DONDRESAKA RESAKA FISANDRATANA DU 04 FEVRIER 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 8 сен 2024
  • DONDRESAKA RESAKA FISANDRATANA DU 04 FEVRIER 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR

Комментарии • 152

  • @rosalietinah8606
    @rosalietinah8606 6 лет назад +5

    Ny Mapar tombotsoan ny Frantsay no mahamay azy. Ny hvm mitovy aminy ihany. Ireo no nahatonga ny Malagasy ho nahantra.

    • @valeriaramiaramanana7289
      @valeriaramiaramanana7289 6 лет назад +1

      Ny Mapar mijery ny ho avin'i Madagasikara, fa ny goaikantitra no efa mitsinjo ny fahanterany sy ny fananany sisa. Izay ilay fijerinareo pessimiste efa tsy te handroso intsony

    • @tahinaandria6997
      @tahinaandria6997 6 лет назад

      Madagasikara no resaka eto fa tsy misy resaka France mihitsy azafady, sa i Ravalomanana koa rehefa manao fety anniversaire any France tamin'ny andro fisaonampirenena koa dia mijery tombotsoan'ny France? Hevitr'olona tsy nandia fianarana angamba izany anao iznay sady borné

    • @rosalietinah8606
      @rosalietinah8606 6 лет назад +2

      Tsarana amin'ny Asany ny Olona efa teo io, ary namotika sy nampahantra no nataony io zavatra hita ao Madagascar io no manamarina izany. Fitondrana tetezamita nanangona harena no nataony.

  • @jeanmandimby1778
    @jeanmandimby1778 6 лет назад +6

    Tsy midona loatra ny resaka fa mavesatr'ila. Tokony ho avy @ Ravalomanana ny anankiray fa tsy olona mpanohana ny fitondrana ny anankiroa. Mba jereo izany ry Sibella ah

    • @tahinaandria6997
      @tahinaandria6997 6 лет назад +1

      Ka ilay TIM anie tsy manana programa maty paika e, ka inona no arosony eo??? Sa hiresaka TIKO tsy mahaloa hetra indray?

    • @rosalietinah8606
      @rosalietinah8606 6 лет назад +1

      Ny olona mahay mandinika no mahafantatra fa ny MAP no tsara indrindra, raha mbola programa ao Africa no Jerena. Ny an' ny Mapar fanomezana laka ny vazaha, ny an'ny hvm bla bla mampatory zaza.

    • @tovondranorazaiarimandimby1633
      @tovondranorazaiarimandimby1633 6 лет назад

      izahay ramose efa elaba no efa nanana ny atao hoe MAP taraiky be ianao

  • @heryandrianarivelo8294
    @heryandrianarivelo8294 6 лет назад +4

    Misaotra ny TV PLUS M./car t@ Fandaharana "Don-dresaka" (04/02/2018). Manaraka tsy tapaka izahay aty an-tany lavitra, nefa tsy dia nahaliana anay loatra ny androany, ka misy soson-kevitra tianay atolotra anareo TV Plus : mety ve tompoko raha asiana Fandaharana "Don-dresaka Ampamoaka" @ manaraka? satria toa saika mifangaro avokoa ny resaka ifanaovana ao anatin'ity Fandaharana ity, toa lasa fitsikerana ny efa lasa taloha tany foana matetika ny miseho fa tsy ny tena votoatin-dresaka eo @ fiainan'ny vahoaka avy hatrany. Asa, inona no zavatra tokony atao mba ho ara-dalàna hatrany sy ho voahaja ny fotoana sy ny hevitra havoitra hiarahan'ireo vahiny hasaina... Aleo ihany koa mba ireo olona voakasika avy hatrany no hihaona mba hampifandanja ny tadin-dokanga sy mba tsy hisian'ny mizàna mitanila fa tsy ny teo ihany no hiverimberina matetika eo @ "plateau". Misaotra tompoko.

  • @saryKsm
    @saryKsm 6 лет назад +2

    Otran'ny sauvage daholo! tsy misy fifanajana mihitsy, na tanora 13 taona eny am CEG ary mbola mahay mifanaja

  • @reyph742
    @reyph742 6 лет назад +5

    Miteniteny foana le depute philobert ty ! Fijalina tsy roa aman tany no misy eto Madagasikara refa niala teo amin n'y fitondrana. HVM=Tetezamita=Mapar.

    • @njarasoamiller3360
      @njarasoamiller3360 6 лет назад

      tsy misy tokony hihanoina zan ravalomanana izany tsony izao!ny vina apetrak iny ve zao tsy ny famerenana ireny didi-jadona ireny

    • @valeriaramiaramanana7289
      @valeriaramiaramanana7289 6 лет назад

      Diso ianao. HVM=TIM=FJKM=goaikantitra

  • @fanjaniainamarienicolerava1147
    @fanjaniainamarienicolerava1147 6 лет назад +1

    Iny alongany dia marina hoe maninona no natao teny frantsay ilay izy fa tsy MBA natao teny gasy sady aiza koa no nahitan vahoaka iray manontolo aniny marina

  • @francisdepaul444
    @francisdepaul444 6 лет назад

    Ny mba mahatalanjona dia ity isika samy mahay miresaka fa tsy misy vahaolana mihitsy mba ho entina any amin'ny fiaim-bahoaka

  • @joanympanaobatisa7290
    @joanympanaobatisa7290 6 лет назад

    Aza mba mialona raha misy tonga mpanana, raha mitombo voninahitra ny tranony.
    Fa tsy hitondra na inona na inona izy, rehefa maty ; tsy ho avy hanaraka azy tsy akory ny voninahiny.
    Fony izy velona no miarahaba tena sady noderain'ny olona satria nahomby.
    Kanjo lasa tafaray amin'ny razany izy, tsy hahita hazavana na oviana na oviana.
    Eny, rehefa ao anaty voninahitra ny olona, dia tsy mahatsapa fa mbola ho faty ka ho tahaka ny biby ihany.

  • @ignacerasolo7320
    @ignacerasolo7320 6 лет назад

    normal be iany raha mahantra ny faritra atsimo... sy Madagasikara...

