Tena hita mitsy oe olona feno hery na amin'ny alalany eto amin'ny écran aza aho dia mahatsapa fahafenona ny herin'ANDRIAMANITRA sy ny fanatreany, ALLELLLOYYAHH
Gloire soit rendu à Dieu seul, merci soeur Pepe shine, que Dieu vous oint encore plus pour ammener son peuple dans une autre dimension de gloire en gloire.
Rehefa mihaino hira ty za dia mahatsapa ny kasikan'Andriamanitra. 🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥. Arotsahy amiko ny afon'ny Fanahinao Tompo o. Mankasitraka anareo o, dia tahiani Jesosy nareo
ILAIKO NY HERINAO VERSE Toy ny tany karakaina, ka mila rano Mangetaheta aho, Ilay ranonoran'ny Fanahy Maniry mafy anie aho, ny hokasihiNao indray Avia Fanahy oh CHORUS Tsy manaiky aho Fanahy raha tsy kasihinao indray Ilaiko ny heriNao, ilaiko ny heriNao BRIDGE Avia Fanahy oh
Io ny version officielle, fa tamin'ito live ito izy niampy chorus hafa sy ampahany amin'ny hira hafa CHORUS 2 Tsy manaiky aho Fanahy oh Raha tsy kasihiNao indray Ilaiko ny afoNao (x2) OUTRO Ny afon'ny Fanahinao (x2) Mirotsaka eto (x2)
Tena hita mitsy oe olona feno hery na amin'ny alalany eto amin'ny écran aza aho dia mahatsapa fahafenona ny herin'ANDRIAMANITRA sy ny fanatreany, ALLELLLOYYAHH
Milanao Izahay Fanahy Masina hameno anay!
Whaowww.Feno fanatrehan'Andriamanitra be .Gloire à Dieu. Merci Pepe f tena tsara be.
Tsara loatra le hira amen
Gloire soit rendu à Dieu seul, merci soeur Pepe shine, que Dieu vous oint encore plus pour ammener son peuple dans une autre dimension de gloire en gloire.
Amen ! Sois bénie Voula Lemaine
Mitondra be ny feon-dry wow....rehako ny hery ao anatiny Gloire à Jésus !!!!Puisse Dieu t'utilise encore plus plus plus avance Soeur!!!!!!!Amen!!!
Amen amen ! Ho Azy anie ny Voninahitra fa izaho dia fitaovana ihany ! Tahian'i Jesosy Zo !
Rehefa mihaino hira ty za dia mahatsapa ny kasikan'Andriamanitra. 🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥. Arotsahy amiko ny afon'ny Fanahinao Tompo o. Mankasitraka anareo o, dia tahiani Jesosy nareo
Haleloia, amen ! Tongava aminao araka izay irian'ny fonao Nathalie Ravoniarinosy 🙏 Tahian'i Jesosy
@@pepeshine8003 ❤ amen
Alléluiaaaa voninahitra ho anao Jesosy ô
Sa diso za♥️🙏🏾🙏🏾♥️♥️♥️❤️❤️❤️
Ilaiko ny herinao Tompo ô 🙏🙏😭😭😭
Amen 🙏🙏🙏
Fenoy aho Fanahy ô!
Aleloia kay ve dada yves no fifombadinao Faly be ny foko na tsy avako aza fa piavana ao @Tompo
Aoka n'y Afonao FANAHY Hammene anayl
Aleloia 😇 😇 😇 😇 😇 AMEN
Aleloia tsara loatra ♥️❤️🙏🏾♥️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
❤️🔥
🔥🔥🔥🔥🔥💓💓💓💓💓💓
Afon'ny fanahinao
halleluia
j'aimerais bien connaitre la chanson d'origine svp si c'est possible, anglais ou quelle langue? ❤️❤️
C'est en malgache 🥰
Mety mahazo tonony ve azafady
ILAIKO NY HERINAO
VERSE
Toy ny tany karakaina, ka mila rano
Mangetaheta aho, Ilay ranonoran'ny Fanahy
Maniry mafy anie aho, ny hokasihiNao indray
Avia Fanahy oh
CHORUS
Tsy manaiky aho Fanahy raha tsy kasihinao indray
Ilaiko ny heriNao, ilaiko ny heriNao
BRIDGE
Avia Fanahy oh
Misaotra indrindra
Io ny version officielle, fa tamin'ito live ito izy niampy chorus hafa sy ampahany amin'ny hira hafa
CHORUS 2
Tsy manaiky aho Fanahy oh
Raha tsy kasihiNao indray
Ilaiko ny afoNao (x2)
OUTRO
Ny afon'ny Fanahinao (x2)
Mirotsaka eto (x2)
Tahian'i Jesosy Christian
Tsara loatra, mahereza @ asan'i Tompo