𝐏𝐀𝐑𝐈𝐒𝐇 - 𝐒𝐎𝐋𝐘 (HIVAZO SAMOELA 2020)
HTML-код
- Опубликовано: 15 сен 2024
- Titre : Soly
A/C : Samoëla RASOLOFONIAINA
Interprète : PARISH
𝑷𝒂𝒓𝒐𝒍𝒆 :
Dinta kely miraikitra anaty loha
Mikiky malefa ny ati-doha
Mahazaikazaika toa saribakoly
No itiavako anao re ry kala soly
Oh rahoviana vao hitako ianao
Ilay manano « danse »,
Na tratrako manao « théatre » hariva amin’ny « Alliance »
Kizitina ery rehefa miasa maraina fa manao « stage »
Mipetraka lava ao anaty biraon’i « Bourdon Voyage »
Isan’andininy :
Matimatin’i Soly aho
Potipotik’i Soly
Taratara amin’i Soly aho
Revirevin’i Soly
Hantahanta sy ditra ary koa hakamoana
No maika nitiavako ana ore ry Kala-Soly
Fa toy ny sakay tao anatin’ny rora
Nankafihiziko ihany na mamoaka mony
Oh rahoviana indray vao mba ho hitako ianao
Ilay mi-« Jean » manga sy « pull » fotsy amin’ny tapany ambony
Ary volo tsy mba mety lava
Fa ho atolotro anao,
Tononkiran’i Elie RAJAONARISON
Sy ranomasina masirasira ao anaty balônina
Fa nafoiko daholo ny zava-drehetra
Efa i Soly no mamiko toetra
Nafoiko daholo, ny hany fananako
I Soly ihany koa no ivavahako
Tonony sy Feony : Samoëla RASOLOFONIAINA
Efa tsara hatramin'ny voalohany ity hira ity. Fankasitrajana ho an'i Samoëla. Fa ilay feon'ity mpihira ity kosa mbola manga kokoa raha oharina ny an'i Samoëla.
Samy manana ny tiany sy mety amin'ny sofiny marina :)
Je n arrête pas d entendre cette chanson,vraiment merci c inoubliable ❤❤❤❤❤❤❤❤
Oh 😮ty hatsarampeo merci 🙏 ❤
Tiak EE mercii bcp parish eee
Parish 💓😍
Bas hainao zaka tianay😎😎
Inn kay azafady indrandra ny titre anle tononkalon'i Elie Rajaonarison voalaza eto?
Merci ee❤❤❤
Tsarabe le hira ein❤❤❤
Ty feo ❤️
❤❤❤❤top
J adore ❤
❤❤❤
tsar eeee
Reveko be .... kiasy nety e ...
🥰🥰❤️❤️❤️❤️
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Tsara be. O 1:11
❤❤❤❤top
❤❤❤❤
❤❤❤❤