  • @herylantoramanda5186
    @herylantoramanda5186 6 лет назад +3

    Betsaka ny tany mahantra be erantany indrindra eto afrika no efa mihamandroso tsikelikely, fa i Mkara ihany no tena taraiky be.Ho an'izay ho lany eo na iza na iza dia tokony hiaro ny tombotsoan'ny vahoaka malagasy fa tsy ny vahiny no havela hanao tantely afadrakotra ny harena eto Mkara
    Ary aza adino fa ny tandrefana dia ny hanakorontana sy hangalatra ao @ taninao no tena tanjony

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 6 лет назад +1

    gaboraraka lazainao ra Mila vonjy de @ zao tena LOZA be azafady aminao ,fa MISAINA kely ianao vao miteny

  • @lahatraraveloson2947
    @lahatraraveloson2947 6 лет назад

    HO anay olontsotra dia mankasitraka ilay solotenan'ny MAPAR mahatsapa ny zavatra andrasan'ny Malagasy. Ny malagasy no itsara anareo mpanao politika rehetra ireo, ary ny anay tsy izay mahay miresaka sy manaratsy no arahanay fa izay tena manana finiavana sy tsapanay fa tena mahavita mahatafita an'i Madagasikara. Ny hoavy no hatrehina fa tsy ifampitanisanisa sy hifanaratsy momba ny lasa.

  • @reyph742
    @reyph742 6 лет назад +1

    Ny vinavinan i Rajao sy Andry Radomelina dia famitahana ny vahoaka sady propagande alohan ny fotoana fotsiny. Ny vahoaka efa ton
    ngasaina ka tsy ho voafitaky ny HVM sy ny MA PAR intsony. Tena tsisy ao le vahiny indrindra le Willy. MAHAMENATRA.

  • @francoisjules9631
    @francoisjules9631 6 лет назад

    force-na fotsin nen le HVM sy ny ekipany oe met zao fitondrana HVM zao!.sao everinareo fa vendrana az ny vahoaka ka tsy oe fampiresahana iny fisandratana an Hery iny!jereo ny an Andry, mbol tsy eo am fitondrana d ef manan vina ho hampandrosoana

  • @startexranjot3613
    @startexranjot3613 6 лет назад +1

    ilaina ny mijery ny taloha mba hahaizana manaatsara ny hoavy

  • @startexranjot3613
    @startexranjot3613 6 лет назад

    mpanao politika mitovy amin'ny lelan ny bibilava. Mamono sy mangeja ny saim-bahoaka. Dokambarotra sy fanakianana fotsiny. Ny P.P.N. no tadiavim-bahoaka de io alo vahàna fa tsy wawawawawa tsy hankaiza. Resaka mbola anatin'ny kibon'omby fotsiny. Samy midoka ny azy fotsiny.Manaova zavatra tsara sy maharitra aloha vao mieritreritra ny hitondra, fa tsy hoe miandry laniana vao hamita

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 6 лет назад +1

    Tena tsy menatra mihitsy ity Milavonjy ity mamahandalitra ny vahoaka , milaza lainga eo @ plateau TV plus eo , fa hoe Nandroso ny firenena , faha 3 @ farany erantany @ FAHATRANA

  • @gasycutestimizara2992
    @gasycutestimizara2992 6 лет назад +10

    2030 zany efa maty daholo ny 85/100 ny Malagasy vokatrin'ny tsy fandriampahalemana, mitsinjo lavitra fa tsy mahita ny ambanimaso. Ry HVM...... Ary.Tonga dray ny TETEZAMITATRA tsy mijery ny AMBANIVOHITRA hanambaka ny Gasy( DJ snake +HVM=00000)

    • @lantosoaramatoa6564
      @lantosoaramatoa6564 6 лет назад +1

      maro koa ireo malagasy no maty tamin'ny fangalarana ny fananany ary nahavita nitifitra ny malagasy toy ny natao ilay mpivarotra ronono iny

    • @Rariny25
      @Rariny25 6 лет назад +1

      Ilay nitifitra ny malagasy toa azy aloha (mino aho fa le 2009 no tianao tenenina), aleo tsy miteny raha tsy fantatra hoe iza marina ny responsable. Saingy ny zava-misy aloha @zao dia hiaraha-mahita fa tsy nisy fandrosoana mihintsy nandritra izay manda an'i Rajaonarimampianina izay. Nanao lalana ihany izy fa toa lalana mora simba, nitokana fitaovana mamokatra erin'aratra ihany iz fa toa tsy tena vahaolana maharitra ts azo ave @ angovo azo havaozina. Manarak'izay ny tsy fahandriampahalemana toa tsy andro tsy alina tsy hita ihany izay hiainana.

    • @stellamarieangel3778
      @stellamarieangel3778 6 лет назад

      +Lantosoa Ramatoa marina zany

  • @andorasamison4210
    @andorasamison4210 6 лет назад

    io zany izay fananjehinareo HVM efa hazo amorotevana ireo fa ny anay dia President Andry Rajoelina ihany no azonay antoka sy fanantenanay hanavotra ny firenena

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 6 лет назад +3

    avelao hiteny ny sasany Ra MILAVONJY

  • @bouzigeaimee9338
    @bouzigeaimee9338 6 лет назад +1

    merci monsieur PHILIBERT mamoka ny zavatra tsy fatatry ny malagasy t@ny tetezamita hay ve tena grave ny bois de rose tetezamita , dia i Rajao no enjehana

  • @mariafelana9067
    @mariafelana9067 6 лет назад

    Fa ketrina anga ny vahoaka andriamatoa depiote ô, sao dia tsy hainao ary ny famaritana ny atao hoe fahantrana, adinonao anga fa fiaraha-mitantana no niaianana tamin'ny tetezamita ary na inona fanazavanao na inona dia tsy azo sarahina amin'ny tantaran'ny tetezamita izany Hery Rajaonarimampianina izany

  • @cassandramartin1842
    @cassandramartin1842 6 лет назад

    Sika gasy ve votery hitantara ny fahoriantsika any france fona isaky ny misy fifidiana ,za lo mbola tsy naheno ny Frantsay nitaraina taty Madagascar refa anao fifidiana izy ireo e fa mbola ao ihany zany le oe la FRANTSA RENY MALALA mapme

  • @rafalimanananyhaja6950
    @rafalimanananyhaja6950 6 лет назад

    Ha ha ha ! Mpiombin'antoka tamin'iny zavatra natao tao Paris iny ny Malagasy rehetra.

