Marcellin Ianonjafy - AOKA MBA HANARA-DALÀNA IANAREO IZAY MANAO PROPAGANDE ...
HTML-код
- Опубликовано: 28 ноя 2024
- NIKORAGNA NY ÔLOBE , TANDRIGNÊSA SADY APARITAHA NY KORAGNA
Magnoloagna ny raha nisy tatoato mahakasiky ny kabary maro samihafa izay mety hitaondra fivakivakisagna eto amin'ny Commune Urbaine De Sambava , dia nitaondra teny fagnanaragna ary hafatra amintsika jiaby eto antampontanana ny Ray Aman-dReny Marcellin Ianonjafy .
Ray Aman-dReny an-tanàna , Solombavambahoakan'i Madagasikara teo aloha voafidy teto Sambava , Ben'ny Tanàna teo aloha voafidy teto antampontananan'i Sambava ary ôlo mahazo honondraha ...
AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Igny ny amin'ny e !
Misaotra anao zokilahy. Isaorana Zagnahary zahay mbola managna olobe magnanatra.
Masigny ny Tanindrazagna ! Mazava loatra eky hafatra zegny lahaby ê , ary teny masigny no hetin ' ity Ray amandreny ity , koa anjaran- tsika tsirairay mandiniky !
Koa mankasitra , ary managna Ray amandreny ny managna anao, koa ho ela velogno !
Bonjour Mr Marcelin !!!
Merci de ton intervention
Docteur Eustache
Tany misy olo-be tsy miady zaza
Hitanao zio ramose fialonagna satria imera Io mavitabe Ary olo avy ampita aty ka tsitiany hitazona Io toeragna Io nefa ndreky olo sambava mahazohonondraha rah maha megnatra misaotra anao
Mahagaga zaho aminandre baka zalahy ôlo kara igny edy fidinandre Tsisy raha tsara momba i zalahy io nefa mbôla fidinandre fô isaka fifidianana Angiriany eky andre
anareo reto moa mifoka sy migoka daholo . inona no lalana misy eto dago depuis 1997 tsiny lalana zany eto dago . lalana izay tia atao atao eto dago .
Mamangy Norbert ts olo avy sambava fa navy ao mandrebireby olo ny sambava adosoa naro à sambava zio mamangy Norbert io olo bado
Marina ninao ee zaho nahita zign karah ef hafahafa ee tena marina kon olo koefa mahazo fahefana dia ef manindry2 edy nahazo tehina na tingozo @ fanjankana ef hikapoka edy toetra ts mety zegn @ naka