ATON'ICH FT MR SAYDA - MANANTENA IHANY (LYRICS VIDEO 2020)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 5 сен 2024
  • Re-upload
    Abonnez vous

Комментарии • 33

  • @rmbladle6193
    @rmbladle6193 4 года назад +9

    Mampamangy ry tiana raha toa ka leo Fa izaho koa tsy hitana e Tsy ifanerena ny fitia Veloma masiana raha toa tsy tamana e! Mahità ny tsara any Tsara tsy misy kianina fa tonga lafatra ô Raha ny tenako aloha efa niezaka saingy indrisy e! Avo ny volana ka tsy takatro ô. Hifonako e! Mahalala minona ny aty rehefa ahilikilika Mahay manarina fitia rehefa avy ravaina ô, Nefa ilay fitiavako anao mbola tsy mety maty Tsy maty fa miandry anao ô Ka mampamangy akia ry tiako (veloma mampamangy e e) Tsy mandrakizay fa veloma ihany ô Raha sendra mahatsiaro, adiresy tsy miova Lay fitiavako anao koa tsy maty Fa mbola manantena ihany ô Fiarahana tsy fonja ka hoe hifanery Raha mihevina mahatsiaro anao aho fa tsy hoe voan'ny sery Ranomasina manonja ny fiarahantsika Faravodilanitra manalokaloka ny masoandro tsy hibaliaka Tsapao fa mangatsiaka e Efa maty efa ela lay afo nilelalela be Efa niezaka aho fa tsy haiko aloha ianao ô Ankehitriny aho reraka to de ravao ô. Mahalala minona ny aty rehefa ahilikilika Mahay manarina fitia rehefa avy ravaina ô, Ianao 'lay mamiko indrindra no lasa nipitsika Ka na boto be tahaky ny inona dia savolaina be Ka mampamangy akia ry tiako (veloma mampamangy e e) Tsy mandrakizay fa veloma ihany ô Raha sendra mahatsiaro, adiresy tsy miova Lay fitiavako anao koa tsy maty Fa mbola manantena ihany ô (instrum) Ka mampamangy a Veloma ihany e Ka mampamangy a Veloma ihany e Ka mampamangy akia ry tiako (veloma mampamangy e e) Tsy mandrakizay fa veloma ihany ô Raha sendra mahatsiaro, adiresy tsy miova Lay fitiavako anao koa tsy maty Fa mbola manantena ihany ô Mbola manantena ihany Tafiako ny fanantenana Mbola hihaona indray andro any Mbola manantena ihany Tafiako ny fanantenana Mbola hihaona indray andro any tononkira.serasera.org/hira/mr-sayda-misi-sayda/manantena-ihany-ft.-atonich tononkira.serasera.org

  • @jayahrakotondrabesa4413
    @jayahrakotondrabesa4413 4 года назад +6

    Mlay ranga Atonich zay maka anao ..😎👌✌👏

  • @mamyrollandratovoarisoa2620
    @mamyrollandratovoarisoa2620 4 года назад +3

    Mlay bé!!! Zah maka anlisy eeeee!!!

  • @soamiadanavaleriezomanandr7560
    @soamiadanavaleriezomanandr7560 3 года назад +2

    Merci Mr sayda and Aton'ich fa tena Milay 💖💖💖💖

  • @GinnellGinnell
    @GinnellGinnell 2 месяца назад

    Kiass bro👍🏻🤙🏽

  • @marson-lj
    @marson-lj 3 года назад +2

    Good Job Guys (y)
    Can't stop listening...

  • @markyinina1710
    @markyinina1710 2 года назад

    Tsara be, l' arrangement est impeccable

  • @TsotraRahalahy
    @TsotraRahalahy 4 года назад +4

    Alefaso Sayda

  • @marielsrasounirinaclaudett7593
    @marielsrasounirinaclaudett7593 4 года назад +3

    Mlay e!!

  • @mamizaraclemencia4470
    @mamizaraclemencia4470 3 года назад +1

    ❤️❤️❤️tsara loatra

  • @TheMTahina
    @TheMTahina 4 года назад +3

    mandona be fona e, miampy anle duo vomai ao tsara

  • @nambinintsoakanto5857
    @nambinintsoakanto5857 4 года назад +2

    Mlay😍

  • @herinirinajuliorakotomalal1692
    @herinirinajuliorakotomalal1692 4 года назад +3

    Milay e! Reveko be le arrangement... Top!!!

  • @mandafandresena8901
    @mandafandresena8901 3 года назад +1

    fa mbola manantena hatrany

  • @hajainalimby9724
    @hajainalimby9724 4 года назад +5

    top

  • @felaniainaravelonirina4475
    @felaniainaravelonirina4475 3 года назад

    tiako, ts' art be!

  • @randrianarivelofaratiana8921
    @randrianarivelofaratiana8921 3 года назад

    💖💖💖💖 TSARA B

  • @ryadrann7832
    @ryadrann7832 2 года назад

    Apropos le hira 😂
    Tsara ka mba asio Hira momban'ny anivaka

  • @toavinamandresyrandriantse2900
    @toavinamandresyrandriantse2900 4 года назад +4

    mlay

  • @fanaikynyharijery8277
    @fanaikynyharijery8277 3 года назад +2

    Tko💖

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie3132 4 года назад +4

    💕💕😍😍

  • @mioratsiafohy23
    @mioratsiafohy23 2 года назад

    mlay eee

  • @thierryandri3204
    @thierryandri3204 3 года назад +1

    ts makaleo mints eh

  • @manourasoamahavory7353
    @manourasoamahavory7353 Год назад

    ❤❤

  • @ginnotrakotoarinoro35
    @ginnotrakotoarinoro35 3 года назад +1

    Norme e

  • @harilalanjatovogauguin7335
    @harilalanjatovogauguin7335 3 года назад

    Oaesa

  • @Josh-xray
    @Josh-xray Год назад

    ❤❤❤❤❤❤🎉

  • @ericnas3777
    @ericnas3777 4 года назад +3

    mlay e

  • @larryrakotoniaina1526
    @larryrakotoniaina1526 2 года назад

    😋

  • @anjaratianafaneva7971
    @anjaratianafaneva7971 3 года назад +1

    Bolo

  • @ymeldaravololonirina8393
    @ymeldaravololonirina8393 3 года назад +1

    mlay eee

  • @KIX2007
    @KIX2007 3 года назад +1

    top