  • @tovondranorazaiarimandimby1633
    @tovondranorazaiarimandimby1633 6 лет назад

    Enao ra tonton Milavonjy otrany tena diso lalana ihany an!!! eritrereto tsara fa ny HVM angé no fitondran 0 indrindra

  • @robertjosephrakotoniaina9664
    @robertjosephrakotoniaina9664 6 лет назад

    Misaotra ny TV PLUS M./car t@ Fandaharana "Don-dresaka" (04/02/2018). Manaraka tsy tapaka izahay, nefa tsy dia nahaliana anay loatra ny androany, ka misy soson-kevitra tianay atolotra anareo TV Plus : mety ve tompoko raha asiana Fandaharana "Don-dresaka Ampamoaka" @ manaraka? satria toa saika mifangaro avokoa ny resaka ifanaovana ao anatin'ity fandaharana ity, toa lasa fitsikerana ny efa lasa taloha tany foana matetika ny miseho fa tsy ny tena votoatin-dresaka eo @ fiainan'ny vahoaka avy hatrany. Asa, inona no zavatra tokony atao mba ho ara-dalàna hatrany sy ho voahaja ny fotoana sy ny hevitra havohitra hiarahan'ireo vahiny hasaina... Aleo ihany koa mba ireo olona voakasika avy hatrany no hihaona mba hampifandanja ny tadin-dokanga sy mba tsy hisian'ny mizàna mitanila fa tsy ny teo ihany no hiverimberina matetika eo @ "plateau". Misaotra Tompoko.

  • @fenoheryisraelrakotonirina6909
    @fenoheryisraelrakotonirina6909 6 лет назад

    ina moa ny olana rah mangataka vola any ivelany izy, taoko zay no nataon'ny Filoha voalohany raha vao tonga teo @ io toerany io izy. tsy nisy refasaka filatsahan-kofidiana mihintsy t@ iny resaka tany parisy iny, fa resaka vina hanarenana an'i Madagasikara

  • @yvesmanjakatsara4661
    @yvesmanjakatsara4661 6 лет назад

    Mr le député ô!! marina fa tsy ao anatin'ny 4 taona ny hanintsiana sy hanarenana ny tsy mety rehetra fa ny tena grave anie ka tsy hita taratra mihintsy hoe hatafavoaka baolina ity fitondrana ty. Tsisy n'inon'inona mandeha na iray ary, sa hiandry 2030 zany ve ?.

  • @ndrainy
    @ndrainy 6 лет назад

    Mafinaritra i sibella rehefa mitsiky e

  • @tsiahelinjafyklovin867
    @tsiahelinjafyklovin867 6 лет назад

    Mampalahelo le toe-tsainan'ny Mr Willy ty ka, misaotra ny fahendrena nananan'ny mpisolotenan'ny MAPAR ny tenako. Ny safidimbahoaka no hitsara, aza malahelo amin'ny ilay clip anao Andriamatoa Willy. Aza magnambany olo avy ambanivolo kara io anao monsieur Willy.

  • @hanitrasehwi8262
    @hanitrasehwi8262 6 лет назад

    Rajoelina mijoro handresy lahatra ny namany panao politika matanjaka aty ivelany. Ravalomanana mijery ifotony ny ponina an-toerana sy miraharaha ny vahoaka no tena laharam-pamehany zay vao mijery aty ivelany. Ny ahy RA8 hiany! Diso anjara nareo raha Rajoelina tadiavinareo, so ho lasa tompony hangataka ny atiny eo.

  • @stellogermond1158
    @stellogermond1158 6 лет назад

    Raha ny amiko, avelao hilatsaka ny olona rehetra de ho tsarain'ny vahoaka, raha tsy izany dia tsy mahatoky valeur izay manakana izany!

  • @rakotondrasoamiaratianaand3387
    @rakotondrasoamiaratianaand3387 6 лет назад

    Hita taratra amin'izao izany ny ahavon'ny lentan'ny adi-hevitra ao Anosy sy Tsimbazaza ao. Izao ve ny ataonareo dia mbola ho tohizana hatramin'ny 2030 ihany? Lazainareo fa tsy manjary aby izay nitondra teo nefa nareo tsy niala tamin'ny toerana tamin'ireny fotoana ireny fa mbola eo ihany nareo fa ny akanjo fotsiny no miova lava.

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 6 лет назад +5

    Mahalala fomba ilay MAMPARA , Merci @ sagesse fa tsy sauvage sahala @ sasany

    • @francisdepaul444
      @francisdepaul444 6 лет назад +3

      Maminirina Eulalie , asehony fa olona nahazo fanabeazana izy, ireto sasany toa hoatrany tsy misy azo antenaina mihitsy

    • @rosalietinah8606
      @rosalietinah8606 6 лет назад

      Tsy manan-kevitra le MAPar fa miagahaga fotsiny

    • @maminirinaeulalie9504
      @maminirinaeulalie9504 6 лет назад +1

      Hendry sy mahalala fomba ilay Mampar

  • @judithyorah2827
    @judithyorah2827 6 лет назад

    maro ny resaka fa ny IEM an Rajoelina atreto no mbola maharesy lahatra!tena miandry azy ny vahoaka mijaly

  • @sederaralaiarison3744
    @sederaralaiarison3744 6 лет назад

    Raha mijery izao don-dresaka izao dia efa hita miavaka be sy miharihary fa ny MAPAR dia olokendry sy olona mahalala fomba ary mahay miresaka tsara, fa ireto mpisolelaka @ fitondrana kosa sady tsy mahay maneho hevitra no tsy mahalala fomba na kely aza. Taiza ary ireo olon'ny HVM ireo no nianatra? Sa izay ilay hoe jamban'ny vola dia lasa manaonao foana sy miteniteny foana?

