrakotomanga2091 4 года назад +4

    TY kosa nama ekipa mlay foana ny vokatra ze mvoka a! Manohana anlisany hatrany!!! Otrn group Akatsuki mits an! Suuuur

  • @riskymanafo7508
    @riskymanafo7508 4 года назад +3

    Gisa mainty tsy dia fahita firy. Girave koa zegn

  • @marienoelahrasoanirina345
    @marienoelahrasoanirina345 2 года назад +1

    mankasitra @ l gisa mainty eee ☺

  • @JorysCyannGuy-LoupNK
    @JorysCyannGuy-LoupNK 3 года назад +12

    Bon son 💖 me reste plus qu'à trouver une traduction des paroles 😹. Bravo bonne continuation...

  • @tokyrandriambololonirinaMG
    @tokyrandriambololonirinaMG 4 года назад +3

    ça va ilay vazo! eo amin'ny 1:21 ny partie reveko. merci an lay t shirt metallica sy ac dc an. sûr!

  • @anerahrandria3470
    @anerahrandria3470 4 года назад +1

    Mangataka Clip Famohizampo, andevozin'ny Ngoro .

  • @fanomezantsoamiaratinarand4404
    @fanomezantsoamiaratinarand4404 4 года назад

    Norme les r zalah a,mbl mkifn' lisan atreto oh.mlay b le riddem. Hain'lisan tsr n mijapy azy. Tohizo fon'e👊

  • @NjaraMarcel
    @NjaraMarcel 4 года назад +1

    good vibe, naoroma zalah a!

  • @nomenarandria4897
    @nomenarandria4897 4 года назад +3

    TROOPPP FAAAN

  • @Dulapeepresident
    @Dulapeepresident 2 года назад

    Merci Jonathan Clnt 😭😭

  • @romaricthierry4568
    @romaricthierry4568 4 года назад +2

    Le M & tdi 💪🏼💪🏼💪🏼

  • @randrianirinamaminiaina6580
    @randrianirinamaminiaina6580 4 года назад

    Io Vévé Martiora eh😅😅
    Mlay eh🤗

  • @rajoniaina2169
    @rajoniaina2169 4 года назад +7

    Za rery ve naheno an'le kozy amin'ny Pubg teo iny... xD

  • @DOUMIECHANNEL
    @DOUMIECHANNEL 4 года назад +5

    AYYYYEEEEE DOPE DOPE LES BROS!

  • @madavazotsara
    @madavazotsara Год назад

    efa longtime marina😆

  • @harivonjyratsimbazafy1912
    @harivonjyratsimbazafy1912 3 года назад +1

    Misy "I'm really sorry" an'i PUBG tampoka zany :D :D

    • @martindelor
      @martindelor 2 года назад

      tsara escouade hono zalah

  • @razanakotostephen5935
    @razanakotostephen5935 4 года назад

    Mlay eh reveko kos le sipa ratsa ah ★☆

  • @mandarazafindrabe466
    @mandarazafindrabe466 4 года назад +1

    ahoana io fandihanlah io ra TDY

  • @malmmartiora4524
    @malmmartiora4524 3 года назад +3

    🔥🔥🔥

  • @jovialemdg8534
    @jovialemdg8534 4 года назад +1

    Mlay e!!!

  • @filmefilme4196
    @filmefilme4196 2 года назад +1

    yes ya

  • @tsioryloic50
    @tsioryloic50 3 года назад +2

    mafro pop smoke🔥

  • @yoannrakotoarimanana2753
    @yoannrakotoarimanana2753 3 года назад +1

    "Paupe s'moque"

  • @SelektaTox
    @SelektaTox 4 года назад +2

    Good Good Vibes

  • @lalainarakotondraibe2497
    @lalainarakotondraibe2497 3 года назад

    adala b. milay

  • @niara9700
    @niara9700 3 года назад

    Gisa mainty 🔥

  • @rasoazanamioratatamo7468
    @rasoazanamioratatamo7468 4 года назад

    reveko be vazon lisana top

  • @aindjiou
    @aindjiou 4 года назад +1

    Misaotra

  • @sergiomadagascar9024
    @sergiomadagascar9024 3 года назад

    Mamay reto bandy reto

  • @maeljah9980
    @maeljah9980 4 года назад

    Fa aiz le sip manivana be iny eh

  • @tonnnynjararafidy323
    @tonnnynjararafidy323 4 года назад

    Gisa mainty mandona :)

  • @restleadrien
    @restleadrien 3 года назад

    Musique Malagasy

  • @memyselfi581
    @memyselfi581 4 года назад

    Tsara be

  • @iwbrs3153
    @iwbrs3153 4 года назад +1

    Fa naikaza ny dreadlocks ? 😭😭

  • @bakarykeziejahsolla2578
    @bakarykeziejahsolla2578 3 года назад

    Norm be 👍👌

  • @JasonCastanet
    @JasonCastanet 4 года назад +3

    GG be brada 💪

  • @ngolokante6313
    @ngolokante6313 4 года назад +1

    🎶 🇲🇬

  • @krak4916
    @krak4916 4 года назад +1

    1:34 iza kay io? Mba ampitomboina fahalalana 😝

  • @sahiarabariarimanana4301
    @sahiarabariarimanana4301 4 года назад +1

    Damn

  • @rantorakoto3701
    @rantorakoto3701 4 года назад

    Ar aiz mlm??

  • @tokyharivelo5605
    @tokyharivelo5605 4 года назад

    milay eh

  • @ra_mimsofficiel3421
    @ra_mimsofficiel3421 4 года назад +1

    Top les frère 🤙😋🔥🔥🔥

  • @radonyainarandrianarivelo3523
    @radonyainarandrianarivelo3523 4 года назад +1

    Respect

  • @zoharison9216
    @zoharison9216 4 года назад

    amnazy

  • @mahandry4850
    @mahandry4850 4 года назад +2

    2:25 pubg

  • @rakotomahefajoebradleybrad7637
    @rakotomahefajoebradleybrad7637 3 года назад

    norma 🔥

  • @ramiliarisonandrianirinaem1157
    @ramiliarisonandrianirinaem1157 3 года назад

    , normal le son

  • @lafatravonjy2165
    @lafatravonjy2165 4 года назад +1

    norma zala🔥

  • @tiffaniflavina8906
    @tiffaniflavina8906 4 года назад +1

    🤤💪

  • @jimmyzarasoa9175
    @jimmyzarasoa9175 4 года назад

    mlay. le son

  • @mczirm2339
    @mczirm2339 4 года назад

    ca va be

  • @sheley1472
    @sheley1472 4 года назад

    🤩🤩🤩

  • @AndryWzk
    @AndryWzk 3 года назад

    MF milay fona.

  • @mamisoalaurent8546
    @mamisoalaurent8546 4 года назад +1

  • @poposebou4227
    @poposebou4227 3 года назад

    C du malgaches sa ?

  • @nantaraha323
    @nantaraha323 4 года назад

    Nice 🔥🥴

  • @antsoonandrianina2194
    @antsoonandrianina2194 4 года назад

    🥵🥵🥵