"Zanako" Live Session 100%Gospel Part I

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 17 сен 2024
  • A/C : Kanto Diavolana
    Rem :
    - Chazah studio
    - Kap'tiora
    - Son: Hery Rakotozanany
    - Valahara Café Antsirabe
    Tiako ianao, eny hoy aho
    Omeko anao ny ilainao rehetra
    Sy izay tokony ho anao
    Tiako ianao, eny hoy aho
    Omeko anao ny ilainao rehetra
    Satria zanako ianao
    Fa mihoatra noho ny eritreritrao
    Fa mihoatra noho izany no omeko anao
    Tsy adidy fa ny fitiavako anao
    No anaovako mihoatra noho izany
    Izay tsy takatry ny saina
    Tsy izay tokony ho anao ihany
    Fa fiainana sy fiadanana no efa nekeko omena mandrakizay
    ho anao

Комментарии •