Kely loha fandriampalemana foana no ndradradradraina nefa ianareo ao @ny fitondrana mihintsy no tena dahalo avohay ilay général nanome basy ny dahalo tsy mahalala menatra mihintsy ity Filou ity tsy sasatra ny mandainga sy mamitaka vahohaka izao ny vahohaka mahantra mihinanan iem daholo Filou tsy matahotody vendrana va !!!!!!!!!!
Oh là là dommage pour vous heureusement olo jiaby tsy mitovy aminao aza aratsiana fa mba jereo ny antaony président ntsika eeee sokafy ny maso eee mercis infiniment MONSIEUR LE PRÉSIDENT C'EST NÔTRE FIERTÉ
Fa hitako fandraisako ny teninao aloha hianao mihitsy no tena tia tena namandreo mpandetika i Madagascar hatramin'izay ireo foloha tsy nanjary teo aloha ireo 27 teo t@ fitondrasaa IRATSIHIRAKA raha vao contre izy milahatra zany dia tifitra nangorohoro olo jiaby zay contre gadrana firy olo disparu fahantrana ny Malagasy nahatsiravina. T@ Ravalomanana saika ho tsara fa tiany tena ny Malagasy tsy mahazaka democrasia zéro ny dahalo raha efa fahela tsy miova toetra ireo izay tratra tokonu vonoina zay ny mety IAndry vao tonga tsy hafaka hanao miracle tout de suite ary tsy mpanao magie noire ka ho tonga manankarena androany ny Malagasy rehetra ? Hita fa tsara nohony président teo aloha iAndry tianay c'est nôtre président c'est nôtre fierté ho lava havilomana tahin'Andriamanitra izy eee💃🙏🙏👏👏
Misaotra président,homba anao ny Tompo
Io izany ilay tsy manana citoyen malagasy raha tsy diso aho
Kely loha fandriampalemana foana no ndradradradraina nefa ianareo ao @ny fitondrana mihintsy no tena dahalo avohay ilay général nanome basy ny dahalo tsy mahalala menatra mihintsy ity Filou ity tsy sasatra ny mandainga sy mamitaka vahohaka izao ny vahohaka mahantra mihinanan iem daholo Filou tsy matahotody vendrana va !!!!!!!!!!
Oh là là dommage pour vous heureusement olo jiaby tsy mitovy aminao aza aratsiana fa mba jereo ny antaony président ntsika eeee sokafy ny maso eee mercis infiniment MONSIEUR LE PRÉSIDENT C'EST NÔTRE FIERTÉ
Fa hitako fandraisako ny teninao aloha hianao mihitsy no tena tia tena namandreo mpandetika i Madagascar hatramin'izay ireo foloha tsy nanjary teo aloha ireo 27 teo t@ fitondrasaa IRATSIHIRAKA raha vao contre izy milahatra zany dia tifitra nangorohoro olo jiaby zay contre gadrana firy olo disparu fahantrana ny Malagasy nahatsiravina. T@ Ravalomanana saika ho tsara fa tiany tena ny Malagasy tsy mahazaka democrasia zéro ny dahalo raha efa fahela tsy miova toetra ireo izay tratra tokonu vonoina zay ny mety IAndry vao tonga tsy hafaka hanao miracle tout de suite ary tsy mpanao
magie noire ka ho tonga manankarena androany ny Malagasy rehetra ? Hita fa tsara nohony président teo aloha iAndry tianay c'est nôtre président c'est nôtre fierté ho lava havilomana tahin'Andriamanitra izy eee💃🙏🙏👏👏
Fombani very toerana no manenjika eeee ,,aza manaratsy eee ,,fiainanao dinihina alou