Résidence des Ingénieurs Fianarantsoa Madagascar

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 25 дек 2016
  • La RESIDENCE DES INGENIEURS est un bâtiment conçu pour héberger les étudiants de l'ENI Fianarantsoa.

Комментарии • 7

  • @jahmiaar2310
    @jahmiaar2310 7 лет назад +2

    Ca va ilay ketrika, raha misy fanatsaràna koa eo @ lafiny fianarana vao maika tsara. Ny mpianatra mi-isa arivo nefa ny mpampianatra firy fotsiny ? Aiza ny relève an'ireo ....

  • @ainaherivonjy9211
    @ainaherivonjy9211 7 лет назад +2

    Tsara kosa ilay izy koa. Mivoatra tokoa ny zava-drehetra. Tam ftônandrony nenay mbola ady sy tolona be ny fiaingana avy eny Andrainjato mankeny Tanambao isanandro. Record du monde am fiakarana tohatra haingana mints tamzany.

    • @harifetraramamonjy8113
      @harifetraramamonjy8113 7 лет назад +1

      Tena mafy iny tohatra iny fa nahavitana sport ihany. tena taraiky indray ny société @ io mini market sy cantine izany an!

    • @madadago75
      @madadago75 6 лет назад

      Marina zany ra Herivonjy. Indrinda fa ref matahotra ho tara iny d manao digan-davitra mintsy @ le tohatra lavabe ao Tanambao iny. Nostalgie leaza zan! Ary bobaka b mintsy ny iray kilasy zany a! Tsy otrany t@ andronay 30 mahery kely fotsiny.

  • @bettyraony6156
    @bettyraony6156 3 года назад

    Mafinaritra 😍

  • @hajafahaleovantenarazafind3034
    @hajafahaleovantenarazafind3034 7 лет назад

    Video not available

  • @masinera2387
    @masinera2387 7 лет назад

    tsara (y)