TANTARA MALAGASY - LAVAKA BE _ Part 1

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 4 фев 2025

Комментарии • 14

  • @sophieberger6290
    @sophieberger6290 6 дней назад

    Mandaginina ahy lay tsanga , sa sanana, refa hita fa hafahafa ve lay tady tsy sintonina fa miandry inona, vendrana.

  • @RogerZanany-c1p
    @RogerZanany-c1p 9 дней назад

    Milay b 😉rangah nareo é

  • @rovasoa
    @rovasoa 9 дней назад

    Misaotra betsaka nizara oo🥰🇲🇬🙋‍♀️

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 9 дней назад

    Misaotra nizara!!

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 9 дней назад

    Mankasitra indrindra Tompoko 🙏🙏

  • @ravelonoromariaangela2987
    @ravelonoromariaangela2987 8 дней назад

    Misy demony ai i Beza ty 😂😂😂😂ary i tsanga tsy mba mandiniky fa entimpo be tsy mamakafaka vao mandray fanapankevitra

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 8 дней назад

    Mba vendrana zany ravevavy

  • @zazavavyrakotondravao7801
    @zazavavyrakotondravao7801 9 дней назад

    E e e tatara X ty 😂😂😂😂

  • @AngelitaEdvige-ns3lf
    @AngelitaEdvige-ns3lf 8 дней назад

    Mankasitrak tompoko merci nizara av regniko tantara ty f TS mahakajo mihenoaz 😢❤

  • @lucieravololona1865
    @lucieravololona1865 9 дней назад

    😅somary mikorontana kely ny fandehan'ny tantara 😀anefa tena tsara ihany@ankapobeny🙏
    Koa miandry ny tohiny ary tompoko 👍😊

  • @ainarasoalinoro
    @ainarasoalinoro 2 дня назад

    vevavy vendrana ; ref tong situation otrzan ve vady de tong ts mieritreritra f tomany tsis fiafarany , aleo tsis vady rah otran io toetran sipa