GRAND DOSSIER MANANJARY du 25 novembre 2016 by koloTV

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 9 ноя 2024

Комментарии • 6

  • @AbdoAbdo-jt6zn
    @AbdoAbdo-jt6zn 8 лет назад +1

    Isorana anareo kol tv nanao fandaharana ity

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 6 месяцев назад

    Mitabataba ianareo ankehitiiiny..laharana faha izao i madagascar am fahantrana...i rajaon doza izay mitabatabaankehitrony hoe mijaly ny vahoaka sahirana ny vahoaka...nega harenany iz nomendraja nul trandrajan ireo sinoa...tsy fanompana malagasy mpiray tanindrazana va ny nataon i tajao lelenne bavin alika be tabataba ankehitrinybhoe mijaly sy sahirana ny vahoak nefa dia diabio no ntaony??? Vraimrnt con le meck..con con con.

  • @ramenaandriamiseza966
    @ramenaandriamiseza966 8 лет назад

    afindrafindrao ho antsika mianakavy

  • @jean-micheldiego4057
    @jean-micheldiego4057 8 лет назад +1

    aaaaah Madagasicar ! réveillez vous ! NE VOUS LAISSEZ PAS FAIRE ! info: 7 kg d'or = 270 000 euros!

  • @zanatanyantakaragna2021
    @zanatanyantakaragna2021 8 лет назад

    Def miomana isika vahoaka malagasy ankoatran'ireo mpamarotra
    tanindrazana ao @ HVM (Rajaonarimampianina sy ny forongony) ireo fa tsy
    vitan'ny hoe efa lafo @ vahiny ny tanindrazantsika, dia ho tratran'ny
    cancer na homamiadana ihany koa ny ankabeazan'vahoaka malagasy
    nohon'afitsokan'ireo Sinoa ireo. Minia mikipi-maso ry zareo
    tompon'andraikitra @ity raharaha ity ka asakasakintsika vahoaka ny tsy
    handray fanapahankevitra hentitra @ty raharaha miatra aman'aina ity.mba
    hijanonan'izao raharaha izao.
    Ny sinoa tompoko mahay Angilisy fa mody fanina ry zareo manao hoe tsy
    mahay teny angilisy ireo. Nozanahan''angilisy izy ireo taloha ka ny angilisy
    no teny faharoa ampesan'izy ireo any Chine. Tokony roahina miala tsy
    misy hatak'andro eto @firenena izy ireo fa mamono ankolaka ny vahoaka sy
    ny taranaka faramadimbin'ny malagasy sy ny tontolo iainantsika eto
    Madagasikara. Tokony mitondra mpandika-teny sinoa ianareo ref otran'za fa zareo mody fanina manao tsy mahay langue angilisy.