Olombelo Ricky - "Vavaka ho anao ry Neny" [Ramy Franck]

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024
  • Espace Kiron, Paris 2011.
    Milon à la guitare, et Arison Jaha avec sa bouteille d'eau, lol.

Комментарии • 5

  • @nirianarazanajafy6098
    @nirianarazanajafy6098 5 лет назад +1

    Ela velona neny an ❤
    Handroso hasina daolo e
    Sambatra izaho ry neny eo anilanao, ry neniko Ravo ka mihoby vavaka, mihira ho anao Tsy vola mora tola no asetriko ho an'izany, ry neniko
    Fa vavaka an'ny zaza mitalaho ny "arovy eto an tany"
    Izao no andro sarobidy e
    Daty iray, sy ora voafidy ô
    Indrisy izaho mbola bado e Mibadabada hoe dada o, neny Ianao kosa toa ravo miteny
    Raha tomany dia iny Babenao neny o,
    Vavaka ho anao (2)
    Koa raiso ry Neny, f'efa solon-taiza ireny, ry neniko
    Ny zavatra iriako, alefao ny tso-dranonao ry Neny
    Jereo iny diavolam-pararano, sy ny kintana ireny, ry neniko
    Mitaratra mazava, mitahy anao e, ry Neny.
    Izao no andro sarobidy e
    Daty iray, sy ora voafidy ô
    Indrisy izaho mbola bado e Mibadabada hoe dada o, neny Ianao kosa toa ravo miteny
    Raha tomany dia iny Babenao neny o,
    Vavaka ho anao Vavaka ho anao Vavaka ho anao 😍

  • @fahamarinanamaharitra
    @fahamarinanamaharitra 6 лет назад +3

    Dray, reko tsara izany 2eme-ko izany a hi hi hi

    • @Rondro_Volantsoa
      @Rondro_Volantsoa 6 лет назад

      hihihi ary tsy ela ann.. zah vao saika hanao appel de phare fa mba tsy tadidiko hoe azo tanaty horonantsary nareo roavavy ireo - ndriiiiiii rentsika mihitsy tokoa moa zany

  • @aquilaebenedicti
    @aquilaebenedicti 4 года назад

    Mitan-jiro fotsiny i Arison Jaha.hahaha

    • @Rondro_Volantsoa
      @Rondro_Volantsoa 4 года назад

      oui, satria guests ry Ricky sy ry Milon sns, nanotrona an'i Jaha.