Début de dérive de Madagascar ! Le peuple est à genou actuellement dans la pauvreté sans précédente. Le peuple est trahi et on rumine le remord actuellement. 😢😢😢
Je ne sais s’il lui arrive de regarder ces vidéos de lui où il disait tout ça et comment il doit se sentir en regardant ce qu’il a fait du pays maintenant.
miafina, mikonokonona teti-dratsy, manaratsy sy manome fitondrana, izany ny zava -nisy 2009, izany zavatra nataon'ireo tamin'izany, afaka natao tsara no nisambotra an'ireo dia nogadraina, nanaovana proces toa ny appolo21
Le K ....ty
Nanomboka teto ny fahasimbany firenena. Arabaina fefa tonga mahantra indrindra i Madagascar 16 taona aty aorina.
Merci! grace à vous, Madagascar est le pays le plus pauvre au monde
Début de dérive de Madagascar ! Le peuple est à genou actuellement dans la pauvreté sans précédente. Le peuple est trahi et on rumine le remord actuellement. 😢😢😢
C'est très violent et crimes contre l'humanité ! Où sont la justice internationaux par rapport à çà ?
😢😢😢
Tsy andry Rajoelina ihany no fototra fa ny vahoaka malagasy tento Antananarivo izay nanaiky hanongana azy!
Zao rehefa vendrana zao miaraminanfatiny
Vendrana maramila gasy
Je ne sais s’il lui arrive de regarder ces vidéos de lui où il disait tout ça et comment il doit se sentir en regardant ce qu’il a fait du pays maintenant.
Tsotsoka manimba TANINTSIKA raharahany v inona
MAIKA NY NANONGANA SY CHANGEMENT NEFA POTIKA CHAOS TOTAL ILAY FIRENENA ANKEHITRINY.
Zao mihinan ny tsy fihinany
Maintenant Rajoelina Andry a trop peur qu'on lui fait la même chose.
@@Rasahy-s4o MAHINA
Mbola ho avy koa ny tsy metin’ireo miaraMila voabaiko tamizany. Bado be nareo, ho avy ny tsy metí nareo mianakavy nanongana ireny
Efa mivoaka ny marina...
Nanomboka ny taona 2009 ,nivarina ankady i madagasikara,tsy antenaina intsony ny mbola hahatafarina azy 😭😭
miafina, mikonokonona teti-dratsy, manaratsy sy manome fitondrana, izany ny zava -nisy 2009, izany zavatra nataon'ireo tamin'izany, afaka natao tsara no nisambotra an'ireo dia nogadraina, nanaovana proces toa ny appolo21
Radomelina devoly mpamono vahoaka. Zao izy matahotra mafy sao hiverina aminy ny nataony,
Hiverina aminao anie ny nataonao Radomelina
Zao n'y bokatry n'y ganonganampa'jakana. Aiza Zao M/ra ? Mihoty n'y Vokany Zao ry Rolland Ratsiraka
Merci beaucoup pour votre partage .
Ry tanora malagasy am izao fotona ozao jereo trara io vidéo io
MISY FITSIPIKA VOLAMENA MILAZA HOE: IZAY TIANAO HATAO AMIN'NY TENANAO DIA ATAOVY AMIN'NY HAFA ALOHA. HO TANTERAKA ANIE IZANY.
hozao nagnino ma holo ny côtier fona mety atao fitovagna ary nagnino anaro lelahy avy erany faritry Madagascar no matiny fitiavanbola ary masaky mamono vahoaka malagasy anaro arakafetagna iro io maramila holo avy côtier jiaby io manpalahelo anaro andivozinolo iragna mamono vahoaka de mety drefa tsisidikany anaro iragna mamono vahoaka malagasy manpalahelo drefa io vola amiadro anaro io tsiadagnanaro fa raha juste amonoagna taranakanaro vola atakalonaro zazagnanaro azalahe ranagnino loatra ee azafady ee anarotokony iaro zehe vahoaka dreky amono zehe 🇲🇬❤️🙏🙏😭
tena foza orana mits lay rajoelina
NAREO AKIZY TANORA REO JEREO TRARA IO VODEO IO
Madagasikara Zao minana fatiny
traky nify marikoriko
Efa nangotran ny hamamiany daholo ko anie zay niaraka ,fa ny pisavitra no mbola mitsetsitrq hatram zao
De ao a ni 2025 Zao hanao ni fanao drai ve
President de mes fesses
Zay anisany nanampy anao t@ io tolona t@ izany f @ zao vao efa ts
Efa ts gasy intsony k miala, f vonjeo fantsay f efa any no sahaza @ nao.😡😡😡😡😡😡😡😡😡
Tsisi rano tsisi jiro de bedabe ni mati mosary