INVITE DU ZOMA 09 MAI 2014

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 14 окт 2024
  • INVITE DU ZOMA 09 MAI 2014

Комментарии • 23

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 10 лет назад

    samy manao kolikoly na ny rafitra na ny olona satria ny mpitondra tsy matotra e ! rehefa dinganina daholo ny mety de jiolam-boto daholo ny rehetra ary de manararotra daholo e !

  • @nirvanacannock6430
    @nirvanacannock6430 9 лет назад +1

    Miala tsinysomary taraiky eh!(ninonino lazaina eo NY fiainana any amintsika raha te hivelona tsy maintsy manao kolokolo Bob aloha ?

  • @madagasikarantsika
    @madagasikarantsika 10 лет назад

    tsy rariny mihitsy ny ataon'ny frantsay, tokony asina fanoherana kely!

  • @valoharavahoaka1516
    @valoharavahoaka1516 10 лет назад

    Ary naninona no nalainareo Tv Plus niala teto ny post nalefa anikeo? F'angaha mahadiso ny mitsikera ny fitondrana Malagasy? Misy ny tsy mety matoa mitsikera, ary tsy ifametsifetsy eto! Ianareo ve miasa ho an'ny mpitondra ankehitriny e?

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 6 лет назад

    Mialatsiny fa tena tara be zah ohh ity milaza fa mijery vahoaka nefa be vava be ery le vendrana be ty

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 10 лет назад

    tafika gasy izany de be galona mandende sy be karama fotsiny fa tsy mihetsika mihitsy e ! manao trano sy 4-4 no tadiaviny fa ny asany tokony ataony tsy misy

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 10 лет назад

    io nicolas rabemananjara io aloa de tena manohana an io fanjakana pokaty sy saribakoly babakoto frantsay io . betsaka ny kommentare nataoko teto ary de nasoriny daholo .tsy mijanona 1sekondra akory ,--------andevo indray ny malagasy e

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 10 лет назад

    ny fotsy hoditra rehetra izao efa tonga-saina fa de hiaro ny hareny sy ny mponininy fa ny mainty rehetra de misaraka ary de mia-mahantra sy lasa andevo - noho ireo saribako0ly vendrana rehetra ireo .

  • @alasora
    @alasora 10 лет назад

    sarotra no inoana fa ho tafitan'io governemanta voalohany io izao ny fandaharana rehetra voalazan'ny Filoham-pirenena : betsaka ny tsy voavaly ohatra fotsiny : ny fampianarana avo lenta - ny fikarohana siantifika - ny fahasalamana - sy ny sisa rehetra.

  • @iboniamasboniamanoro
    @iboniamasboniamanoro 10 лет назад

    Hita kely ihany fa olona te hanao zavatra ianao.Hita koa fa nmanao valy boribory. Standart be.Asaivo aloh'ilay vazaha be io bourse-ny mpianatra, enjeho ny dahalo dia mba ampidino ny vidimbary avieo isika miresaka ile sy petrole efa akoho lainy kary arý.Mirary soa

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 10 лет назад

    izaho de sahy mametraka eto dieny izao fa tsy lasa io fitondrana io e ! rehefa zavatra tsy nirin ny vahoka no eo de tsy mety ! ary fantatra fa saribakoly maneringerina loatra io . bandy mpanolo-tsaina franco-gasy io gravy be !

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 10 лет назад

    na rehefa miteny frantsay aza enao ra-hery de mampiomehy satria de hotran ireny le collegien kely vazaha kely miteny ireny fa tsy hotran ny olon-dehibe miteny ary lavitra ny atao hoe presida ! any amerika ve ianao de miteny frantsay ! de mampiseho ny maha-franco-andevony mihitsy .

