Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Merci zoky be MADAGASCAR 🇲🇬 ihany no Antsika ❤
Aiza ireo faikam pary any ambilobe sy morondava sy namakiana ary brickaville havadika énergie electrique
Rà hitanao iny hafatra iny, de zay de éfa zava débibe
Meilleur président
Salut président
Dé mahaiza manetri-téna. Zava poana daholo tsika. Matoà à mitény anao an’ zàny de zandriko lavitra b énao. Zanako mihitsy aza.
Vola jiaby any @ny faritra jiaby any antananarivo
Ministre vola io tena among vahoaka sy reo solombabambahoaka sasany vahoaka mihitsefa
Ambany be ny son, mba ataovy amboni-bony kely azafady aminy manaraka e.Mankasitraka.
Monsieur le député, je vous avais dit de démissionné, parce que c'est le catacombes.
Tsika rehetra zéro manatody Refa àny am-pasàna
Vo zao ve vo mahalala miteny hoe adao harenina i Madagascar...pfffftokony miasa bénévoles ney lay débuté eh kkk😅
Atsika io pony fa vono no mahazo NY malagasy
Lay solomaso ok fa lay montre ca va pas
Siteny a,Mahaiza manetritena rà té hanavotra an’ ny firenena malàlanao io. Soloy aloha lay montre nao fa mandrangitra ny manodidina. Ny ora ora foana na montre 1ar aza no eo @tananao.
Atos solovavan'ny vahoaka o!avy aiza moa NY tetimbola namerana ireny karamanareo il,ny tombontsoa mihoapapana ireny ,NY 4x4 sns ,raha 80000fmg ny karaman'ny député tamin'ny repiblika faha2 izao impiry? Atos Siteny o tsy misy ilaina ireny fatum patinent ans tokony vokarina eto ireny ,fripy sns ,ampandoavy hetra ,ialao ny mid fa mandant vola fotsiny ,Andare hifampiresaka ho fanarenana ny firenena ,voky ny gazy ento antoerana. ny charbon de terre ,hahazoantsika gaz ireny sns ,andao harenina i Madagasikara ,misaotra atoa solombavavan'ny vahoaka
Merci zoky be MADAGASCAR 🇲🇬 ihany no Antsika ❤
Aiza ireo faikam pary any ambilobe sy morondava sy namakiana ary brickaville havadika énergie electrique
Rà hitanao iny hafatra iny, de zay de éfa zava débibe
Meilleur président
Salut président
Dé mahaiza manetri-téna. Zava poana daholo tsika. Matoà à mitény anao an’ zàny de zandriko lavitra b énao. Zanako mihitsy aza.
Vola jiaby any @ny faritra jiaby any antananarivo
Ministre vola io tena among vahoaka sy reo solombabambahoaka sasany vahoaka mihitsefa
Ambany be ny son, mba ataovy amboni-bony kely azafady aminy manaraka e.
Mankasitraka.
Monsieur le député, je vous avais dit de démissionné, parce que c'est le catacombes.
Tsika rehetra zéro manatody Refa àny am-pasàna
Vo zao
ve vo mahalala miteny hoe adao harenina i Madagascar...pffff
tokony miasa bénévoles ney lay débuté eh kkk😅
Atsika io pony fa vono no mahazo NY malagasy
Lay solomaso ok fa lay montre ca va pas
Siteny a,
Mahaiza manetritena rà té hanavotra an’ ny firenena malàlanao io. Soloy aloha lay montre nao fa mandrangitra ny manodidina. Ny ora ora foana na montre 1ar aza no eo @tananao.