MIVANTANA AVY ETY BEHORIRIKA - VOASAKANA IREO MPITANDRO FILAMINANA IREO TIM SY FIRAISANKINA

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 сен 2024
  • #madagascar#vaovaomalagasy #koto#paulrabary#fanirisoaerinaio#andryrajoelina #realtvmadagascar #dondresakatvplus #vaovaomalagasy #gasy#filmMalagasy
    #viralinfo #nosyiranja #antananarivo #mahajanga #pourtoi #madagascar #madagasikara #diegosuarez#nosyiranja #pourtoi #tvplusonline #fanirisoaerinaivo
    #dondresakatvplus#realtvmadagascar#realtvmadagascar @koto lehilahimahitsiambo @AndryRajoelina@@marcravalomanana2632 @tvplusonline @dondresakatvplus @mbstv643 @madagagascar @koto lehilahimahitsiambo @dondresakatvplus
    @andryrajoelina1499
    #madagascarAbonnez-vous#mahajanga #Antananarivo #VAVAKA #vaovaomalagasy #dondresakatvplus
    #tvplusonline #mbstv
    Abonnez-vous
    Merci beaucoup

Комментарии • 75

  • @user-nv1tn7bm4f
    @user-nv1tn7bm4f 11 дней назад +7

    Marina zany , Mila ho entina am bavaka izay rehetra kasaina atao , indrindra fa ity Firenena ity , zany tsy tokony hasiana olana

  • @marcharvel7768
    @marcharvel7768 11 дней назад +7

    Tahotra no lehibe indrindra oooooh

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 11 дней назад +4

    Dory le prefecty

  • @nestymao1403
    @nestymao1403 11 дней назад +5

    Tsy natao hiaro vahoaka ny heri-pamoretana ô!

  • @pulcheriemendreny2951
    @pulcheriemendreny2951 11 дней назад +3

    Mivavaka ho anareo fa ny malagasy efa reraka tsy misy sakafo malagasy hendry aoka hifankatea ry longo zanak Andriamanitra takin Andriamanitra amintsika zanany sy asa tanany mba hifankatia hiray hinana raha tsy mifamela sy tsy mifankatia de tsy any tompo mahereza daholo samy zanakin Andriamanitra malagasy hendry tia ANTSIKA JESOSY kristy avy any Nazareth Amen ❤❤❤

    • @zafinjanadambo
      @zafinjanadambo 11 дней назад +1

      Mpanohitr i tananarivo malemy dahooolo ireo..malemy malemy malemy...antsoy aza mifidy idray ny malagasy vendtana eto antananarivo ooooooooo....

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 11 дней назад +3

    Ny fahatahorana no l'hibernation indrindra

  • @AliKwt-qg7qk
    @AliKwt-qg7qk 11 дней назад +1

    Courage Dada a Andriamanitra no hiady ho atsika e

  • @henintsoarasitrakiniaina7045
    @henintsoarasitrakiniaina7045 11 дней назад +6

    Efa tena tsy rariny intsony

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 11 дней назад +3

    Za manokana aloha dia miantso sy mitaona ny vahoakan'Antananarivo hijoro sy hanohitra amizay fa tsy atahotra ireto mpitondra tsy misy ilàna azy iteto e! Isika teto Antananarivo no nampandany maire an'i Rajoelina tamizany fotoana izany , ka anjaratsika eto tana no manala azy eo @ fitondràna fa tena potika rangah ny firenenay a! Olona tena tsy misy saina mandinika mintsy ny olona mbola mitia an'io

  • @Zah_Gasy_Be_Kritika
    @Zah_Gasy_Be_Kritika 11 дней назад

    Valavalao vato dia atonoy na andrahoy añy @zay ilay manga ingiahy Hônôrabla Besisika fa tsy ho masaka intsony io.

  • @lovatianaRaheliarimanatsoal
    @lovatianaRaheliarimanatsoal 11 дней назад +1

    zay rangs tena mijaly nany asa tsis

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 11 дней назад +2

    Siteny président

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 11 дней назад

      Président bé hozatse, fa Tsisy saina! Miaraka amin'ilay mpisolovava akohovavy maneno!

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 11 дней назад +3

    Leofaty anreto bebaoty reto tena....