  • @farasoayolanderazafindrako2271
    @farasoayolanderazafindrako2271 6 лет назад

    Fanjakana tokana, fanjakana tia tena, mijaly ny vahoaka, tsy misy jiro, rano, be dahalo, kidnaping, faty faty, tsy misy raha manjary, raha olona hendry ny president amizao dia tokony hiala izy

  • @lantosoaramatoa6564
    @lantosoaramatoa6564 6 лет назад

    Ampianaro ny zaza ry malagasy!raha amolavola projet ianao amin'ny fiainana dia mila mipetraka oe iza no anampy amin'ny moyen financier!fa raha tsy izany dia lasa nofinofy otran'ny an'ny HVM zao.4 taona teo kanefa tsy hita zay vita dia mbola ho alefa amin'ny 2030!ko tsy ho faty eto

  • @gasyihany
    @gasyihany 6 лет назад

    Ianareo mianadahy mpiandraikitra ity fandaharana ity tokony entitra kokoa @ fitantanana ilay adihevitra. Vina no resahana nefa dia mivoaka lavitra be ny resaka matetika. Mba firy aminareo ireo izao no tena namaky ary nandalina ireo vina 2 na 3 efa nipoitra ireo? Ao anatin'izany ianareo tompon'ny fandaharana. Ianareo no tokony hamoaka sy hanazava aminay mpijery hoe izao no ao anatin'ireo vina ireo, ny heriny sy fahalemeny sns. Tsy hitako mihitsy hoe inona no azoko noraisina mahakasika ilay vina.

  • @holinirinarasolofondisa8516
    @holinirinarasolofondisa8516 6 лет назад

    Ka ny tenin’ny panao politika i ratsirahonana hoe Hery rajao= andry rajoelina . Tsy ny Madatsaka ra ihany no mampijaly ny vahoaka fa izao fiainana miakatra sy tsisy filaminana zao de efa famon’olona ankolaka e mba mieritrereta nareo fa ny tantara mipetraka e

  • @mikedienovan2998
    @mikedienovan2998 6 лет назад

    tsy aiko aloha fa de 2009 no nakaty de tena nitotongana ny farimpiainana e: insécurités, fahantrana, kolikoly, etc. tsy hoe nety be koa anefa talohan'izany fa mba tsaratsara kosa. ny taux de croisssance sy ny IDH koa manamporofo anizany na de oe indicateur ftsn iany aza reo. Tsy tokony fidiana ny olona manana double nationalité. Zavatra logika tsy tokony hahataitra zany. Ny hvm de mapar iany, machine iray no namokatra anreo

  • @lantorajoelison1543
    @lantorajoelison1543 6 лет назад

    Ilay wily ity ohatry ny tsy norme, alefa aiza moa hevitry ny vahoakanao ty e, manao resaka ambony ambany

  • @rasolofomananajeanberchman1166
    @rasolofomananajeanberchman1166 6 лет назад +1

    President Tsiranana kosa tsy nitondra takaitra ho an'ity firenena ity e !

    • @BondyMMG
      @BondyMMG 6 лет назад

      tsirana ary no tena nambola takaitra teto satria izy pion francais voalohany

  • @raoeralandison4765
    @raoeralandison4765 6 лет назад

    vahoaka tsy manana hevitra intsony izao fa tena reraka e! ny an ilay CT alahelon'' kanina!

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 6 лет назад +2

    Miteniteny fona ireto mpanohana HVM ireto, fa tsy hitany intsony ny fahatrany vahoaka sy ny vidingan'ny vidipiainana, efa mihinana maloto Rajao mihitsy ireo 😉😉😉😉

  • @lemaherylahbalita5239
    @lemaherylahbalita5239 6 лет назад +2

    Za mino tsara fa, olona tsy nianatra politika mintsy ty ngia willy ty , sa mihevitra ngamba lery fa ,refa miserasera @ olona manao politika 3, na 4 de fa ampy ilazana fa grand politologue izy

  • @raoeralandison4765
    @raoeralandison4765 6 лет назад +2

    CT ferme la bouche! tsy misy hilana anao eo marina e!

  • @ericrakoto138
    @ericrakoto138 6 лет назад

    Le Sybella tsy neutre fa toa miaro be an Rajoelina!!!?

  • @gauthierlucette6174
    @gauthierlucette6174 6 лет назад

    olona roa reo de mandany fotoana fotsiny fo no miteny fa loha ro ampiasa ho avy ro jerena ,fa tsy nilasa,, ny any andry rajoelina tompoko de nahazo anatra izy de handeha l'avant fa tsy hi critique an'iza iza , ary matoky azy izaho, izy raiky avao hampivoaka any madagascar andro iray maha eo azy matoky anao izahay pr"sident

  • @valoharavahoaka1516
    @valoharavahoaka1516 6 лет назад +1

    Vina lavitrezaka sy Vina fohiezaka no tokony hatao miaraka hifarimbonan'ny mpandraharaha Malagasy sy ny Mpanao politika Malagasy miaraka. Samy mitsikaraka ny lohany rehetra hitondra vola sy fandraharahana hanandratana ny sosialim-baohaka, ny fotodrafitrasa isan-karazany, ny fanabeazana, ny hanovana ny Lalana sy ny Rafitra ifotony no miakatra mba hamaly ny filan'ny Malagasy, miala @ ny Fokontany sy Fokonolona Faritra 22. Azo atao tsara ny manao 'Lohabary an-dasy' Faritra 22, ary mifanapatapaka andro vitsivitsy - miara-manapaka ny vina hiraisana, na vina azo ho tanterahana malaky io, na vina lavitrezaka! Ary mety sy hendry ny Malagasy efa manana Programmam-pampandrosoana ara firehan-kevitra sy ara fokokevitra toa ny Fanahy no Maha Olona(Ny Rado Rafalimanana)+ Federalisma Sahaza (ADN)+ IEM(Andry Rajoelina)+ Hery Vao(HVM)+ TIM + UNDD(Zafy) + AREMA + PSD ,.....Hampivadiana miaraka ny Programman'izy ireo mba hifanojo @ ny filan'ny Malagasy ankehitriny, miala @ ny Soatoavina Malagasy, mijery ny Nosy sy ny Fanandratana azy, ny harem-be ao aminy(Ny Nosikely manodidina feno harena / ny volamena / ny vatosoa/ ny aomby / Ny Tantsaha / Ny Mpanjono Malagasy / Ny Mpiasa Madinika Maro an'Isa / Ny Sisin-tany Malagasy / ....). Ary hialana, sy atao ho 'fady' ny mpanao politika mivohy ny 'culte d'individu'! Tsy fanompoana olon-tokana no atao fampandrosoana, fa ny fanompoana ny Tany sy ny Vahoakany!

