ANKALAZAO NY TOMPO - Handeha an-kafaliana

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 6 ноя 2024

Комментарии • 10

  • @manjanosy3342
    @manjanosy3342 7 лет назад +3

    Handeha an-kafaliana
    Handeha an-kafaliana hanatrika an'Andriamanitra aho e
    Any an-tendrombohitra masina,
    Ny tebitebin-tsaiko, ny ahiahim-poko e, ny hadisoako e
    Tsy mahasakana ahy tsy hanatona anao, Tompo ô.
    (Eks. 3,7-14)
    1 Hitako ny fahorian'ny vahoakako any Ejipta,
    Henoko ny sentosento sy ny tarainany;
    Ka irahiko ianao mba handeha hanafaka azy e,
    Fa homba anao hatrany hatrany anie aho.
    2 Eny, ry Tompo, fa iza moa no anaranao?
    Ary omeo famantarana aho fa irakao,
    Tsotra dia tsotra ny anarako, hoy ny Tompo e:
    "Andriamanitra velona" hoe no naniraka anao.
    (Rm. 8, 14-17)
    3 Efa naniraka ny Zanany tiany Andriamanitra,
    F'izany no nanambaràny ny tena fitiavany;
    Nanangana antsika tao amin'ny Fanahiny izy e,
    Nanandratra antsika hiara-mandova amy Zanany.

  • @henrirakotondalana5520
    @henrirakotondalana5520 6 лет назад +2

    tena tiko be zany hira zany, mandrisika ahy hanao asa mendrika ny Tompo!

  • @bodovolaratompomanjato2692
    @bodovolaratompomanjato2692 3 года назад

    Mampahery sy manome fanantenana indrindra amin izao vanimpotoana sarotra izao

  • @framboiseboni658
    @framboiseboni658 3 года назад

    J'écoute et je prie. Merci bcp pour le partage. 🥰😊😇😇

  • @botoandrianjafymichelandri6339
    @botoandrianjafymichelandri6339 4 года назад

    Tiako loatra zany hira zany.otran mis hery lehibe manosika hiroso@ lalina kokoa. 👈💪🙏🙏🙏🙏💪💐🌹

  • @rhefifrance8096
    @rhefifrance8096 4 года назад

    Mahafinaritra tokoa 🙏handeha an-kafaliana hanatrika a''Andriamanitra aho è🙏

  • @hardyindrona8388
    @hardyindrona8388 8 лет назад +1

    Merci!! c'est super!

  • @kiadygerald3175
    @kiadygerald3175 2 года назад

    ☺️ 🙏

  • @mariesandrina150
    @mariesandrina150 5 лет назад

    🙏🙏🙏❤❤❤❤❤❤