doc holliday malahelo aho

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024
  • rock

Комментарии • 39

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 Год назад +2

    Aza malahelo fa tsy misy very namana izany, raha tena namana.

  • @rabiabertin41
    @rabiabertin41 5 лет назад +3

    Ok ra Deads a! Big rock 1 tao mahamasina no niresahako voalohany t@nao, moa Raphl efa nirevy indrepa tao antrano. Milay reo zokibe reo ka.
    ✌🤘✌

  • @zohoby3522
    @zohoby3522 5 лет назад +4

    zany vazo zany! Fanajana honzalah zoky be isany! 👍👍👊

  • @thiers526
    @thiers526 8 лет назад +9

    simple et original;il vit ses chansons et nous fait ressentir...mahatsiaro anao n'y akama tena favy e...✌

    • @fanouandria8866
      @fanouandria8866 4 года назад +2

      Mahatsiaro anao mihitsy ny akama tena favy eee...

  • @miamitinarajoelison6859
    @miamitinarajoelison6859 Год назад +1

    nanana occasion za niara nirevy sy nivazo niaraka t@ Deeds fony nianatra teny @ lycée gallieni. Souvenir milay raiketiko soratra eto.

  • @902cris
    @902cris Год назад +1

    2023 mbol mlay foana

  • @miamitinarajoelison6859
    @miamitinarajoelison6859 5 лет назад +4

    Fin 2018, tsy manadino an Ra-Deeds!!!!

  • @honoremamitianaramangason9126
    @honoremamitianaramangason9126 3 года назад +2

    Malahelo aho fa hody ianao rahampitso
    Nilaozanao izany ty tanana an!
    Rahoviana indray vao hifankahita
    Malahelo aho ka mahatsiaro very

    REF: Lasa ianao fa tsy tamana an
    Nilaozanao ity tanana
    Lasa dila ka tsy tana
    Tavel'irery ity akama ('ty akama eee)
    Iza indray izao no ho namako
    Itafako sy ilalaovako
    Maharary ty foko manirery
    Mahatsiaro anao ny akama tena favy e
    REF: Lasa ianao fa tsy tamana an
    Nilaozanao ity tanana
    Lasa dila ka tsy tana
    Tavel'irery ity akama ('ty akama eee)
    Iza indray izao no ho namako
    Itafako sy ilalaovako
    Maharary ty foko manirery
    Mahatsiaro anao ny akama tena favy e
    REF: Lasa ianao fa tsy tamana an
    Nilaozanao ity tanana
    Lasa dila ka tsy tana
    Tavel'irery ity akama ('ty akama eee)

  • @reiralijing675
    @reiralijing675 5 лет назад +6

    tena trop loatra aloha fa ts tanty ny alahelo maheno an'ilay vazo ka ... tena mbola ho faty amin'izao ka

  • @magairimagairi1097
    @magairimagairi1097 3 года назад

    dila tkou ry leirony, bon voyage bandy akama fa nilay ny tety a!

  • @thiers526
    @thiers526 8 лет назад +2

    lasa ny tena mpanao rock e...R I P zoky be a!!!!

  • @yvsparym1673
    @yvsparym1673 6 лет назад +1

    Ndryyyyyy otrany hitany masoko eto ny fiarahana taloha Deads Raphl Rado sns

  • @erictita8058
    @erictita8058 8 лет назад +5

    manembona @zao! lasa elah fa zaho mihira ny vazon'elah !!!

  • @hobyrandriamizaka
    @hobyrandriamizaka Год назад

    A l'epoque de super bazar analakely..milay leitsy ry akama «tena favy » a..merci eh

  • @Just___Louane
    @Just___Louane 3 года назад +1

    Novembre 2020 tiako

  • @hagaralambotsiferanaravali8045
    @hagaralambotsiferanaravali8045 5 лет назад +1

    Nilaozako tokoa ny tanana ka tavela irery ny akama

  • @salimoaly6635
    @salimoaly6635 3 года назад

    TEGNA MARIGNY , TSITAMANA IZY rip

  • @Chango775
    @Chango775 8 лет назад +1

    tsy ho adino ny fiarahana tao amindra-bekiky teo ami Exquis ra-Deads, Rafl sns RIP

  • @ratovoheryainamirindra1478
    @ratovoheryainamirindra1478 8 лет назад +2

    tena ef ela a nntady anty fa tena ts nahita mht kay mbl nis version an doc,
    tena le original ian raga n mlay a,miaik an Doc a,ten miaik

  • @sitrakaandrianjanahary5756
    @sitrakaandrianjanahary5756 8 лет назад +1

    reveko ito version an i doc ito é!! milay nareo é

  • @suzannefari5753
    @suzannefari5753 8 лет назад +1

    soa leroa fã tohizo ah

  • @rasoanirinahasiniainaraiss6352
    @rasoanirinahasiniainaraiss6352 4 года назад +1

    Mankasitraka e

  • @randrianaivogeremioh9157
    @randrianaivogeremioh9157 8 лет назад +6

    les génies oubliées par la société

  • @claudiamasztalerz1790
    @claudiamasztalerz1790 2 года назад

    Aza mandainga leitsy ry baina fa , ratsy eo aza zay matory tsara nareo

  • @Ra-gypsy-angelo
    @Ra-gypsy-angelo 2 года назад

    Iza avy moa ry zalahy tamizany ?

  • @randrianandrasanandimby5211
    @randrianandrasanandimby5211 5 лет назад +1

    Tena tsara projetena marina ty clip ty a (je vise :p )

  • @johnkendrix785
    @johnkendrix785 6 лет назад +1

    Tiako loatra ity vazo ity

  • @invisiblears
    @invisiblears 8 лет назад +1

    efa ela no notadiavako an'ity hira ity

  • @paulrazafimanantsoa9147
    @paulrazafimanantsoa9147 7 лет назад +1

    Deeds, yes

  • @andrianinarajoharison7865
    @andrianinarajoharison7865 7 лет назад +1

    tiko loatra e! izany ny hira tena hira! f ngah moa io zoky mpihira io efa lasa le?toa mahita oms mirip?

  • @herilazatojoarivony7888
    @herilazatojoarivony7888 3 года назад

    milay fona LESY e

  • @dzakks
    @dzakks 6 лет назад +1

    teo am Super bazar, RIP

  • @celineberg2616
    @celineberg2616 7 лет назад +1

    dose be RaDeads

  • @randrianarisoalee8389
    @randrianarisoalee8389 8 лет назад +1

    Masak tsar !!!

  • @Sendradagogmail
    @Sendradagogmail 8 лет назад +1

    Milay be ,souvenir miaraka à bandy akama(akama tena favy eh!)