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 11 дней назад +2

    T'AS GEULE ARY AHONA IREO SECTE MILELALELA VA NISY TEO ANDRANOMENA Ô RY HERY MPAMORETANA Ô ZAHAY TSY HO TIA MIHITSY E E E

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 11 дней назад +1

    Matahotra anareo zareo reo,de reto mpitandrilamina koa Otra n Alika arisika de mivovo daholo,nef dahalo s bandromba ts sahy zareo

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 11 дней назад

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra !
    Mahita ny toe- draharaha misy eto Madagaskar eto tompoko ; dia tany tsy misy fanjakana , tany tsy misy zo maha - olombelona , koa andao hifampitana @ hery ny tsirairay ( vahoaka , fanjakana , mpianatra , tanora , mpitandro filaminana , mpanankato, mpivavaka, sns....n'iza izy rehefa Malagasy dia andao hifampitana samy Malagasy , efa lalana tsy maintsy haleha ny ho faty , koa alao ho samy hampiasa hery ( na totondry , na samy mitazona lefona toin'ny tantara izay efa nisy tany aloha tany ,satria efa tsy misy ny fanajana , fa dictature no hampiarina eto @ ity Madagaskar ity ! Ity Filoha Andry R. ity dia Filoha Phänomene , koa hatomboka @ ny fahatongavan- tsaina , ary horaisina ny fananany izay nangalariny rehetra , mba hahaizany mipetraka sy mihaino ny hafa ! Tsy misy antony ny Politique , raha tsy miaina milamina ny vahoaka tsy ankanavaka ! Ary ho anay vahoaka tsotra sy misaina dia leo mahita ny filalaovana ny fiainan'olombelona sy firenena ! Tsy misy Malagasy hanaiky fitondrana Dictature izany eto tompoko !
    Efa tena mahatezitra ny hafa ity Filoha tsy mihaino ny hafa ity !Masina ny Tanindrazana !

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 11 дней назад

    ARAHO NY VAHOAKA RY FOLOALINDAHY. MIJALY NY VAHOAKA

  • @Romuald-s8k
    @Romuald-s8k 11 дней назад

    Mapalahelo mahita Situation Mcar ary mahasorena ny toe.tsaina Gasy Matahotrahotra ka araraotin.dradoumelina ary ireo Forces raha hifirany nu oriny dia mamaly hoe maniitra foana oh les pauvtrd faillots mpisolelaka Tsy matahotra anateo no mihandry anareo koa Tsipazu tsipopoka ireny. AmindraBomba dia ho hitanareo 'u tokiny indrindta fa lacrymogene na gre'nade offenssive fa tapitr'aina daholo

  • @lovatianaRaheliarimanatsoal
    @lovatianaRaheliarimanatsoal 11 дней назад

    tena mbola misy mahay vavah iany nefa le tsik gasy efa mahatra

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 11 дней назад +1

    Riati ami izay ranga ny rotaka à

  • @hajaandria990
    @hajaandria990 11 дней назад +1

    Hummmmm

  • @radorakotobe5034
    @radorakotobe5034 11 дней назад

    Tena tsy azoko mihitsy le zavatra ataon le fanjakana ty ka.

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 11 дней назад

    Fa nga mbola maloto Antananarivo?

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 11 дней назад

    Isaia 54/10

  • @evarani2470
    @evarani2470 11 дней назад

    Manomboka ny asa fanakorontanampanjakana

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 11 дней назад +1

    FA NANINONA? NANDROBA VE EFA TENA TSY MILAMINA MIHITSY AN ANDE DAHALO HENJEHINA TENA MAPME BE

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 11 дней назад

    Iiiiiinona moa filaharam benareo tim lva am am ty firenena ity....efa resy tam fifidianana anareo mba atsahaaaaro filaharan a lava hanakorontana lava am ty firenena ity...mba efa filam nanona nonataonareobtim ireto...tsy ilaim nahoaka manerana an.madagascar ianareo fa ity tananarivo ity ihany no ireharehanareo fa toa borner am anaran ny maitre hanitra sy tavalomanana ve i tananarivobity ry zalahy ???matahotra fifidianana laba ianareo mpanohitra ireto..tena tsapa ny tsy fanananareo hery sy tanjaka...eto an tananarivo foooooona no hanaovana etsila toy itony....tena mahagaga fa i madagascarcity angamba dia i tananarivo ......alatsaho zay be ny tanana fantatr areo fa ho lany ry antoko malemin ny tananarivo...

