AlhamdoulillAh Je viens de majunga et ça faisait maintenant 14ans que je ne suis pas retourné dans cette belle ville. Ça fait chaud au cœur de voir mes frères et sœurs aussi nombreux dans ce jours joyeux et important. Allahu Akbar A bientôt INCHALLAH
As-salamualikum Brothers and sisters from London.. Rabbana wala tuhammilna ma la taqata lana bihi wa'fu anna waghfir lana wairhamna anta mawlana fansurna 'alal-qawmil kafireen
Tsara koa raha mba halefanareo ny video ny Aidy tany Diego, aminy izay vao hita maso fa atsi ka gasy dia multi ethnique sy multi culturel faha izay ,ary nahay niara monina. Sambo (Madagascar) iray no tegenana aminy ity fiainana alohany hatogavana aminy fahafatesana , ny pitondra dia mila manome ny zohon ny tsirairay. Isany foko dia tokony hanaja ny finoany sy ny fomban ny namany mba hisiany ny fihavanana sy fandriampilaminana. Fisaorana maro no atao aminy pitondra ary aingana anie mba ho hilamina sy hifankatia ny ponina malagasy.
ny dian-tongotry ny budhdha any srilanaka dia mitovy amin'ny an'ny silamo amin'ny fotoana any meka. izay tena tadiavin'ny olona nanoratra ny quran dia ny fialokalofana silamo ao amin'ny budhdha.mecca dia lava hostrory
Mankatsitrakatra anareo avy Mahajanga. Mankasitrakatra fa anareo gasy no mitondra ny finohana musulman fa tsy vahiny intsony.Mankasitraka gouvernement ny Andry izay vao tena gouvernement ny gasy manontolo tsy manavakavaka ny fombany ny olona sy ny fivavahana samby hafa any Madagagasikara.
AlhamdoulillAh
Je viens de majunga et ça faisait maintenant 14ans que je ne suis pas retourné dans cette belle ville. Ça fait chaud au cœur de voir mes frères et sœurs aussi nombreux dans ce jours joyeux et important.
Allahu Akbar
A bientôt INCHALLAH
❤ Eid Mubarak!
As-salamualikum Brothers and sisters from London.. Rabbana wala tuhammilna ma la taqata lana bihi wa'fu anna waghfir lana wairhamna anta mawlana fansurna 'alal-qawmil kafireen
Masha Allah
Allah hu Akbar
I'm From Bangladesh
Macha'allah que Dieu nous protège nous le musulmans dans le monde
Amen
Beautiful panoramic.....salam from your brother in indonesia
Subhanllah
Saudaraku Muslim di Madaghaskar smoga sehat slalu , senantiasa dalam Lindungan ALLAH SWT , Aamiin YRA
Assalamualaikum rahalahy Bangladeshi Silamo aho
Masha allah Madagascar ❤ ?
Mashaallah
MasyaAllah
Who Sahabahs came here ....???
is this indonesia or madagascar?
Madagascar
Masha Allah
Beautiful❤️
Tsara koa raha mba halefanareo ny video ny Aidy tany Diego, aminy izay vao hita maso fa
atsi ka gasy dia multi ethnique sy multi culturel faha izay ,ary nahay niara monina. Sambo (Madagascar) iray no tegenana aminy ity fiainana alohany hatogavana aminy fahafatesana , ny pitondra dia mila manome ny zohon ny tsirairay. Isany foko dia tokony hanaja ny finoany sy ny fomban ny namany mba hisiany ny fihavanana sy fandriampilaminana. Fisaorana maro no atao aminy pitondra ary aingana anie mba ho hilamina sy hifankatia ny ponina malagasy.
ny dian-tongotry ny budhdha any srilanaka dia mitovy amin'ny an'ny silamo amin'ny fotoana any meka. izay tena tadiavin'ny olona nanoratra ny quran dia ny fialokalofana silamo ao amin'ny budhdha.mecca dia lava hostrory
Mankatsitrakatra anareo avy Mahajanga. Mankasitrakatra fa anareo gasy no mitondra ny finohana musulman fa tsy vahiny intsony.Mankasitraka gouvernement ny Andry izay vao tena gouvernement ny gasy manontolo tsy manavakavaka ny fombany ny olona sy ny fivavahana samby hafa any Madagagasikara.
Malagasy bible App
English Bible
Hindi bible
Afrikaans bible
Arabic Bible
Urdu bible
Swahili Bible
Somali Bible
Audio Bible install