Missotra pastera fa fiainako aminizao ny torinteninao nandalo zavatra maro sy mafy fa mbola ity aho visa sisa no angatahako vavaka mba hisy valimbavaka amen makasitraka indindra tompoko aleloia
Mankasitra indrindra fa ten manampy be amizao fianinana sarotra izaho ny toriten,Isaorana Andriamanitra fa mbol nomen fahasalamana sy fofon'aina isika.Amen deraina ny Tompo avo indrindra🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Zavatra ny tany fona,fahombiazana eto an tany fona ,jamba mihintsy za taloa ilay nakao ,tsy misy fampibebahana,fa resaka miracle fona,hitako tao @ RUclips ny vidéo maka pouvoir miracle any Afrika du sud.,avy eo feno ny rex henjana,tongava saina ry reto a,mamaky baiboly,misy mihova ve ny fanahy nao,sa mbola feno ota,tiko nareo,Jereo ty RUclips ty (Jesus c’est Jesus).Gaga za hoe nisy mpikambana niala tao Xavier lohondohony tao fa niala du coup nisy ra la terre,mamaky ry reto baiboly aa.Jesosy sy ny Teniny ihany.Hitako nakany Canada,fitakina vola re zany par carte bancaire sns,mampiasa baiboly izy fa zavatra hafa,fa tsy misy fiainana.aiza ny fibebahana.manao spectacle fotsiny.Ilay baiboly havadiny ny dikany rhf manazava izy.mitsoka sy mampianjera tsy misy An zany ao @ baiboly.Tsy tiko ho any helo ny gasy matoa za mandany andro manoratra any ity.deraina Jesosy
Mamaky baiboly ny olona ka,ka enw zao mahalala hoe fahotana ny manao ratsy de tsy tokony manao zan,fa tsy miandry pasteur na bishop foana hiteny anao anizany,zah tsy mpino ao fa betsaka ny karazana Lesona noraisiko t@ alalany bishop Patrick

HALELOUIA AMENA🙏🙏🙏

Thanks for the light you bring to our understanding. GiG; We're lucky to have you Dad! God bless you.
Misaotra tompoko.Mafinaritra!
Makasitraka tompoko.
amen
🙏🙏🙏
Jereo you tube (Jésus est Jesus)
Zavatra ny tany fona,fahombiazana eto an tany fona ,jamba mihintsy za taloa ilay nakao ,tsy misy fampibebahana,fa resaka miracle fona,hitako tao @ RUclips ny vidéo maka pouvoir miracle any Afrika du sud.,avy eo feno ny rex henjana,tongava saina ry reto a,mamaky baiboly,misy mihova ve ny fanahy nao,sa mbola feno ota,tiko nareo,Jereo ty RUclips ty (Jesus c’est Jesus).Gaga za hoe nisy mpikambana niala tao Xavier lohondohony tao fa niala du coup nisy ra la terre,mamaky ry reto baiboly aa.Jesosy sy ny Teniny ihany.Hitako nakany Canada,fitakina vola re zany par carte bancaire sns,mampiasa baiboly izy fa zavatra hafa,fa tsy misy fiainana.aiza ny fibebahana.manao spectacle fotsiny.Ilay baiboly havadiny ny dikany rhf manazava izy.mitsoka sy mampianjera tsy misy An zany ao @ baiboly.Tsy tiko ho any helo ny gasy matoa za mandany andro manoratra any ity.deraina Jesosy
salama, mba azo omena ve lay lien ny youtube "Jesus c’est Jesus"?
Ohatry ny mijery fa tsy hita ao lay izy!??
Misaotra mialoha tompoko.