  • @rakoto28
    @rakoto28 10 лет назад +1

    Aoka ambara fa misy fahamarinana ny voalazanao fa aoka tsy odianao tsy hita na tsy fantatra ny "fampanantenana" nataon-dRajao tamin'ny fihodinana 1° sy 2° tamin'ny fifidianana ho filoham-pirenena nifidianan'ny olona azy ! Tsy maintsy "hazonina amin'ny lelany" izy !
    Ary hamaranako azy dia tsy "lavitra ezaka" (5 na 10 taona mantsy izany lavitra eraka izany) no andrasan'ny mpifidy fa "antomotra ezaka" herin-taona na fara fahelany 2 taona satria tsarovy fa 5 taona no fotoam-piasana (mandat) natokana ho an'ny Filoham-pirenena, koa tsy mahandry elaela izany ny vahoaka an !

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 10 лет назад

    io no atao hoe gouv-ment de renforcement de crise io ary de transparent daholo ny rehetra . izana hoe secret-d etat daholo ny afera ambadika rehetra .

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 10 лет назад

    io ary fa mivoka ny maha-saribakoly an i hery momba ny ile kely rehetra ! izany ny takalon ireo 4-4 sy ny corruption rehetra ataon ireo malagasy mpanao affera manokana sy tia-tena rehetra ireo .

  • @pisoukely6922
    @pisoukely6922 10 лет назад

    ts d nahovoka firy ra Onitiana ! sendra nahay azy lol

  • @valoharavahoaka1516
    @valoharavahoaka1516 10 лет назад

    Raha atao bango tokana dia iray ihany ny fitondrana ankehitriny sy ny fitondrana tetezamita. Tetika maty paika hatrin'ny ela mihintsy izao mba hiverenan'ny fitondrana indray @ 2018! Sinema daholo ny ivelany! Mila sy tokony manao famakafakana tsara ny vahoaka Malagasy, izay tsy mahay taratasy ka mora ambakaina ny ankabeazany, mba hahafantatra sy hahalalany an'izany. Tsy ho tokony laharampahamehana ve ny fitakiana @ fomba ofisialy ireto Nosikely manodidina antsika rehetra mirakitra harena goavana indrindra eran-tany ireto, izay antsika, entina hialana malaky @ izao fahantrana izao!?! Tsy tokony faharoa manaraka io ve ny ady @ ny fandriampahalemana mba hahafahan'ny isam-pianakaviana Malagasy mamokatra bebekoa hampandrosoana ny Tany?! Inona no tokony iandrasana fanampiana @ ny mpamatsy vola etsy sy eroa raha manana harena goavana isika kanefa tsy takiana malaky? Maro ny porofo t@ valin-tenin'ny filoha vao fa ny eo ihany no mivadika2. Ary tsy mpomba an-dRa8, na an-dRatsiraka, na an'Itpl Tsiranana velively ny tena raha milaza izany, fa kosa hita fa mpanompo an'i lafratsa @ ny fomba an-kolaka na mivantana ny fitondrana ttzmt teo aloha sy izao vaovao izao. Mikendry lava ny tombontsoan'i lafratsa ny asa rehetra, na dia sarotsaromina aza, fa tsy ho an'ny Malagasy iray manontolo na ho an'ny Tany Malagasy! Koa tsara ny ifaranan'izao fitondrana izao sy ny ananganan'ny Malagasy malaky fitondra Malagasy miray sy iraisana ho tombotsoan'ny Taniny iray manontolo. Maro ny firenena azo ifampiraharahana fa tsy i lafratsa izay efa lomotra sy nampahantra lava nanomboka ny 1960!