  • @RedmeA1-dg8fz
    @RedmeA1-dg8fz 11 дней назад

    Misaotra fanoherana aza mba sahy mijoro manohitr ity fitondrana tss ilaina azy ity fako sisa tsy ohanina ; maro milaza mpanohitr f tss sahy mijoro zahay mpanohitr zay fotsin lazain ; zao aza misy fanoheran sahy miten f maika rah tss f zareo fitondran fotsin manjak d ef ts hay tsony mivvka ho anao za ry fireneko;volamena sy harempirenena ;faty olna ary halatr tany tsy lazaina itsony ;filohampirenena tena ts manjary

  • @user-tq1vu1sr1l
    @user-tq1vu1sr1l 11 дней назад

    Misy mipipy aiza angaha ny olona?!...
    😠😠😠😠😠😠😠😠😠

  • @coolman3322
    @coolman3322 11 дней назад

    nanadary mpirediredy reto 10 ans la même chose. jesosy fa tsy mila ianareo efa ela loatra mpanota be ianareo mandiana aminy lagilisy ianareo . mantra efa tsy mantra intsony ianao fa maimbo. allez vous faire voir au grec bande d'escrocs anareo 15 ans le même cinéma. mandiana mivavaka any aminy cache pointe

  • @sendramilanja551
    @sendramilanja551 11 дней назад

    Marobe ny fiangonana malalaka manerana an'Antananarivo mahazaka mandray anareo TIM/FIRAISANKINA raha tena vavaka no tinareo hatao fa nahoana no tsy maintsy misisika ao amin'ny MAGRO Behoririka manelingelina fiainan'ireo mpivarotra mivelona manodidina iny analakely sy antanimena sns... Saody ianareo mpanohitra ireto ihany ary no mamboly an'ireny tsy fandriampahalemana mpiseho isakin'ny akaiky fifidianana toy izao e???????????????

    • @favydozy-xb6jm
      @favydozy-xb6jm 11 дней назад +4

      Mangina tgena ry kindindren ty ,,ndana lelafo ny vodiny rajoelina sy ny forongony

    • @tojomahafetra7882
      @tojomahafetra7882 11 дней назад +6

      Ianao ngah rehefa hivavaka dia forcé-na tsy maintsy handeha fiangonana? Manao ahoana ny tsiron'ny vodin'ny fitondrana amin'izao fa toa tena ilay mpisolelaka mahery vaika efa ampy traikefa be irony manko zato ianao :). Euro miakatra isan'andro ity tsy mba jerena, sa mitsentsina tay ny masonao tsy mahita izao fahantrana noho ny fahavendranan'ny mpitarika amin'izao io ?

    • @AlanFrancky
      @AlanFrancky 11 дней назад +4

      Fatahorana anyDada Io

    • @nestymao1403
      @nestymao1403 11 дней назад +1

      Fa nga misy mivarotra ao @ magro?

    • @kotorazaka4364
      @kotorazaka4364 11 дней назад +6

      N'y olona manohana an'i président Ravalomanana Dia marobe tsy ho tafiditra fiangonana Ary maro koa n'y olona no te ahita azy satria izy irery sisa no fanantenan'i olon'Antananarivo , milaza ny préfecture de police fa manelingelina ny birao rehetra manodidina ny behoririka hono , sao mba Ilay fako manodidina ny behoririka zany lazaina izany , Ary farany Mila mba mandinika sy mieritreritra ihany rehefa miteny fa Io fanjakàna Io no tena fanjakàna ratsy indrindra nisy teto Madagascar Sady nanapotika firenena

  • @marcharvel7768
    @marcharvel7768 11 дней назад +3

    Tahotra no lehibe indrindra oooooh

    • @Romuald-s8k
      @Romuald-s8k 11 дней назад

      Tongava saina r'i Gasy fa ianareo nametraka Ary HANAlA an dradomelina F'izany n'y Révolution. Ilaina izao Bon coôurage

    • @Romuald-s8k
      @Romuald-s8k 11 дней назад

      Eto amin' place du 13 Mai 'o nanomboka s'y miafara n'y TOLONA Mahereza daholo

    • @Romuald-s8k
      @Romuald-s8k 11 дней назад

      Aux Forces de l'ordre Jerevo n'y Effectif nareo s'y n'y moyens ho entinareo y compris vos bli ndés qui n'' iront pas lôin ni efficaces faces aux Malagasy

    • @Romuald-s8k
      @Romuald-s8k 11 дней назад

      Si vôus êtes 70000 Un seul Arrondissement de Tana suffit pour vous monter a l'Assaut Les 5 autres Arrondisseménts en Appui Au moins 700000 cela veut dire 100 fois Hampiomana n'y Gasy hiatrika ADY fa ampy Izany Ary hifampiantso iIzahay Anciens pour vous Attaquer en Mouvement ou a l'Arret Bon entendeur Salut surtout a Toi MARCO sans oublier Tous les Malagasy mitolona MBS Isika Malagasy JIABY miaraka isakin'ny toerana Misy an.tsika Tchao.....

    • @Romuald-s8k
      @Romuald-s8k 11 дней назад

      si vous étes 7000 0 Lire 7000 Effectif ho Tonga 13 Mai Casernes Sonietana Fiadanana Police Tsaralalana Efa cibles Aéroports