  • @njarasoamiller3360
    @njarasoamiller3360 6 лет назад

    izany mo no mpanao politika eto amtsika!momba le IEM an Andry Rajoelina fa oe tsy mahay miteny frantsay izy!sad manao vavan mpiady atsena le mpomba le fitondrana Hery

  • @modesterobert7646
    @modesterobert7646 6 лет назад

    zaho kosa aloh tena mahatsiaro f mafy ny fiainana amzaw eh d mbola zany foan v no edivana hevitra eo f jerew ny fahantsana ny olombelona rehetra eh

  • @jeanmandimby1778
    @jeanmandimby1778 6 лет назад

    Tapaho ny micro-n'izay tsy manana anjara fitenenana fa misy be vava

  • @ianjamasimananaroger2375
    @ianjamasimananaroger2375 6 лет назад

    Na inona na inona lazainareo dia resaka politika ny cas Ravalomanana...aza mba manodin-kodina resaka

  • @tatooti6009
    @tatooti6009 6 лет назад

    hahahaha,teny tiako mihitsy ny namalian'ingahy UNDD an'ireto mpisolelaka ireto,aza atao mamparary fo anareo fitondrana amin'izay ity tsy fetezana mibaribary ity fa ekeo am-panetren-tena e,mba tsy hisian'ny disadisa sy hampitombo ny olana eto indray koa.

  • @jeanjohnary2863
    @jeanjohnary2863 6 лет назад

    MAPAR=HVM mpanao politika tia vola sady te hanan-karena vetivety daholo.

  • @sumanrai2798
    @sumanrai2798 6 лет назад

    Samby tss ivanazy andry mampijaly vaoka fon

  • @hajafahaleovantenarazafind3034
    @hajafahaleovantenarazafind3034 6 лет назад

    Marave system :)

  • @reyph742
    @reyph742 6 лет назад +1

    Le Milavonjy sy willy mody miaro ny fitondrana fahatany fotsiny fa mantena ny hilatsaka depute indray de hotohanan ny HVM de mody miaro le fitondrana efa lo. Lany henatra!

  • @randrianatenainasidonie1773
    @randrianatenainasidonie1773 6 лет назад

    HVM io tonga fitenenana hoe: lasa ny alika vo manangombato

  • @ainasoarado6093
    @ainasoarado6093 6 лет назад +1

    Mahitsy sy matotra ary azo harahina tsara ilay an'ny Mapar , ny an'ireto hvm efa hita fa tsy afaka sy tsy nahefa n'ininona mbola borosiana sy diovina ihany ! Fijaliana , fahantrana , tsy fandriam-pahalemana , ny kolikoly , ny fiakaran'ny fidim-piainana ,ny olana ara-tsaina sy ara-batana isan'andro mianjady amin'ny vahoaka ,.. ,....... ireo rehetra ireo no tazana sy zava -misy eto .

  • @fenoheryisraelrakotonirina6909
    @fenoheryisraelrakotonirina6909 6 лет назад +4

    mampalaelo ny mahita ny olona toa izao, mila fampandrosoana nefa tsy manana atao akoatry ny mitsikera ny olona izay manana hevitra anarina an'i gasikara.

    • @MrAltoneric
      @MrAltoneric 6 лет назад +2

      Depuit 58 ans vahoaky vahoaky toujours vahoaky ce ça les paroles des politiciens surtout vous les deputés ,nareo tena manimba Madagascar io et surtout 2 vous les Pamadika paltau comme vous Monsieur LES DEPUTES

    • @MrAltoneric
      @MrAltoneric 6 лет назад

      Vita io Mr le Député raha manana volonté zany fanisaham-bato zany nareo aza,projet de LOI 240 pager vita nareo ao antsibazaza demi jounée

    • @paubertjeta9339
      @paubertjeta9339 6 лет назад

      Misaina tsara aloha vao miteny sao halam-bahoaka : I lafrantsa no nikotrika ny fahantran'i Madagaskara. Dia any Rajoelina no misolelaka. Tsy vitan'izay fa ny Coordinateur Général n'ny IEM tompoko dia Frantsay hiringiriny ary mazava be fa tsy initiative n'ny gasy no hotanterahiny fa ny vina hanjanahana an'i Madagasikara @ endriny vaovao. NoooooooOOOOOOOOOOON -------------- Tsy mila izany izahay. Asaivo esorin'i Rajoelin aloha ireo "mpitarika ny IEM frantsay ireo" hahalalanay ny tena tsy fiankinan-dohany aminy dia mety hifidy azy ihany ny misaina.

  • @valeriaramiaramanana7289
    @valeriaramiaramanana7289 6 лет назад +1

    HIta eto @adihevitra fa tena efa mipetrapetraka ny programa sy tetikasan'i Filoha Andry Rajoelina amin'ilay IEM. Ny tenako amin'ny maha tanora ahy dia vonona ifanolo-tanana aminy amin'izay traikefa sy fahaizana noratoviko mba ho anjara biriky avy amiko hanandratana an'i Madagasikara.