  • @rakoto28
    @rakoto28 10 лет назад

    Efa leon'ny resabe sy ny kobaka am-bava izahay vahoaka Rajao ah !
    Milaza ianao, ary averimberinao hatrany izany, fa "manangana ny fototra" aloha ! Ianao irery angaha no afaka manao izany fa tsy ilànao ireo HERY VELONA rehetra eto amin'ny firenena izany ?
    Miantehatra loatra amin'ny VAZAHA (Amerikana, indrindra fa ny Frantsay) sy ny mpanam-bola eran-tany (ny FMI sy ny Banque mondiale izay lazainao fa MPAMATSY VOLA fa raha ny tena marina dia MPANJANA-BOLA satria tsy omena maimaim-poana ny volan'ireo fa averina ary misy zana-bola !) ianao eo amin'ny FANORENANA SY FANANGANANA NY FOTOTRA ! Sa dia heverinao fa tena MASIKINY (mahantra tafahoatra) ny Malagasy ka tsy afa-mijoro intsony fa tsy maintsy mandohalika sy mandady ?
    Tsy niresaka mazava mihitsy ny momba ireo "Nosikely" (Juan de Nova, Bassa da India, Tromelin, Europa,...) izay nangalarin'ny Repoblika frantsay tamin'i Madagasikara mihitsy ianao ! Midika izany fa TSY MIARO NY FIANDRIANAM-PIRENENA IANAO ! Lojika ihany izany satria miantehatra foana sy hatrany amin'ny VAZAHA ianao ! Nahoana no mbola mandaitra aminao hatrany ny "anganom-baviantitry ny Fotsy" (Muthe de l'Homme Blanc) ?
    Tsy azo ianteherana ianao fa be resaka sy mpampandry adrisa fotsiny ! ...

  • @mahitalaza1006
    @mahitalaza1006 10 лет назад

    Hita fa manana toetsaina filoam-pirenena marina andriamatao Hery.fisaorana no atoltra anao.andriamanitra anie hitahy anao @fikasana tsara zay tianao atao .tena afapo t@valiteny rehetra .

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 10 лет назад

    tsy voavanao ny angovo izany satria politikan ny frantsay io e . ataony daholo izany tsy ampandroso ny gasy ka ny problema angovo izany de ilaina be raha hi-colonise firenena iray enao e

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 10 лет назад

    rehefa ny frantsay no mametraka anao teo baina de tsy maintsy manaraka ny teniny enao a ! izahay ange ka mahafatatra ny fanjakana frantsay be lavitra no enao e ! jereo fotsiny ny fiakaran ny front-national amin izao fotoana izao . sao enao de mihevitra fa tsy mankaiza io . diso enao fa tsy ny FN ihany no tsy tia maintykely fa efa manerana an-i europe sy ny hafa io

  • @r.o.v.v.j.a5933
    @r.o.v.v.j.a5933 10 лет назад

    Misy fanantenana ihany aloha raha tena "sincère" ny Filoha eto, izay "qualité" tsy de azo ianteherana sy antenanina loatra raha ny casn'ny Politiciens Malagasy. Ny mba iangaviako antsika Malagasy rehetra anisan'izany ny MAPAR dia avelao tokoa aloha izy ary hiasa araka ny teniny dia tazomy amin'ny teniny izy ireo ary ataovy "0 tolérance" raha mbola hita porofo le hoe mpitari-bato vilambava. Tsy tena mazava ny vilitenin'ny Foloha tamin'ireo nosy kely tokony ho an Madagasikara tsisy adihevitra, ny antony tsy haiko fa miangavy anao zahay Atoa Foloha ataovy mazava ny momba anireo Nosy kely Malagasy ireo satria efa henon'ny Malagasy ray manontolo izay mba tsy hieveran'ny vahoaka fa miaramandray vola @ la frantsa ianareo, torak'zay koa ny bois de rose sy ny vola indramina avy any ivelany any, tandremo ny lainga fa ratsy aminao io izany lainga zany raha vaky! tsy mbola nisy mpitondra tsara fiafara mints zay teto noho ny lainga sy ny famitahambahoaka! Ka aoka hazava fa na maritoerana araka ny teninao ianao na tsia @ alalan'ireo olona napetrakao eo reo de ny Tsodrano zavamahery, ary ny alahelombahoaka no miteraka ny fihetsehambahoaka!

  • @mahitalaza1006
    @mahitalaza1006 10 лет назад

    ny zavatra tiko mba ho lazaina eto.avelao hianatra daholy alou ze te hianatra satria gasy daholy ireny olona reny ;misy antony maro no nantonga andreo ireny tsy afaka nianatra ary tena mety sarotra no mahay azy atsipiriany .