Ny fahamasinana 10-01-16

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 11 дек 2024

Комментарии • 22

  • @raharimalalaescarida5393
    @raharimalalaescarida5393 3 года назад

    Amen deraina jesosy misoatra @ fampaherezana tena manasitrana jesosy aleloa @ zao de nahino ny toriteny de sitrana ny fo zh amen deraina jesosy

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n 4 месяца назад

    Makasitraka tompoko,fa tena tsarabe ny toriteny! Masina ny tompo amen 💒💓💓💓🙏🙏

  • @stephanieesthe9549
    @stephanieesthe9549 3 года назад +3

    Amen! Misaotra JESOSY malala

  • @anastancesenerela4613
    @anastancesenerela4613 4 года назад

    Amen deraina anie Jehovah aleloa enganie samy voakasika ny teny ny olona rehetra amen

  • @fhdhdhddhdhdhea6707
    @fhdhdhddhdhdhea6707 2 года назад

    Amen
    Merci Jésus Amen

  • @jhennieandreah9054
    @jhennieandreah9054 5 лет назад

    Aleloia amen.
    Mankasitraka ranadahy Tantely fa tena miasa mahery amiko Jesosy amen

  • @Tatamoharisoafleurette
    @Tatamoharisoafleurette 3 месяца назад

    Deraina JESOSY amin.ny tenin ny Fahamarinany AleloYAH

  • @roseblanche9430
    @roseblanche9430 8 лет назад +1

    Masina anie ny tenin'Andriamanitra. Manamsaina anay amin' ny fahamarinana fa ny teninanao no fahamarinana. Amen! 😇
    Fa tena tapaka ny tsinaiko @ lay hoe : " Jesôsy ve nanao HIP-HOP tety an -tany??" Hahahahaha 😂😂😂😂😆😅😂😂
    Tohizo fa mafinaritra no sady mahasoa ny fanahy ! Hallélouia ! AMEN

  • @yantkuwait2710
    @yantkuwait2710 8 лет назад +3

    salama tompoko Ranadahy Tantely zah mbola manana fahazaran dratsy tsy mety afaka amiko mihintsy mora tezitra de manao ampo nefa efa miezaka fa tsy mety

    • @kristianave5380
      @kristianave5380  8 лет назад +9

      Yant kuwait > izao no fahamarinana : raha nateraka avy any ambony ianao, araka ny resak'i Jesosy ao amin'ny Jaona 3, dia lasa olona vaovao, lasa ny zavatra taloha (II Kor 5/17). Tsy misy ezaka ataonao intsony fa ny ilainao dia ny FINOANA ny fahamarinana izay milaza fa "ny toetranao taloha dia efa nariana, ary efa notafianao ny toetra vaovao (Kol 3:9,10)" . ny Fanahy Masina ao anatinao no mamoa vokatra tsara dia ny hatsaram-panahy sy ny famelan-keloka. Efa niara maty tamin'i Jesosy teo amin'ny hazo fijaliana ilay olona taloha ary nalevina ary nitsangana olom-baovao niaraka tamin'i Jesosy ianao, tsy lalàna ho anao intsony ny fahatezerana sy ny lolom-po fa lasa feno fitiavana ianao. Ny hazo fijaliana no nanafaka, ny rà no manadio, ny Fanahy Masina manazava, manome hery, ary mamoa voa tsara! Delivren'i Jesosy amin'ny fahatezerana sy lolom-po ianao rehefa manatona Azy. Raha mbola miezaka isika, dia manjary misy fireharehana sy fieoboeboana raha mahavita ka hilaza hoe noho ny hezaka nataoko no tsy nahatonga ahy ho tezitra sy hanao lolom-po, fa isika tsy mahavita na inona inona, fa i Jesosy no nahavita ny zavatra rehetra ka dia MIANKINA Aminy fotsiny amin'ny FINOANA fa Izy no manatanteraka ny zavatra rehetra ho antsika! Mahereza

    • @suzannerasoa6557
      @suzannerasoa6557 6 лет назад

      @@kristianave5380 Amen be

  • @mbotizandryelissah8769
    @mbotizandryelissah8769 5 лет назад +2

    Amen dia Amen

  • @sitakw6071
    @sitakw6071 7 лет назад +1

    Amen misaotra jesosy

  • @heritianaminoofficial478
    @heritianaminoofficial478 5 лет назад +1

    amen
    amen

  • @valsovercome902
    @valsovercome902 7 лет назад +2

    Amen!!

  • @reginapayet9827
    @reginapayet9827 8 лет назад +3

    Alleluia misaotra Jesosy fa na dia atany lavitra aty aza aho mijery izao fampianarana izao dia tena nikasika Ahy tokoa Ianao ary tonga tonga taty amiko herin'ny Fanahy Masina sy fanafahànao Tonga taty amiko Alleluia Alleluia !!! tsy Andrimanitra akaiky tokoa i
    Ianao fa Andriamanitra amlavitra ihany koa Afaka aho Jesosy fa ianao tena manafaka!!! Jaona 8: 36koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo dia ho afaka tokoa hianareo !!!misaotra JESOSY misaotra JESOSY Jtm Jtm Jésus 💕💕💕💕💕💕💕👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍

    • @roseblanche9430
      @roseblanche9430 8 лет назад +2

      Hallélouia!! AMEN 😇

    • @kristianave5380
      @kristianave5380  8 лет назад +3

      Deraina ny Tompo fa Izy no mametraka ao am-po ny fitiavana Azy amin'ny alalan'ny Fanahy Masina!

  • @mamala5498
    @mamala5498 3 года назад

    Amen

  • @malalaniainasetrachristell5103
    @malalaniainasetrachristell5103 4 года назад

    Aleloiaaaa

  • @jhennieandreah9054
    @jhennieandreah9054 5 лет назад +2

    Afaka mba mahazo num phone & adresse misy trano fivoriana be tompoko azafady?

  • @charlesjaomamy8210
    @charlesjaomamy8210 7 лет назад +2

    'NY fitiava'na