  • @cassandramartin1842
    @cassandramartin1842 6 лет назад

    MILAVONJY ny vahoka e

  • @bacouli
    @bacouli 6 лет назад

    Fa maninona isakin'ny hiteny ilay Fanjaniaina dia tapahan'ilay willy sy mila vonjy foana , mba asio fifanajana ry Sibella sy Abraham a! , fa naona no avelanareo hivazavaza sy manapa-teny foana ireo olona ankiroa ireo , maazo mila ranodranony @ ity fitondrana tsy manjary ty ilay mila vonjy fa matoa Ravalomanana tafiditra eto Madagasikara dia tsy noho i Rajao miintsy no namindra fo nampiditra azy teto Madagasikara , ny tondrozotra no nampiditra azy teto , raha ny tin'i rajao dia tsy nampiditra andra8 fa voatery izy sinon tsy naazo aide ny FMI , jereo fa handeha hilaza ilay Fanjaniaina d fanahinin'ilay mila vonjy sy willy mitabataba mba tsy handrenesana ny marina , tena tsisy ilaina azy ilay willy sy mila vonjy . .Lasa ambany be ilay débat , sady tsy mahay teny vazaha hono no mivazavaza otran'ny mpiady antsena ! Tsy mpomba ny IEM rajoelina aho sady tsy manaratsy ny teny MALAGASY fa Olona tsy nianatra itony willy sy mila vonjy itony é! fa natao hiaro fitondrana tsy alehany sy , mpampahantra vahoaka fotsiny no nalehandreo tao !

  • @francoisemikanto2294
    @francoisemikanto2294 6 лет назад

    Mba tsinjarao mitovy hoa le fandraisampitenenana fa tsy mety

  • @lalarafalinjatovoson1697
    @lalarafalinjatovoson1697 6 лет назад

    Amiko a, toe-tsaina iany io... ny olona 1 ref halanao de izay ataony rhtr ts tianao avokoa. lay oe IEM zao ef azavainlay Mr 1 io oe "conception de projet", mbola "conception"... amin teny vahiny lay iz satria io ranga manakiana io v, raha izy miresaka amina vahiny de hiteny gasy? na ny fianarana narahinao ka nahatonga anao hiseho tv aza, mandainga ianao raha ts tamin teny vahiny.... dia ts midika akory iny IEM am teny vahiny iny, rah ny fijeriko, fa tsy hisy amin teny gasy rehefa gasy no iresahan io filoha teo aloha io... d mresaka vahoaka koa io Mr io, fa ianao ve zao "sûr", fa ny vahoaka mihaino anao teto ts tezitra amin fomba fanehoanao hevitra???

  • @deorthine9656
    @deorthine9656 6 лет назад

    Monsieur les députés iza moa n'y nahay any Ranjaonarimapianina teo.laha tsy avy aminy président Andry Ranjoelina aza mba maka langy io tsy raha vitany président tiky n'y eo mosary n'y vahoaka zao 98/ n'y vahoaka mijaly zao

  • @raoeralandison4765
    @raoeralandison4765 6 лет назад +4

    marina be ny an ny MAPAR! au moins objectif! ny UNDD koa mety!

  • @rajoniainatsirava8276
    @rajoniainatsirava8276 6 лет назад +1

    HvM aotra , mba mahalala reto menatra a , efa hita fa tsy mahavoa mbola hatsaraina ihany ! HVM :0,04 %

  • @mamitianarakotovao445
    @mamitianarakotovao445 6 лет назад

    Io projet IEM io efa projet taloha ihany e iza no tsy mahataka fa mangetaheta ambony ny lakana malagasy taoko efa nitady investisseur foana ny mpitondra teo aloha fa tsis nety donc iem c est credible pour les francais mais pas pour moi

  • @sparifelana
    @sparifelana 6 лет назад

    tena mbola very Ianao ry Madagasikara kelyliko! aza mbola misy manantena fihovana aps 2018! PREDATEURS DAHOLO! mbola Lainga daholo zany. Diniho sy heritrereto tsara fotsiny rehefa andantsa- bato ry Malagasy

  • @smithlydia7573
    @smithlydia7573 6 лет назад

    Ny famahana ny olan'ny vahoaka malagasy 22 tapitra no tokony resahinareo fa tsy ireo président 4 tonitononinareo io , ...za mahita evitra tsara hisivanana ireo mpitondra tia tanindrazana sy tia ahazo vola fitsiny ....ohatra : ataova tsangatagnana eo anivony fivoriany député reo ny hoe " hatao 2.000.000 fmg ny karama député reo " , za mino fa tsy misy ny hanangatanana reo , 1 zay ................

  • @NONDA2007
    @NONDA2007 6 лет назад

    nareo milaza hoe vahoka vahoka mijaly reo IZA AMINAREO REO NO EFA MBA NIJERY ? NIZARA , ZE NISY TEO ANTANANAREO HOANREO VAHOKA MIJALY REO IZAAAAAAAAA
    enao depute androy TSY MENATRA VA ENAO MAHITA TY ASA NDAHALO LAVA ZAO ANY ATSIMO , TSY MENATRA VA ENAO MAHITA NY LALANA IHOSY FARADOFAY RATSY , MBA SOKAFY LAY NY MASO EEEEE

  • @nirinahoulder1638
    @nirinahoulder1638 6 лет назад

    f inona no antony ts nitenen'ity atao hoe Andry rajoelina s n tariny ity teny Malagasy e? sa ve ts tiana ho fantatry ny malagasy zay teneniny? Asandrato ny teny reny ary ataovy @ toerany de handroso ny malagasy.

  • @ianjamasimananaroger2375
    @ianjamasimananaroger2375 6 лет назад

    Za dia efa fay tamin'ilay fampanantenana delestage 3 volana...ka 2030 ahoana ary

    • @smithlydia7573
      @smithlydia7573 6 лет назад

      Mampalahelo ny fisainana mpamao politika gasy , hatramin'izao zay manao débat ,tsy mbola nisy niresaka zavatra anavotana ny malagasy
      @ fomba aingana , resaka madagasikara anie resahana fa tsy tokantrano nareo efa-dahy na reo président teneninareo reo

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 6 лет назад +2

    HVM aloha 00/20 ilay vina fa tsy misaina ny manohana anio , tsy tia ny ho avy ny gasy

  • @sjsjsjjhshssbsj9322
    @sjsjsjjhshssbsj9322 6 лет назад

    misaotra anareo nitafa2 e .

