Aho zao tena mandray ny tenin'i Fleury. R... Marina fefa vita io fa tsy haresy mihintsy i Tojo..... Fa raha fifidianana madio iny dia resy ny TGV fa lasan'i Tovo 75% io
Ty ceni ty tena tsy alehany mihitsy fa reo no tena responsable zao zava doza mahazo ny malagasy zao Voavidimbola nareo, mbà mahalala menatra e, mba mahita tory ve nareo mpandainga sy mpangalatra ireo, tsy misy eritreritra, tsy mataho -tody
Koa zao e, takio ny vato safidinareo, Aza manaiky omena lay matoa tgv io ny safidinareo. Takio miaraka ny fahamarinana, : mpanohitra rehetra miaraka Am vahoaka , Raha izao no mbola hitohy d asa ray olona, mifohaza daholo fa Aza manaiky ireo mpangalatra ireo Efa zao ve ny fiainana d mbola tsy hietsika foana ianareo🤷🏽♀️
Hoatrany voa fandrebirebena lay fokonolona rehatra zay nanaiky ny hanoloan'ny chef pokontany...... Bado tena very saina b dolo.... Zao v nareo vao tonga saina e... F tokony nitroatra dolo ireo....... Zay lay magi magi magi.... Miaro asan'ny DEVOLY io fitondrana io.
Ovao amizay ilay disika efa loaka, raha mba te hahita mangirana fa aza manankorontana Firenena fa ianareo no ho tsarainay Vahoaka mahefa eo,ataovy ihany fa eo isika samy hahita
Tsy hainareo zay anaty voiture ireny..... Pacifik sy fahamari'ana..... Zzao no vokany.... Ny hafa f niomana f ela.... Tsy maintsy manao défense izy ko..... Fa ny mpanohitra pacifika sady malemy...... Aiza ny gros bras nareo... Milaza ambava fa tsy hanaiky n'inona, tokony tany Fktn ny fanoherana d tokony f miandry, ary tsy hanaiky mihintsy fa tsy matohitra akory.... Mahakivy b ny fisehoan'izany rehetra zany...... D miandry lay fahamarinana tsy manaiky....... Tokony i Tojo irery fa tsy nanaraka azy i Ra8..... Ie d miandry ny reaction'i TIM....
Bla bla com dab Resaho izay tianareo resahana fa efa mazava fa i Cédric Dia manao izay tiany eto. Na ianao Io aza raha tiany aolana (azafady) Dia haninona anefa ianao ???
Aok'izay ny fanekena lembenana an ireto mpangalatra ireto. Mankahery ny TIM rehetra!👊💪🙏
Dia inona ary ny tohiny e..... Mba lazao fa tsy atao blablabla.... Ilazao ho renay lay izy......
Aho zao tena mandray ny tenin'i Fleury. R... Marina fefa vita io fa tsy haresy mihintsy i Tojo..... Fa raha fifidianana madio iny dia resy ny TGV fa lasan'i Tovo 75% io
Izay miihitsy
Mifohaza amin'izay ry malagasy. Izao no fotoana tokony hialan'ireo mpanao didi-jadona sy tsy tia tanindrazana ireo . TOKONY HITARIKA NY TOLONA IZAY FANOHERANA REHETRA MIARAKA TSY MISY ANKANAVAKA . AZA AVELANAREO IRERY NY VAHOAKA .
Ty ceni ty tena tsy alehany mihitsy fa reo no tena responsable zao zava doza mahazo ny malagasy zao Voavidimbola nareo, mbà mahalala menatra e, mba mahita tory ve nareo mpandainga sy mpangalatra ireo, tsy misy eritreritra, tsy mataho -tody
Mpikarama an'afdy ireo membres n'ny CENI.Kanefa izao iea no mpanankarama? Dadabe N(j)oely! 😅😅😅😅
Ity Guy Maxime ity koa no tena azo atao hoe malemy tsy azo.
Koa zao e, takio ny vato safidinareo, Aza manaiky omena lay matoa tgv io ny safidinareo.
Takio miaraka ny fahamarinana, : mpanohitra rehetra miaraka Am vahoaka ,
Raha izao no mbola hitohy d asa ray olona, mifohaza daholo fa Aza manaiky ireo mpangalatra ireo
Efa zao ve ny fiainana d mbola tsy hietsika foana ianareo🤷🏽♀️
Tena marina . Mbola hanaiky izao ihany ve nareo . Mifohaza ry mpanohitra rehetra . Tariho ny vahoaka fa miandry anareo izy ireo
Hoatrany voa fandrebirebena lay fokonolona rehatra zay nanaiky ny hanoloan'ny chef pokontany...... Bado tena very saina b dolo.... Zao v nareo vao tonga saina e... F tokony nitroatra dolo ireo....... Zay lay magi magi magi.... Miaro asan'ny DEVOLY io fitondrana io.
Fanjanahana amina endrika vaovao io
Ovao amizay ilay disika efa loaka, raha mba te hahita mangirana fa aza manankorontana Firenena fa ianareo no ho tsarainay Vahoaka mahefa eo,ataovy ihany fa eo isika samy hahita
Tsy hainareo zay anaty voiture ireny.....
Pacifik sy fahamari'ana..... Zzao no vokany.... Ny hafa f niomana f ela.... Tsy maintsy manao défense izy ko..... Fa ny mpanohitra pacifika sady malemy...... Aiza ny gros bras nareo...
Milaza ambava fa tsy hanaiky n'inona, tokony tany Fktn ny fanoherana d tokony f miandry, ary tsy hanaiky mihintsy fa tsy matohitra akory.... Mahakivy b ny fisehoan'izany rehetra zany...... D miandry lay fahamarinana tsy manaiky....... Tokony i Tojo irery fa tsy nanaraka azy i Ra8..... Ie d miandry ny reaction'i TIM....
Mbola hilatsaka fanintelony io raha mangina isika
Entano ny olona e
Bla bla com dab
Resaho izay tianareo resahana fa efa mazava fa i Cédric Dia manao izay tiany eto.
Na ianao Io aza raha tiany aolana (azafady) Dia haninona anefa ianao ???
Mba manana toe-tsaina demokratika ry TIM ah mbola averiko ihany,mahaiza miaiky fa resy t@ fifidianana,izany Ra 8 izany efa aloham-bahoaka mba ekeo eh