Raisina madiodio ny vola n'a maloto fihaviana ahhhh!!!! Andeha hividy vahaolana bé Dia be Zay oooo!!! Tsy misy vola tsy nangalarina fa Samy manana ny halatra Io... Musique et parole très divertissantes.
Zay v lessy vo arako leh vazo lé kiii , tonga d soukousséo mintsy ry zalah ah , milay b "Rah mbola eo felana sy ny vola... Vo tong ny vola d mody sahirana lessy ny tai-tsaka"😂😂😂🙌 aleo hilam eh
Miforotra iray @lay voapasoka ny olana ve fa alamino ooo (mbola pasoy, mbola pasoy) Ratsy forme indray indry dia ny akanjo no mody omena tsiny ooo (defaut anao, defaut anao)
Milay ny feeling an'lisany. Mba miova theme fa tsy ordinaire be ohatry ny an'ny rehetra. Tohizo fa milay e
Cv kosa aaa.gadona kara io fo ndro mety @nareo💪💪💪😍😍😍😍🔥🔥🔥
Raisina madiodio ny vola n'a maloto fihaviana ahhhh!!!!
Andeha hividy vahaolana bé Dia be Zay oooo!!!
Tsy misy vola tsy nangalarina fa Samy manana ny halatra Io...
Musique et parole très divertissantes.
Mankasitraka..mlay e..six av aty Guyane française 🤗😜👌👌🤙🤙🤙🤙🤙🤙👊👊👊👊👊🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
milay eeeeee!! ayeeeee ayeeeeee
Ici Dj TSIX !!! za maka an'lesany fona waa eeee
Tsarabeeeee 🥰
Tsara zany! Tohizo fa mlay b.
Ayeeeeeee 🔥🔥🔥🔥🔥🔥
Mlay rangah lisany ry Zalah!!!! Reveko fona lay zavatra miavaka ataony nlisany @ reo artiste afa! Tohizo fa Mlay eh
ayeeeeeee ayaaaaaaaa
Norma ry zalah le gadona sy le feeling anlisany ah ,Tohizo ,🤙
Ankafiziko le gadona africain a
Fa tohizo bravo
maiiiiimbooo ndreeentyyyy aaaaaaa
Aon iny nianjera farany iny e!!😜😆😜😂😅😂👏👏👏
Milay ka, mankasitraka eeeez
ok rangah ral aaa maimbondren ty aaaaaaaaaaaa
mlay eeeeeee😍😲😲👊👏👏👏👊👏👊✌✌✌✌✌✌
ayeeeee..norma be ry kotonavan'reto a
Reveko oooooooooooooooooh !
Ayeee 😊😊😅mba meo karama ry reto reo zaza reo a😅
Zay v lessy vo arako leh vazo lé kiii , tonga d soukousséo mintsy ry zalah ah , milay b
"Rah mbola eo felana sy ny vola... Vo tong ny vola d mody sahirana lessy ny tai-tsaka"😂😂😂🙌 aleo hilam eh
Efa in 5 njery an le izy ah fa latsaka fona eo @le kotonavaaaaa 🤣😂🤣
Milay nareo❤❤❤❤
Suraaaaa
Miforotra iray @lay voapasoka ny olana ve fa alamino ooo (mbola pasoy, mbola pasoy)
Ratsy forme indray indry dia ny akanjo no mody omena tsiny ooo (defaut anao, defaut anao)
Kotonavaaaaa for life 😂😍✨😊😊😎😎
😂🤣😂
Ary ty fan be an...
Inona rehetra atao ankoatran PD hono?tsy reko tsara...krkrk
Reveko be! 👍👍🙏🙏🙏
ayeuuuuuuuuuu
M'lay e!
Bravo les gars. 👍👍👍👍👍👍🔥🔥🔥🔥🔥🔥💪💪💪💪💪
top le clip maitraaaaaaaa aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
wanoooo mamazay nenlah hhaahahh
Tsara eeee
Mamilaza marina lesy lisany ry kotonava a mlay lisany e👊👊👊👊👊
Tsy maharaka felling mintsy anay
Merci eeh
milay lisany !
❤️
Mankasitraaka ehh
Tiko daholo ny hiranareo. Tsy mankaleo na isanandro aza mihaino azy. Milay e
mba tsidio ko ty channel ty ry malagasy hajaina ah!! suur Wada sy Yoongs aah!
Nejera kotonavany fa mavesatr be le sipa am farany 😂😂,,milay rangaaaa zay maka anlisany
👊❤
Reveko be !!
miaraka @ voay🐊🐊🐊🐊🐊🐊
👍👌👌👌
Tsara le gadona f tsis zava-pantako le tonon-kira !!!
Mafinaritra eee
Ayéeeeeee
👊☝️...
milay
🔥🦍
trés bien les gars
Très *
sur e! tiako ndreik moov nareo mtsam ✌👍😎
Tsara b kousa
mafy nareo ee...zah miaky cva be
tsara zalah a . reveko le hira mampadihy ny ety antanana
Tsy nampoizina ilay fiovana gadona, fa milay ka mety amlisany
tsihita hita f be tsosa.....norme e
Mlay ranga lisany e 🤣😂😁😄😃😀
Ao tsara le clip
mlay laisany eh
Olandi
Mlay e
lisany no mpanao soukouss tafa teto dago
maka tsirony be rasta ao arina io kkk
Kikolaka
ao tsara ranga a.. kkkkk... toizo fona. zay maka anareo
milay ry koto a
Reveko ilay feeling an'ilsany ry zalah a!
milay
MILAY FOANA VAZON LISANY E
Felana sy ry Vony
Afaka be xD
Soa
Tsy trap tsony tsika zany a
le vazo milay fa le hanaovanareo anle biby otran tsy reveko...
Mdrrr zay le valinteny tsy ampy fisainana fa fanatisme bête. Efa kopy a fa tsy kobonao zany
SUR E
Ljo
norm ranga any @ ts itambady mints le clip
reveko lisany e
Milay 😂😂😂😜
Ilay bandy rasta manao survet Maitso tena mahalatsaka le 🤣🤣
Norms b Le vazo e
.
XD
😂soa
kez dahol zay atsahamamy rehetreee sitraka kely 0:59
ity ve ny originale ry kotonava ruclips.net/video/H2vDOLQhQgA/видео.html
Olandi