  • @jackieharison8532
    @jackieharison8532 6 лет назад

    Tsisy fahalalam pomba mihitsy fa mitsaitsaingontra be fahatany,tsisy fifanajana daholo.zao ve mpanao politika.mba asivo lalana le fomba fitenenana fa tena tsss.
    Olom baovao no ilaina fa nga ireo telo lahy ireo irery no afaka hitondra firenena.tsika mponina Malagasy ba fay,fa tsy mora vorebireby am tsisy dikany.olona efa tsisy ilaivana azy reo telo reo bola tediavina ho fidiana ihany.sokafy io maso io.

  • @rianarasoarimalalariana8397
    @rianarasoarimalalariana8397 6 лет назад +2

    TSS olona hifidy anareo tsony ty VHM Léo anareo n vahoaka ,marina mintsy fa nanjaka tokoa n malaso satri n fiainan dratsinareo non nimasohanareo , Léo zahay ,Léo, Léo mazava????

  • @ravmbodysalaka4714
    @ravmbodysalaka4714 6 лет назад

    Varoty am snou sy karàna iany aloha ny tanimbary bersimitatatra fa zay malagasy mboly tsy te hinambary sady mbola te handray karama varimasaka eny am zone. Fenoy iany aloha ny pôsinareo ry be sandry sy be povoara fa ts manin mintsy. Refa voky nareo de mandrezatra zahay.
    Bande de voleur. Oui vous etes tous des voleurs . J espere juste que vos enfants ne sachent pas que leur parent sont des escro et qu il ne chopent pas le gastro en mangeant des henakisoa sy vorotsiloza isanandro

  • @lalaomirana7383
    @lalaomirana7383 6 лет назад +1

    Hita marigny anao Willy fa adala. Vetivety miteny tsy mahay teny français nefa eo koa mahay. Megnatra zahay olo avy agnalanjirofo teneninao. Tena vendran-tay. Mampalahelo ray aman-resinao manan-janaka karaha anao milelatra tongotry ny mitondra. Mba ino moa raha vitanao anao raha ianao teo am ct. Mihinam-pory ny mpitondra foana

  • @tahinaandria6997
    @tahinaandria6997 6 лет назад +1

    Rehefa manaraka ny tantara ny tenanay dia hita miharihary izao fa ilay IEM aloha hatreto no Programan'asa sy vahaolana maty paika sy maharesy lahatra kokoa satria efa ela nanomanana sy mazava tsraa ny tanjona ao anatiny dia ny hamaha ny olana ifoton'ny vahoaka Malagasy. ilay Vina fisandratana 2030 an'ny fitondrana kosa dia rediredy sy nofy ririnina fotsiny ary plagiat. I Ravalomanana kosa etsy ankilany tsy manana programa fa propagandy mialohan'ny fotoana no mahamaika azy ary ny tsapa dia ny famerenana ny fananany fotsiny ary hita @asa ataony ao @Commune Antananarivo ao izany. Mitarika aloha hatreto iznay ny hevitr'i Andry Rajoelina ary inoana sy antenaina fa ho tontosa soa amantsara satria ny ho avy no banjinina ary mendrika hoavy mamiratra i Madagasikara

  • @nyavotrarandriamalala4642
    @nyavotrarandriamalala4642 6 лет назад +1

    Ny zavatra mahagaga ahy aminareo manenjika sy manaratsy anjambany an'i Président Rajoelina ireo fotsiny dia ity: tamin'izy nitondra tetezamita tsy nisy famatsiambola avy any ivelany fa voafehiny ny inflation ary voafehiny ny vidim-bary sy vidin-tsolika tsy hiakatra ary ny karama nakariny 10% isan-taona, kanefa ataovy ny fampitahana tamin'ireo mpitondra goaikantitra rehetra tohananareo raha nahavita izany ianareo. Mba tiako ho hita kely ny reaction anareo ireo rehefa tafitan'io zandry kely io i Madagasikara

    • @herylantoramanda5186
      @herylantoramanda5186 6 лет назад +1

      Ny Avotra Randriamalala firy isanjaton'ny malagasy moa no mpiasampanjakana? Firifiry ny orinasa malagasy potika sy nakatona? Firifiry ny malagasy very asa lasa mahantra fadiranovana?
      Misy antotan'isa mivoaka ihany koa any eo ho eo @ 27 eo ny gasy tao @ fitondrana HAT lasa milionera @ euro

    • @Chango775
      @Chango775 6 лет назад +1

      mba fantatrao moa ramose hoe zany ra8 zany no nandany vola amankarena nanao lobbying eran'izao tontolo izao hanafaizana ny vahoaka, hanafoanana ny AGOA ary nahavery ny asan'ny malagasy 200 000????Mbola manana fo mitempo ve zany olona izany hoe mpiray tanindrazana aminao dia vitanao ny mandany vola mihintsy mba tsy hananan'ireo asa??fa ireo no nanao in anao???

    • @eddyrazanamasy2475
      @eddyrazanamasy2475 6 лет назад

      Fa anga adino namamana nfanondranana aren nataony joelina nsatroka volamena mpanjak bois d rose Mo joelina ni hery ni tim ts nahasoa nfrenena olombaovao fidina

    • @eddyrazanamasy2475
      @eddyrazanamasy2475 6 лет назад

      Mamod Houssein tsotra Re nohamed aleo ravalo aza mba nias n olona fa nenareo nanakarena tsniafina fa lalao vola joelina fanetribe nfirenena

    • @rosalietinah8606
      @rosalietinah8606 6 лет назад

      Bdb ny fozaorana lasa langoust tamn'ny andron'ny tetezamitatra.

  • @deorthine9656
    @deorthine9656 6 лет назад

    T'Y WILLY TIKY KO MALAHELO KANINA TENA HIPROCRITE BE

  • @alisontahianarazakamandran1824
    @alisontahianarazakamandran1824 6 лет назад

    mankasitraka f mazav tsar ny fanehoankevitra nataon'i RAZAKAZAFY Jean Marc ary nampiseho fihetsika mendri-piderana tanterak nanoloana ireo niarak niady hevitr aminy 2 haf zay mnw hevitr bontolo ftsn ilay UNDD ndray dia anisan'ny nametrak toerany ho ts miandany na iza na iza

  • @lalaomirana7383
    @lalaomirana7383 6 лет назад +1

    Aza manonononona foana ny anaran'i Jehovah Andriamanitra ry MILAVONJY adala. Firy kilao tain-dramampiesona laninao zay fa mbo iha mbo gegy io. Na masonao laly mbo karaha maso sokaky

  • @dood587
    @dood587 6 лет назад +1

    MILAVONJY amin'i Willy ve manofy e? Fa iza no mitondra na mitantana ny firenena mandritra ny 4 taona mahery izao ??? ary manao ahoana ny FAHORIAN'NY MALAGASY hatramin'ny androany ?? Kolikoly ,goragora,tany tsy tandalàna, tsy fandriampahalemana sns..... Asa lahy !!!

  • @Chango775
    @Chango775 6 лет назад

    misy alahelo-tseza tam androndRajoelina mints i Willy ty

    • @sumanrai2798
      @sumanrai2798 6 лет назад

      Mamod Houssein samby tss ilavanazy daholo na m.p.r) R.j.m) RVL samby namotika vaoka daholo

  • @augustinra.505
    @augustinra.505 6 лет назад

    Tsara lay dondresaka fa tsy nisy ekipa TIM no nahavoa azy

    • @tahinaandria6997
      @tahinaandria6997 6 лет назад +1

      ka ny ekipa TIM tsisy vina sady tsisy programa fa propagandy ho famerenana ny fananany no ataony koa! mba menatra kosa ny TIM

    • @mcachoum
      @mcachoum 6 лет назад +1

      Tsy dia kapoakan Tim le mifanasa vangy pour rien. Sady ny media rehefa tsy hvm de mapar e.

    • @eddyrazanamasy2475
      @eddyrazanamasy2475 6 лет назад

      Kindidrenaw enw no napahatra ngasy e averno nfanana gasy fa nivarotra harena gasy enaw

    • @eddyrazanamasy2475
      @eddyrazanamasy2475 6 лет назад

      Rajoelina anga mievtra fa dodoto ngasy

    • @rosalietinah8606
      @rosalietinah8606 6 лет назад +1

      Ka ity 2 em division raha oe bol no resaka fa TIM efa 1 ere division

  • @soafararaveloson7405
    @soafararaveloson7405 6 лет назад

    sady impoli b le mpanohana hvm reto. mahamenatra

  • @kassimouassoumaniaboudou7375
    @kassimouassoumaniaboudou7375 6 лет назад

    mila invitation ity ranamana ity antsoy izy zandrikely an

  • @nalisoarajerison2172
    @nalisoarajerison2172 6 лет назад

    dia mbola masahy milaza ihany ny olona mpanaradia izao fitondrana HVM izao fa mandea ny raharaha eto!insecurité, ny vidim bary!midina ianareo ifotony hahitanareo azy

  • @mohamednohman8163
    @mohamednohman8163 6 лет назад

    C'est malheureux au pro hvm dans ce don dresaka de justifier le bien fait du grouvernement HVM alars que la réalité est loin de la .Opinion d'un simple citoyen

  • @noelinerasoarimalala2638
    @noelinerasoarimalala2638 6 лет назад

    Ny anay aloha dia Andry Rajoely,misaotra ny Mapar fa hendry mananjatena

  • @rayannomenjanahary7630
    @rayannomenjanahary7630 6 лет назад

    tsara mihitsy le vina ho tanterahiny Andriamatoa Andry Rajoelina ary dia tonga ny mazava ho any Madagasikara

  • @ndrainy
    @ndrainy 6 лет назад

    Ny mapalahelo de ity ny adin ny mpitondra 3 lahy avy ao Antananarivo de lasa blocage ho an ny province rehetra ny solution de ny Etat fédéral ihany e.

  • @magabomarygrace4768
    @magabomarygrace4768 6 лет назад

    Le mapar ko ten ts mb maay manindronA mints fa otran oe amorainy fon le fanakianan atw azy sad ts mb maay manazav tsar,,aza manasa an io tson @ manarak ry Abraham fa las zay mpanohan TGV ndray no marary fo amle izy ts mb maay manaz tsar fangamb izy mis stress,jereo izy otran ol mivarotra danaka zany

    • @lantosoaramatoa6564
      @lantosoaramatoa6564 6 лет назад

      ra mivovo ve ny alika dia ivovo ko ianao?mila ovaina ny toe-tsainareo ra izany

    • @valeriaramiaramanana7289
      @valeriaramiaramanana7289 6 лет назад

      mety tsy MAPAR ianao fa ireny no tena atao hoe fahendrena sy famendrehana

    • @tahinaandria6997
      @tahinaandria6997 6 лет назад

      raha tena MAPAR ianao dia nampianarin'i President Andry Rajoelina fahendrena sy famendrehana hatrany fa tsy ady antsena ohtrn ataon'ny HVM sy TIM akory

    • @magabomarygrace4768
      @magabomarygrace4768 6 лет назад

      Mila manazav tsar ranga fa ts midona ny resaka,,,ita ve fef oe lainga avoko no lazaonreto HVM reto d ts mb miezak manazav fa otran mitana takolak ftsn,,,anisany nitolon 2009 mints n tenako ary mb mait anreo zay MAPAR asaina eto ndra2y fa mb mahafapo tsar mints ny faneokeviny

  • @sophianeify
    @sophianeify 6 лет назад

    Mampiomehy koa ilay oe tsy mahay teny vahiny. Mampiseho izany fa tsy vonona ny handroso. Mampalahelo ahy ireo manary aina ireto fa miteniteny foana.Tsy misy intelligence na kely akory aza.

  • @lalaomirana7383
    @lalaomirana7383 6 лет назад

    Hita fa tena halahelon-kanina ny ana ra Willy eh. Afa-baraka, vita hatreo ny momba anao satria sido mpamadibadika palitao loatry ianao. Tsy Manana hazon-damosina le dala